Fialana amin'ny sigara

21. deghany ( 07/09/2005 10:28)
Veloo:

deghany a tssssssss rien n'est possible lety... njy fotsiny no tsy te-hiala :wink::{:{:{:{


njy ary zao nde hotaritiko hifoka kou!!!! hehehhe
defa mikotràna @ bômbô su7!!!heheheheh

22. fijo ( 07/09/2005 19:59)
za koa mifoka ,fa rivotra no fohako.
23. Veloo ( 08/09/2005 17:50)
deghany a inn oe ty lazaina a? za tsy ho azon-njy amin'io retsy a:P
24. fijo ( 08/09/2005 20:24)
veloo,andramo kosa aloha ko,iza no mahita
25. Veloo ( 08/09/2005 20:46)
o ry fijo a rehefa te hifoko njy mandana fa aza mampirisika ahy hifoka tsy ho azonao @ izany za ka :P
26. jaonga ( 08/09/2005 21:21)
Veloo, ... (Sy ny hafa rehetra koa)

Ity ny info nanontanianao momba ilay "Plan de 5 jours":
http://www.chez.com/lvsnet/plan/metodo.htm

MahitA soa ary e.
Jaonga
27. Herimiafina ( 08/09/2005 22:18)
Misaotra an'i Jaonga.
28. fijo ( 09/09/2005 20:32)
veloo ,ka za anie tsy mifoka e;
29. deghany ( 12/09/2005 10:37)
Veloo:

deghany a tssssssss rien n'est possible lety... njy fotsiny no tsy te-hiala :wink::{:{:{:{

ataoko lasa nounours mifoka sodina!! hehehhehehe

30. isrine ( 14/09/2005 18:58)
io araka2 ny antony nifohana ihany e, ary tsy zazakely akory ny mpifoka sigara sady olona mahay ttsy ny ankabeazany, de tsy miditra @ sainany ve ny zavatra hitany sy henon'ny sofiny isan'andro, fa rehefa tsy te-hiala izy de mahita fa sarotra ny fialana @ fifohana, ary ny olona de tsy maintsy hanome tsiny azy ireny foana satria betsaka ny olona no tsy mifoka fa lasa mifoka tsy fidiny ny setroky ny sigarandreo.
31. Herimiafina ( 14/09/2005 19:25)
Misy anie mpifoka sigara mivoaka any ivelany fa tsy manao izany ao antrano satria mahafantatra fa tsy mety amin'ny fahasalaman'ny hafa izany e.

Fa ny mahasosotra dia mbola misy ihany koa ny mimenomenona na dia efa any amin'ny espace reservé hoa azy aza ny mpifoka sigara, na eny amin'ny arabe aza izy.

Raha eny amin'ny arabe moa dia ampahafirin'ny setroka échapement fohan'ny olona isan'andro izay setro-tsigara iny e. Sans plomb iny an.

Misy koa olona efa miala mihataka azy lavitra le mpifoka mbola hanatonana coller-na ihany koa aiza no tsy hifoaka koa.
32. Veloo ( 14/09/2005 19:49)
fijo sy deghany :twisted::twisted:
33. Veloo ( 14/09/2005 19:50)
jaonga a, sy ny hafa rehetra ko ka
34. fijo ( 14/09/2005 21:07)
veloo maninona indray kay izahay
35. deghany ( 15/09/2005 13:47)
veloo: maninn marina ary 'zahay??
36. Veloo ( 15/09/2005 15:53)
an:?::?::?::?: za angaha miresaka ny aminareo ry deghany sy fijo? mahana ny panao ratsy kle :-D:-D:-D
ny valon-teniny jaonga no namaliko an'io :-D:-D:-D
37. fijo ( 15/09/2005 21:20)
ka le hafa rehetra ko.raha tsy nisy rehetra mba nilamina izahay.
38. Herimiafina ( 16/09/2005 03:05)
:-D:-D:-D:-D Ké passa amigos amigas?
39. fijo ( 16/09/2005 20:28)
tsy azoko le teny le
40. deghany ( 23/09/2005 13:44)
roa zany tsika tsy mahazo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1559