Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
ravakamalala
(
31/08/2005 11:20)
Je t'aime, moi non plus!!!
Misy miteny hoe ny fitiavana ohatran ny voninkazo ka rehefa tiana hamony sy hamelana ary hateza dia mila tondratondrahana matetika sy asiana zezika sy karakaraina.
Nefa koa misy miteny hoe ny fitiava...
suite
répondu par IDEALY le 05/09/2005 03:57
rijatsif
(
30/08/2005 22:33)
Misy mpianatra tao @ Notre Dame Majunga ve ato ô!
Miady ireo akama mpiara-mianatra taloha ny tenanay....
suite
répondu par fijo le 09/09/2005 19:12
Bocassa
(
30/08/2005 14:23)
Jeux des îles 2007 aty Dago: hanao ahoana?
Afaka roa taona dia handray ny lalaon' ny nosy(jeux des îles)i Madagasikara. Efa malaza be mihintsy zany amin'izao fotoana. Ny kianja sy ny toerana handraisana ny lalao moa dia tsy misy vaovao fa ny ...
suite
répondu par Liltax le 09/09/2005 06:03
Herimiafina
(
30/08/2005 06:52)
Efa misy an'ity Tahitian NONI ity ve any Dago any?
Misy fanafody malaza mansitrana izao aretina rehetra izao aty amerika avaratra aty. NONI no anarany ary avy amin'ny zavamaniry antsoina hoe NONI avy any TAHITI izy io.
Raha artsiantifika dia toa voap...
suite
répondu par pitchou le 25/09/2005 16:07
Herimiafina
(
30/08/2005 06:22)
Menatra mampiseho fitiavana na miteny je t'aime
Maro ireo olona no menatra mampiseho fitiavana amin'ny olontiany sao hono lahy hararaotin'io olona io izy ka hijaly.
Amiko manokana, aleoko miteny je t'aime foana, mampiseho fitiavana foana na dia ...
suite
répondu par valie le 27/09/2005 09:54
Herimiafina
(
30/08/2005 04:52)
Asa soa tsy misy tambiny, Actions desintéressées.
Efa nahita ve ianareo olombelona iray nanao asasoa tsy misy tambiny tamin'olonkafa na action desintéressée?
Efa mahazatra amin'izao fiainantsika izao mantsy ilay hoe donant-donant na fitakiana tamb...
suite
répondu par vahiny2004 le 12/09/2005 11:05
sasa
(
30/08/2005 04:16)
Besisika
Nisy kofa bogosy be izay zany jamba nandeha train nankany Ambatondrazaka, nanao solomaso mainty lery fa tsy nitondra tehina,rehefa tonga tao anaty train d ny seza an'ireny train ireny moa le mifampito...
suite
répondu par Veloo le 19/09/2005 14:08
xxx
(
30/08/2005 00:25)
mpankafy COUNTRY
mba maniry ny te hifanakalo hevitra sy vaovao @ ireo namana hafa mpankafy hira country.Asa manahôna ny hevitrareo fa raha ny tenako dé...... mpankafy tokoa,noho izany dé mba mangataka amibareo ny v...
suite
répondu par xxx le 05/10/2005 20:36
dokotera
(
29/08/2005 15:25)
mpankafy COUNTRY malagasy.......
Mpankafy gadon-kira COUNTRY ny tenako ,ka dé mahafinaritra ahy tokoa ny mihaino azy ireny.mba afaka misy milaza vaovao amiko vé ianareo momban'izy ireo azafady (vaovao farany...sns),dé mba afaka mi...
suite
répondu par aly le 08/11/2005 19:09
zandikely
(
29/08/2005 12:29)
Aza atao zanaky Kala Hafa nyCommune urbaine Tamatave?
Mazava izao fa dia nahodin'ny fanjakana Foibe ny vola 1 million de dollar (10 milliards Fmg) avy tamin'ny Banky Mondial, tokony hanatsarana ny tanana Toamasina Renivohitra.
