Ho an'ny zanak'i vakinankaratra.

1. ralaisa ( 02/09/2005 12:35)
Manao ahoana daholo tompoko!
Mba faly aho raha misy olona nifankahalala tamiko fahiny mitafa amiko eto.Ny tenako dia mpianatra tao @ College St Joseph fahiny hatramin'ny fahazazana ka hatramin'ny terminale.Eny Andohantany ny fonenanay hatramin'izay ka hatramin'izao.1989 aho no naka bacc.
Manantena ny hifanatsafa aminao eto ny tenako.Misaotra Tompoko.
2. marozevo ( 02/09/2005 14:19)
Faly koa aho tafahaona aminao eto. Izaho dia mpianatra tao amin'ny seminera ND Annonciation Mandaniresaka (1976 - 1982) ary mpianatra mozika tamin'Atoa Ralaisa Desiré tamin'ny taona 1980 - 1982, asa na havanao izy? I Roger sy i Thècle no zanany. Fantatro koa ny fianakaviana Ralaisa eo Ambohimena izay nodimandry taona vitsy izay ny raim-pianakaviana. Fantatro toy izany koa Atoa Ralaisa Gabriel (izay efa nodimandry koa), mpampianatra tao amin'ny Ste Thérèse Antanifotsy. Misy ifandraisany aminao ve ireo rehetra ireo ?
3. ralaisa ( 02/09/2005 18:18)
Mpianatr'i Mr Ralaisa tao @ CNEM angamba ianao.Mahafantatra karazana Ralaisa betsaka aho ao Antsirabe saingy tsy misy fianakaviako izy ireo akory.Misy koa ilay Ralaisa mpitendry orgue ao @ Cathédrale.Olona catholique mafana fo angamba ianao?
4. marozevo ( 03/09/2005 07:43)
Eny, marina ny filazanao fa Katolika aho... Mafana fo ve ? Asa !! Fa izaho aloha mivavaka isan'alahady eh. Amin'izao fotoana izao dia aty Italie aho no mipetraka.
Io Ralaisa ilay mpitendry orgue ao amin'ny Cathedrale Antsirabe io ilay nampianatra ahy mozika.
Ilay anaranao hoe Ralaisa ve tena anaranao sa "solon'anarana" ato amin'ny serasera ihany. Aiza ho aiza ao Andohatany no misy anao ? Mbola ao ve ianao no mipetraka amin'izao fotoana izao?
Oh !! be fanontaniana loatra aho eh ! Azafady eh.
5. ralaisa ( 03/09/2005 11:45)
marozevo:

Tena fanampinanarako izy io.Eo akaikiny fitotom-bary tompoko no misy anay.Olona mahafinaritra tokoa io mpanao mozika io.Mampalahelo fa lasa tena sahirana be izy nony nisotro ronono.
6. Papoose ( 03/09/2005 23:28)
salutdaholo. Zah moa zany tsy mahafantatra an'ilay fianakaviana Ralaisa fa dia mpianatra tao foana h@ mbola kely k@ h@ terminale. Frere Bigotto angamba ny directeur t@ zay. Fa tena enao naka bacc zah mbola afaka herintaona an'iny vao niditra nianatra. Fa tena nahafinaritra ny nibossy tao ka!
Fa dia faly mahafantatra zany e!! zahay koa mipetraka eo akaikin'ny seminaire zandriny!! :wink:
7. ralaisa ( 04/09/2005 10:30)
Papoose:

