Zava-doza fa tandremo

1. tafita ( 02/09/2005 20:02)
nataoko ato amin'ny sososn-kevitra ity fa tsy haiko raha nety na tsia.
nahita ilay resaka vola be aho de mba nanoratra tany amin'ilay namana nandefa iny hafatra iny . namaly ahy izy fa misy démarche lava be ...... Tampoka anefa de tsy haiko fa tena nikatso ary voatery niantsoana technicien ny ordinateur . Mba manana antivirus matanjaka ihany aho fa tena zava-doza ka tandremo fa misy ny mamitaka sy mampiesona
O K
2. Herimiafina ( 02/09/2005 20:08)
Inona izany resaka vola be izany ry Tafita?
Tandrmo fa amin'ny internet dia be dia be mihintsy ny famitahana, mahimahina rehefa mikasika e-business sns.
3. diamondra27 ( 02/09/2005 21:06)
f'angaha tsy mba novakianareo le fampitandremana nataoko e! tsy mandatsa sanatria fa atao anatra @ sisa mba jerijereo ihany ny dinika hafa fa sao manome hevitra . Le ranamana io ange ka nanaoratra manokana taty amiko ihany koa fa tsy nasiako sira.

Avreiko etoana indray fa tsy misy hanomevola ho anao maimaimpoana izany eto antany raha tsy ao raha. Izayvokatryn'ny hatsembohanao ihany ataovy mahampy fa vola miditra @ makarakara oa de mivoaka @ kilodoaka.

Koa bon courage e!, de misaotra mampitandrina ny hafa TAFITA fa zany no tena namana.

jereo tetsy sy teroa fa misy momba an'io ao
4. huitcentsix ( 02/09/2005 21:58)
Matetika izy ireny milaza fa afrikana nandova be, maty ray, mipetraka any @ tany misy ady, ary milaza fa tsy hitany izay compte ametrahana ny volabeny. Dia angatahiny ny n° de compte bancaire-nao.

Izaho koa t@ heritaona voatery nosoloina mihitsy ny disque dur, nefa namaly fotsiny hoe : misaotra, fa tsy mi-intéresser ahy ilay "proposition". (Volabe izany ve moa tsy te ho azonao fa ilay filazany tonga dia fantatra fa zavatra bidon, mampatahotra).

Dia izao no nanaovako azy, satria vao nahazo mails 2 indray aho t@ ity semaine ity :
- Bloquer-ko ny expéditeur
- Dia averin'ny "incrédimail" any @ expéditeur ny courrier,
amizay ilay mpandefa mihevitra fa tsy mi-existe ny adresse-ko.
- Dia manao défragmentation sy analyse antivirus haingana aho.



5. tafita ( 03/09/2005 18:45)
I Diamondra de tena namely mafy mihintsy . fa marina aloha e. Tena vola be ny ahy no lany tamin'ny nanafarana ny mpanamboatra sy ny vidin'ny zavatra nosoloina ka teo aho vao tonga saina hoe aza mba tsy mahay mamitaka tahaka ny olona marina fa tena lany vola be .Tsy nampoiziko hoe izaho no hamoaka ny vola be ..........
Merci e
6. diamondra27 ( 04/09/2005 10:53)
marina io lazain'i huitcentsix io, ny ahy nanaovako azy de izao: t@ voloany nandefa mail en anglais tamiko le afrikana d novaliko oe taiza no nahazoanao ny mail-ko de ozy izy we: ranabavy², allah no niguidé azy. De nekeko le propositionahitako ze démarche ataony sy afantarako jusqu'où le afrikan ira-t-il? de nisy proposition 10% ho ahy raha vita soa amantsra le resaka. De nitantara teo izy we marary ny mamany( vadin'ilay ancien président maty io), manana zanaka 3 lahy mipetraka any afrika ka raha azoko atao de tonga any aho ary tsenaindry zareo. Ny vola sy ny volamena hono bloqué any @ consigne ka izany no ilany ahy fa tsy mananbola tahiry intsony ry zareo../. lavabe ny resaka fa ze mila tohiny de manorata fa tohizako eto @ sera²
7. diamondra27 ( 04/09/2005 10:59)
de nangatahako preuve de nanome ary misy avocat mihitsy ary miaratsikomba² @ndry zareo. de nalefany ho ahy le facture consigne, de protocole d'accord, de potseriny za hanao sonia , de nangatahany papier d'identité vazaha sy passeport tonga de rakatro we sadt tsy vitan'ny misoloky vola fa mbola manao faux papier koa, de tsy nisy nomeko aloha ze nangatahany e!
de le compte banque koa nangatahany a! we andefasana ny volany aty europe hono! o do e!

farany tonga saina izy fa nataoko fangalana hevitra fotsiny de tsy nanoratra tamiko intsony
8. diamondra27 ( 04/09/2005 11:08)
Misy indray le we mitady olona hampahia tena:

ny @io koa de bla bla bla fotsiny satria asainy mitady olona (mail)enao avy eo de lafobe anefa le cure 300euros ny cure une semaine sa deux izy zay.

de le we travail a domicile ireny koa lainga daholo
za fa lavabe ka sao leo eo nareo
9. booboo ( 06/09/2005 15:04)
hazavao bebe kokoa oe lé fandehan'ilay cure bla bla sy ilay travail à domicile a ! zà klou tsy leo e :°)
10. diamondra27 ( 06/09/2005 22:17)
manaraka le cure zany enao e! ataony hoe zao ny fatrany maraina midi soir , de varotany aminao io fa tsy omeny fotsiny, ny anao ihany zany no manaraka.
Le travail a domicile indray de ireny asainy hoe misy asa azonao atao antrano par ordi, de tsy inon akory io fa asainy mitapy e-mail anjatony maro ianao de andefasanao pub le adresse mails omeny anao .
11. bichette ( 07/09/2005 08:51)
kay leretsy e ! misaotra anareo nampitandrina reto a !
12. jajaf401 ( 07/09/2005 09:45)
Efa tratra angaha ibichette sa saika hanandrana??:-D:-D
13. diamondra27 ( 07/09/2005 15:14)
tsy misy fisaorana f zany no mahanamana e!

SADY GRATUIT
14. diamondra27 ( 07/09/2005 15:16)
f'a inona hoy nareo fa tsy lasa any @ wanadoo le ranamana mitady kil. tohizany foana ange ny an'azy na de hoe arnaque zao aza e!
de ze voa aloha de voa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7085