Fialana amin'ny sigara

1. Herimiafina ( 29/08/2005 04:28)
Ratsy ny sigara, maro anefa no mbola mifoka ary toa tena sarotra amin'izy ireo ny miala amin'izy io.
Maro ireo olona no manome tsiny ny mpifoka sigara, fa ny zavatra mahasosotra dia tsy mbola nisy nandroso sosokevitra tena mandaitra mba hialana amin'izany sigara izany.
Manome tsiny foana fa tsy manome solution mihintsy.
Raha tena fitiavana an'ilay olona mifoka tokoa ny hitenenanao azy dia ampio izy hahita ny hevitra hialany, raha fitiavana ny tenanao fotsiny anefa dia alaviro fotsiny izy fa aza omena tsiny.
novalian'i deghany ny 23/09/2005 13:44
2. pika ( 29/08/2005 04:38)
ny olona iray arakaraky ny handraranao (didy) azy no vao maika hifohany ihany na dia efa hitany aza fa tsy mety
matetika rehefa miteny isika dia tsy mahay manazava mora2 ny vokandratsiny fa avy hatrany dia mitaba2 sy .... na vehivavy io na RAD
tsy misy hafa tsy ny tenanay ihany mantsy no maha afaka azy ka @zay ny sainy no matanjaka dia mora ho azy ny miala
3. chipie1 ( 29/08/2005 07:28)
ié ny saina no tena mitondra anio e!
4. ravakamalala ( 29/08/2005 08:55)
Tsy lé oul no tsy mety miala am sigara fa lé sigara mits no tsy mety miala am lé oul!
5. Bocassa ( 29/08/2005 09:04)
Inty misy vahaolana atolotra ho an'ny mpifoka sigara: Mitoka-monina any amin'ny toerana mangina, lavitry ny olana sy tabataba. Tsy miaraka amin'ny olona mpifoka sigara. Atao aloha izay tsy iarahana aminy fa tsy miavonavona akory. Misakafo tsara ara-dalàna. Manao activités sportives. Tsy mahazo mamofona setroka ( setroka sigara, setroka fiara, setroka charbon ). Amboarina tsara ny saina ary tokony hivavaka. Eo amin'ny 2 volana eo ihany.
6. pika ( 29/08/2005 10:11)
arakaraky ny hitokanana monina irery no toa vao may miasa ny saina dia tsy tafa izany
sarotra koa izany tsy hifanerasera @ oul mifoka izany
raha ny hoe ny manao activités sportives indray misy anie olo efa hananika ny 60 mbola mifoaka e
amboarina tsara ny saina dia mitsakitsaky izay tiana @ fotoana mampanembona ekeko
7. Veloo ( 29/08/2005 20:09)
herimiafina ny saina no mitondra anio rehfa mantajaka ny saina dia miala ho azy io...
8. jaonga ( 29/08/2005 20:58)
Efa mba renareo ve ny hoe "Plan de 5 jours"?
Therapie de groupe izy io, mifantoka amin' ny fifanohanan' ireo te hiala, arahina fomba fisakafoana tsotra manampy ny tena ho voadio amin'ireo toxines avy @ ny fifohana sigara.

Mandritra ny 5 andro no arahina, dia ny fanapahan-kevitra feno sisa avy eo no mitondra ny ambiny. Ny olana manko dia malemy ny saina raha ny tena irery sy ireo toxines efa niangona no mifanatrika !!

Koa mahitA soa e.

9. tafita ( 29/08/2005 21:26)
Na inon lazainareo de 'zay tsy hiala amin'ny sigara
Fa olona zanak'i Gasicar
Fa na olona efa miasa , na mpianatra
izay mihinan-tsigara toa sambatra
Sitra-po io sa tadiavinareo hovonoina ve ny mpivarotra sigara izay tena mahalafo be de be isan'andro
o i iiiiiiiiiii

10. Herimiafina ( 30/08/2005 05:16)
Misy foana ireo te-hijanona amin'ny fifoahana sigara, misy foana koa ireo tsy te-hijanona, koa tsara ny hahalalana ny fomba tena mety hijanonana amin'izany hanampiantsika ireo te-hijanona.

Na tsy te-hijanona aza ianao mety ho sendra io fanontaniana io foana ianao indray andro any rehefa tsapanao fa tsy mety aminao intsony ilay izy.
11. deghany ( 30/08/2005 12:16)
Bocassa:

Inty misy vahaolana atolotra ho an'ny mpifoka sigara: Mitoka-monina any amin'ny toerana mangina, lavitry ny olana sy tabataba. Tsy miaraka amin'ny olona mpifoka sigara. Atao aloha izay tsy iarahana aminy fa tsy miavonavona akory. Misakafo tsara ara-dalàna. Manao activités sportives. Tsy mahazo mamofona setroka ( setroka sigara, setroka fiara, setroka charbon ). Amboarina tsara ny saina ary tokony hivavaka. Eo amin'ny 2 volana eo ihany.



tsy mety kou nge le sport raha tsisy sodina kely mintsy alou e!!:-D
12. Veloo ( 30/08/2005 14:20)
jaonga a ie marina ko io...ka manana ny information ve enao e?
13. fijo ( 01/09/2005 19:38)
herimiafina an,asaivo ataony ao anaty boaty ny volany isaky ny te hividy sigara izy,dia asaivo isainy amin'ny faran'ny taona,fa ho tsapany ny vola naika nariany,raha nifoka izy,ary ho tonga saina.
na koa rehefa mizaka ny fofontsigarany enao,dia misotroa labiera,ary rehefa te hipipy dia alefaso eo akaikiny,fa iny no vokatry ny labieranao,mitovy amin'ny vokatry ny sigarany.
14. Veloo ( 01/09/2005 21:21)
fijo a raha manan-tsaina ny hanao an'izany izy ary mahafantatra ny valeur-ny vola :wink:
15. bekiboo ( 02/09/2005 06:29)
fijo
16. pika ( 02/09/2005 09:30)
nareo milaza ny hifoaka foana tadidio fa tsy vitan'ny manimba ny tenanareo ianareo fa manimba ny olona mifanerasera aminareo ary indrindra moa ny zaza
ary izao e mba fadio ny mifoka sigara eny @ toerana mihiboka ( oh anaty fiara, ao an-trano , eny ampivoriana, ao @ birao nefa tsy ianao irery ny ao ...) :x
17. watafon ( 02/09/2005 09:33)
ny ahy ndray d tsotra ihany e! sady tsy mahasalama no mandany vola sady manimba ny hafa ka tokony ialàna e! tsy misy procédures b zany fa mokon-doha ihany d mahafaka sigara e! reo fotsiny eritreretina d ataovy le zavatra lazain'i fijo ambony io d ho afaka sigara enao !
18. bichette ( 02/09/2005 12:44)
no sady mijaly be rehefa mandeha avion, train satria interdit tanteraka ka raha mandeha lavitra dia "en mank" hi hi hi !!!! asakasakareo mifoka o ! :-P
19. deghany ( 02/09/2005 14:25)
mamay be wa le miala aminy!!
20. Veloo ( 02/09/2005 16:01)
deghany a tssssssss rien n'est possible lety... njy fotsiny no tsy te-hiala :wink::{:{:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2947