Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
akamatiana ( 04/09/2005 23:15)
Rozy mena
midika innn aminareo vhv na lhl ny fanomezana rose mena ???:-w:-w... tohiny
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 10:55
vivi ( 04/09/2005 11:45)
mpianatra tao @ st joseph tao diego
mba te hifampitafa aminareo mpianatra tao @ st joseph antanambao diego zay promotion 1988-1991 teo ho eo , indrindra moa fa reo mpianatry mr parfait sy vatosoandranomasina , mba nafinaritra manko reo... tohiny
novalian'i vivi ny 09/10/2005 13:11
Nickovy ( 04/09/2005 11:35)
Zava-baovao
Aty Sudaf aho izao. Marobe ny fametavetana zaza tsy ampy taona sy ny fanolanana olon-dehibe(na dia efa bebe aza an). Dia nahita fika ry zareo mpikaroka ka manomboka izao dia hampiasa fiharovana ny veh... tohiny
novalian'i pitchou ny 13/09/2005 19:03
jos13 ( 04/09/2005 07:43)
isika lehilahy
ny lhl @ ankampobeny d mora lefy ihany @ fitiavana satria misi sipa miaraka @ntsika 1erinandro na 1 volana d leo sahady isika , ny vhv raha mbola tsy azontsika d liana sady mitady mafy azy isika , mat... tohiny
novalian'i booboo ny 29/09/2005 14:59
rijatsif ( 04/09/2005 00:11)
Ankamantatra...
Lavabe ny an'ny malagasy; i Casimir tsy manana; ary ny Pape manana ihany fa tsy mampiasa azy intsony. Inona ary izany ?... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:33
hasiniony ( 03/09/2005 09:26)
ANTSA TONOKALO
Manao ahaoana daholo ny namana rehetra! "Ambohidempona sy Ankatso hono no mifampitazana tsy mba miresaka ary mifanatrika tsy mba mitafa"; fa isika kosa mifampiantsa amorompatana. Nono ny hetsika i... tohiny
novalian'i xxx ny 14/09/2005 15:20
rdjr ( 03/09/2005 07:58)
Be mpitia sy vitsy
Iona no mahatonga ny olona iray ho be mpitia na ho vitsy e!? Na olona mitovy izao aza dia samy hafa mihitsy ny fandehan'ny resaka fitiavana eo aminy. Misy ny sasany efa leo nefa mbola be mpisesika. ... tohiny
hery ( 02/09/2005 22:40)
Nohavaozina ny takelaka
Nohavaozina androany ihany koa ny takelaka tononkira http://tononkira.serasera.org Ny fanavaozana nisy (ankoatra ny endriky ny takelaka izay mbola tsy mahafa-po) dia ny hafainganana izay nohatsarain... tohiny
novalian'i Samoana ny 08/09/2005 13:01
Herimiafina ( 02/09/2005 20:18)
Darwin sy ny Baiboly
Raha ny fahitako azy dia tsy misy mahasamihafa ny zavatra nolazain'i Darwin sy ny Baiboly momba ny niforonan'ny olombelona sy izao tontolo izao. Maro anefa ireo siantikika no milaza fa mino an'i Dar... tohiny
novalian'i bichette ny 28/09/2005 07:04
tafita ( 02/09/2005 20:02)
Zava-doza fa tandremo
nataoko ato amin'ny sososn-kevitra ity fa tsy haiko raha nety na tsia. nahita ilay resaka vola be aho de mba nanoratra tany amin'ilay namana nandefa iny hafatra iny . namaly ahy izy fa misy démar... tohiny
tsylaitra ( 02/09/2005 16:39)
Ny fomba fandaharana
Ahona kay no fomba hanomezana salanisa eto @ namana mba afaka omenareo ve? ny fomba ahafahan'ny namana iray manatombo ny salan'isany. De nohony fiovana indray ve no nahatonga ny famerenana ny isa ef... tohiny
novalian'i Veloo ny 06/09/2005 20:45
zama91 ( 02/09/2005 15:21)
santos subuto hoy ireo vahoaka marobe
Mahalasa fisainana tokoa raha nahita ny fandevenana an'i papa jean paul2 ny fiantsoan'ireo vahoaka marobe hoe ataovy masina izao dia izao i papa joany paoly faha 2,fahefana toy inona moa no anana'izy... tohiny
novalian'i sonwin ny 06/09/2005 14:49
avana ( 02/09/2005 14:35)
zany hono.....
-Maninona kay ry neny no miakanjo fotsy foana ny vehivavy rehefa hanambady? -Satria ny fotsy mariky ny hasambarana, sady io no andro tsara indrindra aminy io.... -Hay! (.....sady nieritreritra k... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:33
ralaisa ( 02/09/2005 12:35)
Ho an'ny zanak'i vakinankaratra.
Manao ahoana daholo tompoko! Mba faly aho raha misy olona nifankahalala tamiko fahiny mitafa amiko eto.Ny tenako dia mpianatra tao @ College St Joseph fahiny hatramin'ny fahazazana ka hatramin'ny ter... tohiny
fudji ( 02/09/2005 10:20)
tempo gaigy
fa nakaiza le bandy boyz bandy ireny e!!!natahotra ny mpiondana hh ve sa ahoana ... tohiny
joy ( 02/09/2005 08:02)
Photocopieur
Manana olana amin'ny photocopieur aho raha mba misy afaka manampy ahy Misy erreur 220 ilay izy nefa tsy hitako hatramin'izao izay simba. Canon 6317 ilay izy ary analogique Isaorana mialoha ianao iza... tohiny
zefalah ( 02/09/2005 02:13)
mahay enao.
nisy sipa nilaza tamiko fa hoe zanaka ambassadeur. refa nojereko tsara anefa ny momba azy dia mpianatra izy...olona tsotra otrana iany. lay mahagaga de ty...nolazainy fa izy hono afaka mande na aiz... tohiny
zefalah ( 02/09/2005 02:02)
fitaizana
ny ahy ny zanako tsy atao mahay internet. indrindra ny chat.. fa hono oa... aona ny fomba tsara hitaizana ny zaza ankehitsiny? mba tsy hivi lalana any @ fahaverezana sy fitiavana adala ny zaza any a... tohiny
novalian'i diloo ny 24/10/2005 16:51
zefalah ( 02/09/2005 01:52)
fahadiovana
amboarina ny lalana sy ny canal. fa ny kibonay tsisy vary tsy mba amboarina zany ve de mba eken'ny saina mandinika. lalana sy canal ve de avoky anay? aona no atao mba ahavoky ny kibonay fa tena no... tohiny
zefalah ( 02/09/2005 01:47)
mba mantany
mba aona marina zany hoe fitiavana miandrandra fahasambarana zany e? toa itako mantsy ny gasy toa sahirana amin'lay resaka fitiavana,nefa tsy ampy 2 taona de rava.. misy aza ny sasany ray volana de ... tohiny
novalian'i deghany ny 19/09/2005 13:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5159