resaka masindahy na masimbavy/ resaka papa ray masina/

1. deghany ( 29/08/2005 10:54)
Fanotaniana:
-aona no niavian'io we papa ray masina io? de aona no mandohalika eo alohany?
-aona sy iza no mametra olona iray we MASINA izy!!
oh: masindahy .... na masimbavy.....
De mivavaka aminy sa ve we @ alalany no hivavahana?
-de aona marina ty resaka hazo fijaliana ty e!! tsy de azoko loatra ny "importance- any!! ôtran'ny we tsy i Jesosy rery manko no nahantona t@izy io!!
de eo le tsy azoko e!!manao an'io signe lacroix io refa hivavaka!
Mila fanazavana re ry zareo fa mba ampio a!!
Misaotra ô!!!!!
novalian'i marozevo ny 18/10/2005 22:42
2. ravakamalala ( 29/08/2005 12:23)
Amin ny fivavahana katolika no tena ahitana an ireo. Ny papa iray masina dia hiérarchie tokony hajaina, izy izany no farantampony.
Tamin ny voalohany i Jesoa dia nifidy ny apôstôly, voafidy izany izy ireo ka eo dia efa mana place mabony amin ny hiérarchie, avy eo Jesoa nifidy an i Pierre : "Tu es Pierre et sur cette pierre, je bâtirais mon Eglise" (miala tsiny amin ilay teny faran tsy hay).Dia mitohy ny tantara, dia ireo papa misesy ireo no nanolo an i Masindahy Pierre. Mandohalika eo anoloany satria izy dia mabaran ny mpino fa olona voafidy ary nahazo ny "grâce", noho ny asan ny Fanahy Masina.

Ny masindahy na ny masimbavy indray dia toa misy dingana maromaro vao tonga amin ilay fiantsoana hoe Masindahy, toa mbola mandalo béatification, zay vao sanctification, dia io indray dia miankina amin ny fomba fiainan ireo olona ireo nandritra ny nanarahany ny dian i Kristy.

Amin ny alalany kosa no ivavahana fa tsy dia hoe mivavaka aminy e!! Mandalo aminy rehefa misy zavatra tianao angatahina amin Andriamanitra, ny aza angamba ny réseau mi passe tsaratsara kokoa. ooouuuppps!

HAZO FIJALIANA toa misy dikany betsaka fa raha mijery tsara ianao dia any amin ny katolika, hazo fijaliana miaraka amin i Jesoa mbola voahombo no hita eny amin ny autel, iny hono mampatsiahy antsika foana an ilay atao hoe SACRIFICE : nanolo tena mba hanavotra antsika i Jesoa.
Ny an ny protestant indray dia Hazo fijaliana tsisy an i Jesoa voahombo, toa manambara fa ny an ny protestant dia ny FITSANGANAN I JESOA TAM MATY NO ZAVA DEHIBE.

Lava loatra koa izy izany fa dia io aloha ny fahaizako
3. ravakamalala ( 29/08/2005 12:31)
Ny fahaizako azy no tiako tenenina fa tsy hoe ny fahaizako, za olona bado lava.
4. deghany ( 29/08/2005 12:49)
dia aona le hoe tsy misy masina na dia iray aza???
Papa RAY MAsina: de aona le we tsy tokony hiantso RAY MASINA afatsy i Jehovah a:tra iany?
Ny mametraka ny maha-MASINA nge zany dia ny olombelona iany e!! mahagaga an!! nefa ny olona nateraka ho mpanota: "tsisy masina na dia iray aza".
Mi-confessy: de tsy azoko tsara koa ny fandehany e!! olombelona ôtran'ny tena iany zany no hitataraina ny ota nataon'tena sa we aona? raha ny fahalalako azy mantsy de ôtran'ny afaka ny tenako avy hatrany no mangataka famelàna fa tsy de we mandalo @ pretra!! de tsy de azoko koa iny fandehany anakiray iny !!
Raha ny fahitako an'le mapiasa sary alou de ôtran'ny mapisalasala iany e!!(croix, saplet,....)
ohatra:manoroka an'iny vakana lakroa iny refa mivavaka: ôtran'ny nahita za we mitovy @ manompo sampy iany zany satria tsy tokony hampiasa sary nge ono refa mivavaka e!!
zay ndray ary alou le izy fa mba manatena valiny e!! ok ô!!
5. deghany ( 29/08/2005 12:51)