Salut koa ianao.Mba nankaiza tokoa izao i frère Bigotto?Tsy hitako intsony izy iny.Mr Fabien no hitako matetika.Nasiaka izy iny fahiny an.
8. Papoose ( 04/09/2005 15:07)
Frere Bigotto v tsy any Italie any, fa tsy haiko. Ie, zahay mbola tratran'ny "debout sur le banc" t@ 5eme, nefa efa t@ androndry zokinay izy no nanao an'ireny. :-D
9. marozevo ( 04/09/2005 15:43)
Faly miarahaba an'i Papoose ary. Izahay koa mpianatr'i Fr Bigotto tamin'ny 1982, fa nampianatra Français tao amin'ny seminera zandriny izy tamin'io taona io.
Tonga taty Italie aho tamin'ny 2002 dia namangy namana Malagasy tao amin'ny Collège via Santo Champagnat ao LAURENTINA. Gaga dia gaga aho fa hitako tao i Fr Bigotto, ary tena mbola mahay teny Malagasy tsara be mihitsy izy. Tonga dia tadidiny koa aho ary faly be izy. Tena tsy miova na ny FAHATANORANY aza marina eh...
Raha tianareo dia afaka manome ny adiresiny aho amin'ny oktobre, fa hihaona aminy aho amin'izay fotoana izay.
10. ralaisa ( 04/09/2005 16:23)
Manao ahoana daholo ianareo mpianatry Collège St Joseph taloha.Mahafinaritra ery ny mihaona aminareo eto. Mampatsiahy be ny fahiny. I Môpera Lauer ve mbola mba any sa efa retraite fa tsy hitahita intsony.Ary i Frère Delphin? Mahafinaritra tokoa raha mba andefasanao izany adresse izany.Mety mpianatra niaraka génération t@ Rakotoarivelo Mamy ianao. Izy dia tompon'ny Midi Madagascar ankehitriny.
11. Papoose ( 04/09/2005 22:39)
Tsy maninona fa mba omeo aza ny adiresiny e!! na dia tsy hotadidiny aza moa!! fa tena nilay kosa aloha tao t@ fotoana nampianarany tao e!! Fito mianadahy zahay ary samy nampianariny daholo, ary samy nianatra tao daholo moa zany h@ 12eme fa tena nahafinaritra. I pere Lauer nisy fotoana t@ zah 13 ans teo angamba no directeur ny Seminera zandriny dia tsy ao intsony izy fa tsy haiko hoe lasa aiza koa. Fa sure zah fa efa mety retraitE.
12. marozevo ( 05/09/2005 10:03)
Ity ny adiresin'i Père Lauer raha tianareo :
P. Robert LAUER
Centre DIANTANA ANTSIRABE
B.P. 100
110 ANTSIRABE MADAGASCAR.
Efa tsy eny amin'ny seminera intsony tokoa izy, fa voatendry ho directeur n'ny centre Diantana indray.
Ny adiresin'i Fr Bigotto Giovanni, dia amin'ny oktobre omeko.
Misaotra.
13. ralaisa ( 05/09/2005 13:21)
Raha ny mpianatra no jerena .Inona no sport nataonareo tao fahiny,dia oviana?Mety hahamora ny fifankahalalana mantsy izay fanotaniana izay.Raha ny amiko manokana dia baskety no nataoko,taminy taona 1987 teo.ry Dezy no anisan`ny nalaza taminizany fotoana.
14. Papoose ( 06/09/2005 03:54)
Ny anay ndray t@ fotana nianaranay dia Deda no mba tena ohatr'izay tao. Basket ee!!!
15. ralaisa ( 06/09/2005 12:54)
Papoose:

Ny anay ndray t@ fotana nianaranay dia Deda no mba tena ohatr'izay tao. Basket ee!!!

T@ vehivavy kosa indray dia i Hanta teo @ arcades no tena nahavoa.Ravola be koa t@ lehilahy.Mety miray génération isika sy ianao raha izany anarana izany no jerena.
16. rvoulah ( 06/09/2005 16:15)
salama daholo ô!!!
faly mahita ity forum ancien Collège saint Joseph ity.
Izaho dia mpianatra tao amy St jo nanomboka 12è hà terminale.
99 aho no afaka bac !!
tsika sy ry papoose angamba mety mifankahalala satria nampianatra anay koa i Deda!
Fa
17. rvoulah ( 06/09/2005 16:17)
Fa rehefa terminale aho de niala tao izy.
Za ndray tsy nampianarin'i FRère Bigotto fa directeur izy tamin'ny nianarako tao!
mba andefaso ilay adresseny ao Italie koa aho ry marozevo an!

Ho antsika lehibe sy nianatra tao Antsirabe , misy forum ao amin'ny dinika manokana "anay hatrany Bira" , betsaka ankizy avy any ao ary misy mpianatry st Jo ihany koa!
18. Papoose ( 07/09/2005 00:29)
Ie Possible mifanakalala isika sy rvoulah, zah 2003 no afaka bacc. Zah zany 3eme enao terminale!:wink:
ny zanaky deda no ray kilasy tamiko.
Ia no mba mody mba hitondray ovy anay ohhh!!!:-D Sady efa hangitsy ndray zao ny andro dia nefany anay tsary mbola mbola niomana @ zany!!:lol:
19. rvoulah ( 07/09/2005 10:59)
mifankahala marina anie tsika zany e!!
i hasina moa sa iza no anaran'ny zanak'i Deda?
de aty france ve enao zao ?
ry bob sy hasina zao no ankizy 3è fantako tamiza terminale , tsy haiko ra fantatrao
de ry tantely , sns
20. ralaisa ( 07/09/2005 11:17)
rvoulah:

Fa rehefa terminale aho de niala tao izy.
Za ndray tsy nampianarin'i FRère Bigotto fa directeur izy tamin'ny nianarako tao!
mba andefaso ilay adresseny ao Italie koa aho ry marozevo an!

Ho antsika lehibe sy nianatra tao Antsirabe , misy forum ao amin'ny dinika manokana "anay hatrany Bira" , betsaka ankizy avy any ao ary misy mpianatry st Jo ihany koa!

Misy manondrana angamba io takolaka io fa dia tsy mety tafiditra ao mihintsy izaho.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1638