Normal

1. mandrindra ( 08/09/2005 10:03)
Saika teny henoko isanndro izy io. Normal iny, tsy normal iny; norma izany, tsy normal izany. Ampiharina amin'ny fitondratenan'ny olona na fomba fiheviny sy fihetsiny izy io. Vao misy manao zavatra dia lazaina hoe normal na tsia. Inona aminareo izay hoe fitondrantena normal izany? Tena misy ve izany normal izany?
novalian'i deghany ny 19/10/2005 13:55
2. pika ( 08/09/2005 10:15)
:-w:roll:8O
ny parfait angamba no tsy misy fa ny normaly kosa mety misy mety normaly @ zavatra 1
sa mitovy ihany zany :idea:
3. Veloo ( 08/09/2005 17:40)
matoa miteny oe normal na tsy normal satria mande ny logique-nao...ka dia tohizo fa tsara...:-D:-D
4. fijo ( 08/09/2005 20:00)
norma raha mifanaraka amin'ny zavamisy ka
5. Herimiafina ( 08/09/2005 20:22)
Misy normes namboarin'ny RAR sy ny fiaraha-monina, ny fianarana, ny Fiangonana, sns ao aminao ao, ary izany no hahalalanao hoe manaraka izany na tsia ny zavatra iray na ny olona iray.

Fa le norme miovaova isaky ny olona satria ny tsy norme amiko mety norme amin'ny hafa. Ny olana dia imposer-n'ny olona foana ny norme-ny dia asiany manaraka an'iny daholo ny olona rehetra raha tsy izany lazainy ho adala tsy misaina.
6. fijo ( 09/09/2005 04:41)
izay,adala izay hendry iray ao anatin'ny adala arivo
7. mandrindra ( 09/09/2005 09:08)
Raha azoko tsara izany dia tsy misy ny norme fa samy manana ny azy. Ka raha izany ve tsy izay mahay pli vava sy be sandry no hametraka ny azy ?
8. booboo ( 09/09/2005 10:55)
normal zany kah hihihihihihihi
9. Herimiafina ( 09/09/2005 15:57)
Ny norma dia toy ny arofanina manodidina ny lalana iray tsy hay hoe mitondra makaiza. Na le destination finale aza miovaova arakaraka ny toetr'andro.

Dia azo afindrafindra ilay norme (arofanina) araka izay fahitanao azy fa tsy fixe. Fa ny essentiel dia mitondra makany amin'ilay destination iray ihany ireo.
10. fijo ( 09/09/2005 19:59)
ka dia mila mahay manaraka izay norma isaky ny toerana izany e
11. mandrindra ( 12/09/2005 08:50)
mba omeo ohatra-na norma any amin'izay toerana misy anareo any ary hoe ho dinihina fa raha tsy izany angamba tsy mazava tsara e !
12. deghany ( 12/09/2005 10:30)
norma kou le fanotaniana ka!! heheh
13. pitchou ( 12/09/2005 11:38)
ohatra we ndeha hilomano enao nefa tsy maillot d bain no anaovanao fa tenue de ski!
14. deghany ( 12/09/2005 13:03)
pitchou:

ohatra we ndeha hilomano enao nefa tsy maillot d bain no anaovanao fa tenue de ski!


mbola norme io raha tsisy patin!! hehehehehehe
15. mandrindra ( 12/09/2005 15:18)
pitchou, norma raha tenue de ski no hanaovany satria hanao ski nautique izy vao milomano.
16. booboo ( 12/09/2005 16:13)
fa raha any @ piscine dé tsy normal
17. pitchou ( 12/09/2005 17:19)
mandrindra> ski boue-tique le tenue kou
18. booboo ( 13/09/2005 08:47)
hihihihi
19. deghany ( 13/09/2005 08:57)
de aona iany zany le norma e!! heheheh
20. mandrindra ( 13/09/2005 09:39)
booboo, eo akaikin'ilay piscine anie misy lac e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5366