Normal

21. booboo ( 13/09/2005 11:09)
lé lac tsy azo hilomanosana na anaovana skinautique ouz ny pancarte kouh
22. pitchou ( 13/09/2005 12:17)
fehiny: d tsy norma zany le tenue
23. mandrindra ( 13/09/2005 15:11)
fa ahoana no tsy ho norma, eo amin'ny fidirana manakao amin'ny piscine tsy misy soratra hoe slip de bain obligatoire. noho izany ilay akanjo fanaovana ski nautique azo entina milomano. Dia vao mivoaka ny piscine dia mikisaka kely etsy amin'ny lac manao ski, amin'izay tsy lany andro misolo akanjo.
Aiza indray ny tsy norma ary ?
24. fijo ( 13/09/2005 21:57)
ohatra amonjy mariazy nefa manao silipo .izay kosa tsy norma raha tsy hoe le mpivady ngaha no manao azy.
25. deghany ( 14/09/2005 10:00)
pitchou:

fehiny: d tsy norma zany le tenue


de norma be ka!!! heheheheh

26. Veloo ( 14/09/2005 18:13)
norma doly ny resakareo e :-D:-D:-D
27. fijo ( 14/09/2005 20:34)
ny resaka indray eto noma foana ka
28. Veloo ( 14/09/2005 21:02)
:roll:
29. deghany ( 15/09/2005 13:53)
de za le miditra ato no tsy ho norma @ farany!!haahahahahah
30. Veloo ( 15/09/2005 15:50)
deghany a an3 lasa automatique fotsiny sisa :-D:-D:-D
31. fijo ( 15/09/2005 21:07)
ka automatika norma io ka
32. mandrindra ( 19/09/2005 09:55)
fijo, fa anagaha lty rehefa hamonjy mariazy tsy tokony hanao silipo ?
33. deghany ( 19/09/2005 11:17)
fa silipo norma!! hehehehe
34. mamzelkely ( 19/09/2005 12:28)
ts maintsy atao norma dôly ny rht ka...:lol:
35. mandrindra ( 19/09/2005 12:38)
eo indrindra anie isika izao ry mamzelkely e, inn le norma rehetra ?
36. deghany ( 19/09/2005 13:33)
inn marina ary?
37. Veloo ( 19/09/2005 17:18)
ka ny rehetra no atao norma ko :-D:-D
38. Herimiafina ( 19/09/2005 22:05)
Normal be raha normaliser-na le norma ka.:-D
39. deghany ( 20/09/2005 10:34)
Herimiafina:

Normal be raha normaliser-na le norma ka.:-D


nefa le norman'la normalizeko!! hehehe

40. Herimiafina ( 21/09/2005 06:15)
Mbola normal anatin'ny norme daholo izany norma-nareo izany e.:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1845