Ny fomba fandaharana

1. tsylaitra ( 02/09/2005 16:39)
Ahona kay no fomba hanomezana salanisa eto @ namana
mba afaka omenareo ve? ny fomba ahafahan'ny namana iray manatombo ny salan'isany.
De nohony fiovana indray ve no nahatonga ny famerenana ny isa efa azo teo alou ?????
novalian'i Veloo ny 06/09/2005 20:45
2. Veloo ( 02/09/2005 17:26)
za ko mba lina mihitsy ... :wink:
3. hery ( 02/09/2005 19:05)
Jereo eo ambanin'ilay hoe namana be isa indrindra... misy fanazavana eo.

http://serasera.org/namana/?rub=html&src=isa

4. Veloo ( 06/09/2005 20:45)
misaotra hery a ny ahy tsy misy mijery dia tsy mahazo isa aho :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7085