Ho an'ny zanak'i vakinankaratra.
21. ralaisa
(
07/09/2005 11:19)
rvoulah:
mifankahala marina anie tsika zany e!!
i hasina moa sa iza no anaran'ny zanak'i Deda?
de aty france ve enao zao ?
ry bob sy hasina zao no ankizy 3è fantako tamiza terminale , tsy haiko ra fantatrao
de ry tantely , sns
I Deda vadin'i Tiana ve ity resahanareo?
22. rvoulah
(
07/09/2005 13:53)
ralaisa< tsy manondrana io fa mandeha tsara ka , anisan'ny mpandrindra io forum io aho manko
raha handray anjara amin'ny dinika ianao de mila misoratra anarana aloha

23. Papoose
(
07/09/2005 17:53)
rvoulah:
mifankahala marina anie tsika zany e!!
i hasina moa sa iza no anaran'ny zanak'i Deda?
de aty france ve enao zao ?
ry bob sy hasina zao no ankizy 3è fantako tamiza terminale , tsy haiko ra fantatrao
de ry tantely , sns
Ie Hasina le anarany. Tadidiko koa i Bob fa iTantely tsy tadidiko.
Tsy any France zah fa aty US. Fa enao kay terminale inona fa raha C dia mety ray kilasy t@ zokinay aza koa!!! :wink:
25. Papoose
(
08/09/2005 04:56)
fijo:
ary antsika atrany bira toa maro no lasa any US any e.fa akory ary.
dia ho betsaka noho nareo ao lafranss v kosa ee!! aia koa e!!!
26. ralaisa
(
08/09/2005 10:28)
rvoulah:
ralaisa< tsy manondrana io fa mandeha tsara ka , anisan'ny mpandrindra io forum io aho manko
raha handray anjara amin'ny dinika ianao de mila misoratra anarana aloha
Misoratra anarana aho dia lazainy fa diso foana izay solonanarana ataoko.Mba te hitafa aminy namana fahiny anefa ity vakina kely.
27. vahiny2004
(
08/09/2005 11:24)
marozevo:
Faly miarahaba an'i Papoose ary. Izahay koa mpianatr'i Fr Bigotto tamin'ny 1982, fa nampianatra Français tao amin'ny seminera zandriny izy tamin'io taona io.
Tonga taty Italie aho tamin'ny 2002 dia namangy namana Malagasy tao amin'ny Collège via Santo Champagnat ao LAURENTINA. Gaga dia gaga aho fa hitako tao i Fr Bigotto, ary tena mbola mahay teny Malagasy tsara be mihitsy izy. Tonga dia tadidiny koa aho ary faly be izy. Tena tsy miova na ny FAHATANORANY aza marina eh...
Raha tianareo dia afaka manome ny adiresiny aho amin'ny oktobre, fa hihaona aminy aho amin'izay fotoana izay.
Izaho koa tao Bira h@ 1986, St Jo . Vao haingana aho no nifanontany t@ namana hoe aiza tokoa ary Fr Bigotto. Ho faly tokoa izahay raha mba mahazo ilay adresse-ny avy any aminao @ Oct.
Asa na ianao na namana hafa no nanontany momba an'i Fr Delphin, ex Fr Delphin angamba no izy na i Delphin tsotra fotsiny fa efa niala tsy ho frera intsony izy, nanao ENN3 Sport izy avy eo, tao Tanà tao, nanambady an'i Vololona, tao @ Kolejy ihany koa.
Betsaka fahatsiarovana tsara tao @ Kolejy tao ka
28. ralaisa
(
08/09/2005 11:43)
vahiny2004:

