resaka trano any mada

1. fijo ( 07/09/2005 22:03)
maheno aho ry zareo fa misy trano vao ahorina amin'iny lalana vaovao ,miainga avy eo iavoloha mahazo an'ny lalan'ny tamatavy iny,ka izay mba manana vaovao dia mba omeo hoe.
misaotra mialoha e
novalian'i mik ny 14/09/2005 10:47
2. naritsimba ( 08/09/2005 05:57)
Manatona ny TGV eny Tsiadana route de l'université ambanin'ny Centre de Loisir Tsiadana (CLT)raha haka renseignement
3. mik ( 14/09/2005 10:47)
araka ny fantatro dia mety hisy trani hiorina @ iny lalana vaovao iny ,sady tanana mandroso no madio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.295