-Tsy lazaina intsony moa ...
suite
répondu par zama91 le 12/10/2005 18:09
deghany
(
29/08/2005 10:54)
resaka masindahy na masimbavy/ resaka papa ray masina/
Fanotaniana:
-aona no niavian'io we papa ray masina io? de aona no mandohalika eo alohany?
-aona sy iza no mametra olona iray we MASINA izy!!
oh: masindahy .... na masimbavy.....
De mivavaka aminy...
suite
répondu par marozevo le 18/10/2005 22:42
Ralay
(
29/08/2005 10:38)
Filazana manjo
Amin'ny alahelo lehibe no ilazana amintsika namana rehetra eto amin'ny #serasera fa ny namantsika "fanja" dia namoy ny reniny omaly 28/08/05. Koa dia miombona alahelo aminy sy ny fianakaviany isika na...
suite
répondu par fijo le 07/09/2005 22:01
Herimiafina
(
29/08/2005 04:28)
Fialana amin'ny sigara
Ratsy ny sigara, maro anefa no mbola mifoka ary toa tena sarotra amin'izy ireo ny miala amin'izy io.
Maro ireo olona no manome tsiny ny mpifoka sigara, fa ny zavatra mahasosotra dia tsy mbola nisy na...
suite
répondu par deghany le 23/09/2005 13:44
akamatiana
(
29/08/2005 04:08)
Manjakandriana
Te hifandray amin'ireo namako tam fahazazana tao Manjakandriana zah ra misy ato o?:) ,ry Ravo ,Rivo ,Njaka ,Bouda sy ny sisa tsy tsaroako nefa mahatadidy anah an :wink:.....:-w...
suite
répondu par dadabe le 22/10/2005 08:09
Herimiafina
(
28/08/2005 23:55)
tsy maintsy hodorana foana ve ny entana aondrana rehefa...
rehefa tsy maniky ny prix tenenin'ireo mpanondrana any andafy any. Lafo ny mandefa entana any ivelany mbola miampy ireo karazana redevance koa. Rehefa tonga any anefa dia fetsen'ireo vazaha mpanafatra...
suite
répondu par Herimiafina le 30/08/2005 01:31
Herimiafina
(
28/08/2005 23:16)
Mitombo loatra ny isantsika mponina ao Dago
Efa 17,000,000 izao ny isantsika amin,izao fotoana izao. Ireo ary no voaisa fa mbola tsy tafiditra ao ny olona sasany. Ny fanjakana nefa efa mangataka sy kinkina, mbola manafatra sakafo foana isika m...
suite
répondu par pitchou le 20/10/2005 03:09
Herimiafina
(
28/08/2005 22:55)
Ny tena fitivana marina araka ny Tompo
Misy karazana toetra telo ireto:
- Ny famadihan'i Jodasy an'i Jesoa.
- Ny fankahalan'ny jiosy an'i Jesoa.
- Ny tsy firaharahian'i Pontio Pilato an'i Jesoa.
Ny tena fahavalon'ny fitiavana, dia il...
suite
répondu par RADOUXE le 25/09/2005 14:49
hery
(
28/08/2005 21:49)
Google talk indray hono
Namoaka ny IM (Instant Messenger) azy manokana ihany koa ny Google.com amin'izao fotoana izao. Google Talk no ataony anarany. Tahaka ny Yahoo Messenger sy ny MSN Messenger dia ahafahana miresaka mivan...
suite
répondu par McFy le 17/09/2005 14:03
rijatsif
(
28/08/2005 16:32)
couples échangistes
Ahoana ny fahitanareo io fomba iray io? Ekenareo ve sa tsia. Izay manaiky atsangano ny tanana fa hitako......:D:D:D ...
suite
répondu par deghany le 13/09/2005 15:02
dakoma
(
28/08/2005 10:26)
Aza mba manambady bandy gasy ry reto aa.
Fa sady kizitina,mikasitanana,mapirafy,ge revy tsy tamana an-trano,kamo miasa,kely bôbôsy tsy mahay manao akory.Ny ray sy reniny sarotra rafozanina
Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vo...
suite
répondu par Sorate le 17/01/2006 10:10