Kay vare nivady ihany iVololona sy Delphin.Efa ela ihany izy ireny no nisipa,fa niafona.
29. fijo
(
08/09/2005 19:37)
papoozy kely,tsy hoatra ny aty marina,saingy efa tena miha maro nareo any ka.handefaso takila ko hanay mba hombanay any ka
31. vahiny2004
(
09/09/2005 07:47)
rvoulah:
ralaisa< tsy manondrana io fa mandeha tsara ka , anisan'ny mpandrindra io forum io aho manko
raha handray anjara amin'ny dinika ianao de mila misoratra anarana aloha
Izaho efa nisoratra fa lazainy fa mbola tsy mahazo manoratra , nefa tsy afaka mamaky koa . Lazainy mbola "0" ny andraikitra. Dia inona no tokony hataoko na rahoviana aho no afaka manoratra sy mamaky
32. Papoose
(
09/09/2005 14:31)
fijo:
papoozy kely,tsy hoatra ny aty marina,saingy efa tena miha maro nareo any ka.handefaso takila ko hanay mba hombanay any ka
tsy afaka manadefa takila ho anao ahoana, fa tapakila fotsiny ahoana mety v?:-D
33. Papoose
(
09/09/2005 14:44)
rvoulah:
papoose< TA za fa tsy TC ka ! fa presque nifankahalala daholo moa ny ankizy tao amy st jo , eny na dia ny tao bira aza , iza ny anaran'ny zokinao!
nahafantatra an'i zokin'i bob ve enao? raha eny de tokony ho fantatrao ko aho !
Zokin'i Bob ve tsy Eddy (na Eddie) e!! raha izy dia nipetraka teny akaikinay teny ambohimena (efa plutot Mandaniresaka moa zany). Ny dadany tao @ armee raha tsy diso aho. Satria naman'i zokinay koa izy iny.
34. fijo
(
09/09/2005 19:11)
papoose,mety ka,alefaso e,
rvoulah,tandremo,fa mihera ary atsimo ary aloha ndroky vao manoratra any amin'i le ika an.

35. Papoose
(
10/09/2005 03:00)
fijo:
papoose,mety ka,alefaso e,
rvoulah,tandremo,fa mihera ary atsimo ary aloha ndroky vao manoratra any amin'i le ika an.
ka sao dia ny saran'ny andefasana azy ndray anie no ho lafo noho ny saran'ilay tapakila e!! dia manjary tapaka ndray aho @ zay!!:? de akory zany???8-)
37. rvoulah
(
15/09/2005 16:13)
papoose< ie i Eddie ny anaran'ny zokin'i Bob!
tokony ho fantatro nge enao zany e, nefa tsy azoko antsaina mihintsy!!!
Ie eo Mandaniresaka ry zareo no mipetraka!!!
Bira anie kely de mifankahalala daholo ny ankizy e!!!
Iza ny anaran'ny zokinareo!!!

39. Boomy
(
16/09/2005 12:33)
za ko nianatra tao @ St Jo d afk bacc za an.97 d sao d mbô nisy 1 promo t@ko nareo namana ato reo?? Ary raVorona v tsy fatatrareo e!! Efa maty izy d ra likiliky ko efa maty d le prof EPS le t@ 3è iny ko efa gill. Bdb ny prof efa vita tao hatr@zay. Hay d bonaka ko v hainareo?? I ratopokovavy???
40. malalaka
(
16/09/2005 18:27)
Boomy:
za ko nianatra tao @ St Jo d afk bacc za an.97 d sao d mbô nisy 1 promo t@ko nareo namana ato reo?? Ary raVorona v tsy fatatrareo e!! Efa maty izy d ra likiliky ko efa maty d le prof EPS le t@ 3è iny ko efa gill. Bdb ny prof efa vita tao hatr@zay. Hay d bonaka ko v hainareo?? I ratopokovavy???
dain! tadidiko t@ izy maty le nandrasana tao @ grande salle le!!! natahatsa b mahitsiny aaako t@ le manisy rano @ vatany iny t@ le tahona cypres!!!
Dia Vidoc iny le prof na eps iny, dia bonaka koa, dia ra lucky lucke(Mr Augustin) koa, maty aby sniff!!!! tsary misy miteny tena tena tsony t@ maths le!!