Ho an'ny zanak'i vakinankaratra.

61. nenisoa ( 01/10/2005 21:38)
tena nivadika biby le resaka nony taty afara, nefa tany ambonalohany nahaliana be ery, avy vakina koa ny tenanay io
62. Papoose ( 02/10/2005 18:24)
nenisoa:

tena nivadika biby le resaka nony taty afara, nefa tany ambonalohany nahaliana be ery, avy vakina koa ny tenanay io

aia koa Neny aa! tena marina vy iii??? tsa biby moa zao ee!!
63. nenisoa ( 04/10/2005 15:20)
papouse, tena avy tokotrany anay ka, tsa mba mandainga zany ahay kouh, aho zao mpandehandeha amin'iny antsenankely iny fa atoanjo an
64. Papoose ( 04/10/2005 15:42)
nenisoa:

papouse, tena avy tokotrany anay ka, tsa mba mandainga zany ahay kouh, aho zao mpandehandeha amin'iny antsenankely iny fa atoanjo an

de zay moa zany ro maninn??? kay viiii sady raha atandro ngah maninn zany mou iii!!!
65. fijo ( 04/10/2005 21:37)
kia papoose an,ny ahako any tiako aby ze mena e.na vodabia na ilay mena ra be iny yyy
66. Papoose ( 05/10/2005 00:43)
fijo:

kia papoose an,ny ahako any tiako aby ze mena e.na vodabia na ilay mena ra be iny yyy

daaaaaaaa le fijo!!!! tsa ty androky trony aako!!! daaaa marrkriko be ry androky!!! taiaa ko ro mbola nichy voutabi mena ra iii??? androky koa angaa!!!
67. fijo ( 07/10/2005 19:35)
aaa kia papoose an,aza atao an'izany moa aky an,
68. Papoose ( 08/10/2005 06:11)
fijo:

aaa kia papoose an,aza atao an'izany moa aky an,

androky ty farany etsoko avauka aaaa!! de miteny a zay!! androky mitady hanodina saingarabola!!! alazako
69. kitjo ( 13/10/2005 11:34)
papoose; rvoulah nge in-law an' i Bob e....hahhaha
tsitandry any @ forum hatrany Bira? lollll

anay sy kavola dia niaranianatra foana hatry ny kely fa izy lasa nanaraka ny besinimaro any frantsa af aako ro niahavka aty

Papoose> bdb hatrany antanana ko any US fa tsy d nandalondalo firy tato aby ko izy efa elaela zya

Efa tafiditra daholo izay nangataka fanasana fa mandroso dia ndao hafindra any aby ny seza sy ny latabatra le nakizy sao lanin' ny moka ety ivelany ety a...
70. Papoose ( 14/10/2005 00:26)
kitjo:

faly mahafantatsa kosa zany akia ny momba an'i Rvoulah koa!! hisy ohatr'izany aiza moa??
71. Herimiafina ( 14/10/2005 00:53)
Ary Papoose fidela be amin'ity size ity an. Mba vangivangio izahay moa e, hehehe:-D
72. Papoose ( 14/10/2005 14:36)
Herimiafina:

Ary Papoose fidela be amin'ity size ity an. Mba vangivangio izahay moa e, hehehe:-D

size aiza ndray zany??? aiza ary enao fa vangiako ee!! :wink:
73. kitjo ( 18/10/2005 08:57)
ansonaleee
74. Papoose ( 19/10/2005 00:46)
kitjo:

ansonaleee

ansonaleeee ahoana??:lol::oops:
75. boubounezy ( 19/10/2005 18:43)
asa ry lé fijo fa aako dé tsamamala ny atony a!

fijo:

ary antsika atrany bira toa maro no lasa any US any e.fa akory ary.

76. Papoose ( 19/10/2005 20:55)
a ko lo de tsa malala ee!!:*
77. RAMOSEGABY ( 13/03/2014 10:50)
Dadabeako daholo ireo lazainao ireo, fa i Ralaisa Gabriel dia dadan'i mamanay
marozevo:

Faly koa aho tafahaona aminao eto. Izaho dia mpianatra tao amin'ny seminera ND Annonciation Mandaniresaka (1976 - 1982) ary mpianatra mozika tamin'Atoa Ralaisa Desiré tamin'ny taona 1980 - 1982, asa na havanao izy? I Roger sy i Thècle no zanany. Fantatro koa ny fianakaviana Ralaisa eo Ambohimena izay nodimandry taona vitsy izay ny raim-pianakaviana. Fantatro toy izany koa Atoa Ralaisa Gabriel (izay efa nodimandry koa), mpampianatra tao amin'ny Ste Thérèse Antanifotsy. Misy ifandraisany aminao ve ireo rehetra ireo ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2027