6. xxx ( 29/08/2005 13:26)
1Petera2:9:
Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy, fanjakà-mpisorona, firenena masina, olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany, mba hilazanareo ny hatsaran'Ilay niantso anareo hiala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavany mahagaga;

raha io aloha no jerena de milaza avy hatrany fa izay mino an'i Kristy de olo-masina avy hatrany, soa ihany:D
7. pika ( 29/08/2005 13:56)
ny tsara2 dia ny manantona ny mompera sy frère fa izy ireo no mety afaka hanazava anao bebe kokoa
8. deghany ( 29/08/2005 14:04)
xxx:

1Petera2:9:
Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy, fanjakà-mpisorona, firenena masina, olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany, mba hilazanareo ny hatsaran'Ilay niantso anareo hiala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavany mahagaga;

raha io aloha no jerena de milaza avy hatrany fa izay mino an'i Kristy de olo-masina avy hatrany, soa ihany:D

i Kristy Masina ka!! Fa i Jean Batiste sy ny sasany sy i Papa tsy Masina ; i Papa ve de ho ampitahaina @ Kristy? aizaaaaaaa!!!!!!!!

9. ravakamalala ( 29/08/2005 14:16)
Aiza kosa deghany a! Aza dia afangaro daholo e! papa tsy ampitahaina am Kristy! Manana ny fanazavany azy ny katolika momba io fanamasinana io!
Hitanao fotsiny zao tam ilay fifidianana ny ho solon i Joany Paoly 2 iny dia hoe mikatona ny cardinal rehetra hifidy, dia akatona amin ny toerana iray , mangingina, tsisy mpanelingleina izy mba hiasan ny herin ny FANAHY MASINA fa tsy ny fisainan ny olombelona fotsiny akory.
10. marozevo ( 29/08/2005 14:31)
Deghany > Ianao ve aloha Katolika ? Misy antony manokana manosika anao hametraka ireo fanontaniana ireo ve ? Azonao ambara ve io antony io ?
Izao manko : Lalina dia lalina ny fanontanianao, ka mila fotoana izay hamaly azy. RAHA OHATRA MOA KA TSY KATOLIKA IANAO DIA TSY HITAKO IZAY ANTONY MAHAMAIMAY ANAO HAMETRAKA IREO FANONTANIANA IREO. Matoa ny olona manana ny finoany sy mifikitra amin'izany dia manana ny antony azy sy amin'ilay inoany izy. Tsy mila fanazavana izany satria NY FINOANA TSY AZAVAINA ARA-TSAINA FA IAINANA ARA-PANAHY.
11. ravakamalala ( 29/08/2005 14:39)
Marozevo=D=D=D=D=D=D >
12. marozevo ( 29/08/2005 14:54)
ravakamalala
13. xxx ( 29/08/2005 17:04)
ravakamalala >>
mba azonao hazavaina v aiza ho aiza ao @ tenin' Andriamanitra no misy milaza fa mila amasinin'ny papa ny olona iray vao azo lazaina fa masina?
14. ravakamalala ( 29/08/2005 17:47)
xxx> taiza ho aiza aho no niteny hoe amasin ny papa. Ny tiako notenenina teo fotsiny dia amin ny katolika msisy ilay atao hoe sanctification, satria hita fa tena mendrika ilay olona iray tamin ny fiainany nanaraka an i Kristy, ohatra zao tam ny nahafatesan i papa teo dia fanontaniana be we ho sanctifié-na ve JP2? dia tsy haiko ihany na nataondry zareo na tsia, betsaka koa ireo olon tsotra nohamasinin'ny katolika satria hitany fa mendrika (Sainte Bernadette, Saint Augustin, sns tsy voatanisa,...)

