mpianatra tao @ st joseph tao diego

1. vivi ( 04/09/2005 11:45)
mba te hifampitafa aminareo mpianatra tao @ st joseph antanambao diego zay promotion 1988-1991 teo ho eo , indrindra moa fa reo mpianatry mr parfait sy vatosoandranomasina , mba nafinaritra manko reo fotona reo t@ zay,
novalian'i vivi ny 09/10/2005 13:11
2. fijo ( 04/09/2005 18:50)
vivi an,ny ahy place kabaro ny haiko.
3. aliotsy ( 05/09/2005 06:25)
vivi anga tao no nianatra ? fantatro tsara i Mr parfait vadin'ny madame Pierette fa nanao cour de math tany koa za, i vatosoandranomasina hono efa maty
4. vivi ( 07/09/2005 07:43)
ahoana koa nahafantarany fijo place kabaro? nanao vacance? ? ie tao za ry aliotsy no nianatra ! , ary ianao ko angaha tao?, toa efa maty mihitsy vatosoa , toa efa ho 5taoana angamba zay ,tadidinao i mr thomas, sy ilay frere directeur ilai bota be iny , efa adinoko ny anarana fa masika !ary tadidinao mofo lasaosy !
5. fijo ( 07/09/2005 19:08)
vivi,ka za efa nipetraka tany.dia tao amin'ny vanilla no nipetraka.
6. aliotsy ( 13/09/2005 15:20)
vivi tadidiko mofo lasosy ka sy ilay jus @ tavoangy kely ireny sy manga manta sy sakoa oanina @ sira sy sakay vovony menamena ireny
7. fijo ( 13/09/2005 22:39)
ahan,mampitelindrora
8. vivi ( 14/09/2005 20:25)
ie , nilay mihitsy ireny fa tsy fantako we mbola mi-existe ve akia iny, ary ilay mosakiky sy lasary manga ary akondro sy mangahazo nendasina! tena milay an!, ary mpakany ramena ve nareo?
9. fijo ( 14/09/2005 20:36)
fa taiza tao io sekoly io e
10. teo ( 16/09/2005 01:01)
vivi:

mba te hifampitafa aminareo mpianatra tao @ st joseph antanambao diego zay promotion 1988-1991 teo ho eo , indrindra moa fa reo mpianatry mr parfait sy vatosoandranomasina , mba nafinaritra manko reo fotona reo t@ zay,

mba tia haray ny vaovaon'i vatosoandranomasina aho,raha misy ianao

11. teo ( 16/09/2005 02:07)
mba te haray ny vaovaon'i Vatosoandranomasina
12. aliotsy ( 16/09/2005 06:44)
teo > efa hoe efa maty efa lasa-ko razana
vivi : ié ny ramena indray tsy adino mihintsy e ! ilay mipetrapetraka eny place joffre iny sy hotel de ville, ary vivi taiza taminn'y seconde premiere sy terminale toa mbola misy ny mofo lasosy , ny môskiky aloha mbola misy sy ny vatamo ssns
13. teo ( 16/09/2005 20:25)
aliotsy, za anie te ahazo ny vaovaon'ilay zanany lahimatoa iny e! Fantatrareo ve?
14. aliotsy ( 19/09/2005 11:46)
teo < i lolo ve ?
15. teo ( 28/09/2005 11:40)
aliotsy, fantatrao angaha i lolo? zah mba te ahazo ny vaovaony sady mba te hifandray aminy fa efa ela no tsy nahitako azy!
16. aliotsy ( 28/09/2005 12:30)
teo> tsy manana vaovaony za fa jereo ao google dia anontanio an'i coco zandriny . Ampidiro ny anaran'ny coco iray manontolo dia hitanao ny momba an'i coco dia avec un peu plus de chance mety misy email dia afaka anontaniana azy
vivi > njy ve mba nipetrapetraka teny @ lapan'ny tanana ? mba nandeha boite ? teo ampitan'ny BNI ? toa mbola mi existe angamba ny mofo lasosy. ny moskiky aloha mbola misy e, ny place joffr lasa tsara be
17. vivi ( 29/09/2005 11:12)
tena nirevy mihitsy e!fa ny tena tiako ilay mampiaraka any ! tsy mitovy ao tana mihitsy fa tena tsara e!misy hotel ngeza b vao nisokatra ao , grad hotel ny anrany ,i coco toa nianatra niaraka tamiko za @5eme , fa ny premiere za tany tana ka, ary ianao ry aliotsy ?, ary sipany lolo angaha i teo?
nahafantatra any sonia, sabrina, carol,minou,zo , mami,............, mba hampatsiahivo za ny sasany fa mba te hafantatra vvao e!
18. aliotsy ( 03/10/2005 12:39)
eny aky a ! bora fantandry ? lola dorela promo hafa angamba
19. vivi ( 04/10/2005 10:41)
ie fantako mihitsy i bora sy minou ilay niseho favy t@ zany , ary namako b i lory dorela , zokiny nanie sy angelo v?,ary asa mba tadidinao i nasser ilay beau b iny ,fa tena efa ela akia reny an , asa iza ndray ny directera ao @zao?, ary efa ela b ndry tsy nakany?, reo lazainao reo d ankizy niaraka nianatra tamiko daholo , ary tsika anie zany mety mifankafantatra mihitsy e!
20. aliotsy ( 06/10/2005 12:24)
t@ place kabary nipetraka ah taloha ary i vivi taiza
hain'dry koa zany i lola
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0588