Photocopieur

1. joy ( 02/09/2005 08:02)
Manana olana amin'ny photocopieur aho raha mba misy afaka manampy ahy
Misy erreur 220 ilay izy nefa tsy hitako hatramin'izao izay simba. Canon 6317 ilay izy ary analogique
Isaorana mialoha ianao izay afaka manampy.

Mitady bouton d'alimentation an'io canon 6317 io koa aho raha mahita. raha misy manana sosokevitra de mba valio e


Misaotra betsaka amin'ny fanampiana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2282