Normal

81. ari.malala ( 28/09/2005 14:48)
za mahalala! i deghany nefany =))
82. Veloo ( 28/09/2005 16:13)
lasa hormone ndray zany ato :-D:-D:-D:-D
83. ari.malala ( 29/09/2005 06:09)
fa hormone ahoana aky ry veloo? :-D
84. fijo ( 29/09/2005 20:07)
norma daholo de vita ka
85. Herimiafina ( 30/09/2005 00:28)
Hormone norma amin'ny maha-normal azy e. Izay le norme hormonal e.:-D:-D:-D:-D
86. ari.malala ( 30/09/2005 05:58)
:roll::roll::roll:iny njay no tsy itako!:^):^):^):/:/
87. mandrindra ( 30/09/2005 10:56)
maso be mivontirika ireo ve dia tsy mahita ry ari.malala !!!
88. xxx ( 30/09/2005 16:49)
Toa tsy nôrma daôly kou ny oul ato 'zany kou 'ty!hihihihihi....
89. fasaly ( 30/09/2005 17:48)
de enao nahita oul tsy normal ato iny de lasa anormal kou
90. fijo ( 30/09/2005 19:50)
ze nahita tsy norma no tsy norma ka,
kay mikorontana be le resako.
91. Herimiafina ( 30/09/2005 20:00)
Mbola norma foana io mikorontana io kah, hehehehe:-D
92. britney ( 01/10/2005 17:35)
raha mikorotana de miverena any amy ecole normal
93. Herimiafina ( 04/10/2005 04:00)
Mbola ao anatin'ny norme de procedure normale daôlo zany lazainao izany raha toa ka sendra korontanana normale.:-D:-D:-D:-D
94. mandrindra ( 05/10/2005 14:16)
britney:

raha mikorotana de miverena any amy ecole normal

dia raha milamina dia mandeha aiza ?

95. ari.malala ( 06/10/2005 12:48)
d miverina eti @zay e
96. mandrindra ( 08/10/2005 11:44)
aiza ilay ety izany ?
97. Herimiafina ( 08/10/2005 15:47)
Eo amin'ilay norma normal e.
98. mandrindra ( 10/10/2005 08:48)
mba atondrotondroy ihany fa tsy mbola mety ho hita e !!
99. deghany ( 19/10/2005 13:53)
ari.malala:

za mahalala! i deghany nefany =))

nen'deghany we!!! =))=))

100. deghany ( 19/10/2005 13:55)
lasa tsy norma dôly lisany zany klé!!! za nefa lasa deghany norme!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2158