Tenin ny soratra masina sa tsia? Fanontaniana mipetraka ho an ny katolika?
15. hery ( 29/08/2005 18:13)
amafisiko ny tenin'i marozevo hoe sarotra ho an'ny tsy katolika ny mahazo izany. Tsy fanontaniana misaratsaraka hovaliana amin'ny andinininy tsirairay ao amin'ny baiboly akory ny finoana... Fa venty (unité) iray lehibe izay ivondronan'ny foto-pinoana iray manontolo. Toa izany koa ny Tenin'Andriamanitra... tsy azo tsikeraina isan'andininy na hanohanana hevitra isan'Andininy fa venty iray lehibe tsy azo sarahana... dia mazava ho azy fa mila ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny herin'ny FAnahy Masina vao hahazo azy.

Ka ho an'i deghany manokana, raha tsy katolika ianao dia iaino izay inoanao, raha kristianina moa dia toa fitiavana koa no tokony ho fototry ny fiainanao. Dia izay no iaino... na manoloana ny Papa izany, na manoloana ny katolika... na manoloana ny fahavalonao aza.
16. maditra ( 29/08/2005 18:21)
ravakamalala> ankasitrahako be ny valin'ny fanontaniana nataonao. Efa nitondra resa-be teto ity resaka Katolika ity dia mazotoa indray izay mbola hanohy.
17. xxx ( 29/08/2005 20:12)
ravakamalala >>
de izao aza, iza no mamoaka ny didy na lalàna, na koa hoe avis fotsiny milaza fa masina ny olona anakiray raha izany, de ny fanontaniana manaraka hoe, aiza ao anaty tenin'Andriamanitra aza no milaza fa manana "fahefana" hanao izany izay manao izany sy fa azo atao "olomasina"ny oll anakiray rehefa mahafeno fepetra
18. pika ( 30/08/2005 04:39)
ny tenin'i marozevo sy hery dia mazava fa na io totiteny henoinao ao ampiangonanao io aza rehefa tsy ao ny finoana dia toy ny mihaino tantara fotsiny ihany
ka raha ny faly hikiritika finoan'olon-klafa fotsiny ny butanao dia ajanony
19. Herimiafina ( 30/08/2005 05:57)
Mahafinaritra ny mahita olona efa mandeha any ampiangonana na dia hangalatra akoho aza izy ny ampitson'iny, mahafinaritra ny mahita olona efa manana ny finoany.
Fitondran'Andriamanitra avokoa izany, aoka fotsiny isika tsy hamono hahafaty ny finoan'ny olona sasany fa raha te-hanadiso na hitarika dia any amin,ny misy ny maizina mandeha fa any be ny olona mbola tsy mahafantatra fivavahana. Aty amintsika dia fitaizana ny finoana no ilaina fa tsy fandresena lahatra intsony hoe diso anona na marina itsy.
20. deghany ( 30/08/2005 07:49)
marozevo:

Deghany > Ianao ve aloha Katolika ? Misy antony manokana manosika anao hametraka ireo fanontaniana ireo ve ? Azonao ambara ve io antony io ?
Izao manko : Lalina dia lalina ny fanontanianao, ka mila fotoana izay hamaly azy. RAHA OHATRA MOA KA TSY KATOLIKA IANAO DIA TSY HITAKO IZAY ANTONY MAHAMAIMAY ANAO HAMETRAKA IREO FANONTANIANA IREO. Matoa ny olona manana ny finoany sy mifikitra amin'izany dia manana ny antony azy sy amin'ilay inoany izy. Tsy mila fanazavana izany satria NY FINOANA TSY AZAVAINA ARA-TSAINA FA IAINANA ARA-PANAHY.

'zay zoky zay!! mba manitikitika ny mokondohako nge le fanotaniana e!!! za nga nanonona we diso sa marina ny an'sasany? fanotaniana ny ahy de tsakoako ny valiny, de zay!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0979