resaka masindahy na masimbavy/ resaka papa ray masina/

21. xxx ( 30/08/2005 07:54)
pika >>>
tsy hoe faly ny hikritika akory sanatria (tsy misy tombiny ny fitiavana ny kritika), fa mba manontany tena fotsiny hoe mitombina ara-tsoratra masina ve izany zavatra atao izany?
ny tsara mantsy de manao ny toy ny kristiana tany Beria izay nanao verification ny zavatra nambara taminy.
asan'ny postoly 17:11:
Ary ny teo-panahin'ireo dia tsara noho ny tao Tesalonika; satria nandray ny teny tamin'ny zotom-po indrindra ireo ka nandinika ny Soratra Masina isan-andro, na marina izany, na tsia
22. deghany ( 30/08/2005 07:58)
hery:

amafisiko ny tenin'i marozevo hoe sarotra ho an'ny tsy katolika ny mahazo izany. Tsy fanontaniana misaratsaraka hovaliana amin'ny andinininy tsirairay ao amin'ny baiboly akory ny finoana... Fa venty (unité) iray lehibe izay ivondronan'ny foto-pinoana iray manontolo. Toa izany koa ny Tenin'Andriamanitra... tsy azo tsikeraina isan'andininy na hanohanana hevitra isan'Andininy fa venty iray lehibe tsy azo sarahana... dia mazava ho azy fa mila ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny herin'ny FAnahy Masina vao hahazo azy.

Ka ho an'i deghany manokana, raha tsy katolika ianao dia iaino izay inoanao, raha kristianina moa dia toa fitiavana koa no tokony ho fototry ny fiainanao. Dia izay no iaino... na manoloana ny Papa izany, na manoloana ny katolika... na manoloana ny fahavalonao aza.


azafady zoky fa hevitra no atakalo!! tsy voasoratra n'aiza n'aiza we tsy mahazo manotany momba an'zay tsy azo eo @ io lafiny ara-pinoana io!! de mba manotany le bandy e!!

F'angaha kosa ary v mou de refa tsy katolika de tsy afaka ny hahazo kôzy? samy baiboly nge no hifotorana e!!

23. deghany ( 30/08/2005 08:03)
ravakamalala:

Aiza kosa deghany a! Aza dia afangaro daholo e! papa tsy ampitahaina am Kristy! Manana ny fanazavany azy ny katolika momba io fanamasinana io!
Hitanao fotsiny zao tam ilay fifidianana ny ho solon i Joany Paoly 2 iny dia hoe mikatona ny cardinal rehetra hifidy, dia akatona amin ny toerana iray , mangingina, tsisy mpanelingleina izy mba hiasan ny herin ny FANAHY MASINA fa tsy ny fisainan ny olombelona fotsiny akory.


Le resaka we MASINA alou mbola tsy voafaritra tsara iany e!!
de aona tsara le resaka mi-confessy???
Misaotra ô!!
24. deghany ( 30/08/2005 08:10)
pika:

ny tenin'i marozevo sy hery dia mazava fa na io totiteny henoinao ao ampiangonanao io aza rehefa tsy ao ny finoana dia toy ny mihaino tantara fotsiny ihany
ka raha ny faly hikiritika finoan'olon-klafa fotsiny ny butanao dia ajanony


tsy natao hanafnàna rà nge ty kôzy ty e! mba manotany nge le olona e!! nga eo misy miteny we mialà @ finoan'lisany lisany??

Tsy nisy nahay ze namorona an'i Jehovah, sy nahita ze tarehiny any...... tsy nisy nahita ze fiainana any aorinan'fahafatesana any..... ireo ekena we inoy fotsiny iany!!
Fa ny ankôtran'zay kosa sarotra ny hanaraka fotsiny @zao e!! ny BAIBOLY nge no fototra e!! boky io!! misoratra ao ny mety sy tsy mety!! de zay no mahatonga fanontaniana mipetraka!

25. deghany ( 30/08/2005 08:13)
inn alou le masina resahina e!! aleo faritana mintsy angamba io teny 'ray io klé!!

de avoay mintsy le pretra ato alou hamaly ny fanotanian' bandy fa tslèè!!!
26. deghany ( 30/08/2005 08:14)
inn alou le masina resahina e!! aleo faritana mintsy angamba io teny 'ray io klé!!

de avoay mintsy le pretra ato alou hamaly ny fanotanian' bandy fa tslèè!!!
27. deghany ( 30/08/2005 08:30)
hery:

amafisiko ny tenin'i marozevo hoe sarotra ho an'ny tsy katolika ny mahazo izany. Tsy fanontaniana misaratsaraka hovaliana amin'ny andinininy tsirairay ao amin'ny baiboly akory ny finoana... Fa venty (unité) iray lehibe izay ivondronan'ny foto-pinoana iray manontolo. Toa izany koa ny Tenin'Andriamanitra... tsy azo tsikeraina isan'andininy na hanohanana hevitra isan'Andininy fa venty iray lehibe tsy azo sarahana... dia mazava ho azy fa mila ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny herin'ny FAnahy Masina vao hahazo azy.

Ka ho an'i deghany manokana, raha tsy katolika ianao dia iaino izay inoanao, raha kristianina moa dia toa fitiavana koa no tokony ho fototry ny fiainanao. Dia izay no iaino... na manoloana ny Papa izany, na manoloana ny katolika... na manoloana ny fahavalonao aza.


venty iray lehibe tsy azo sarahina hoy ise: de inn ary no mahatonga hevitra tsy mitovy nefa baiboly iray zao iany no resahina!! misy ny marina de misy ny diso waaaa!!!

28. xxx ( 30/08/2005 14:35)
deghany >=D =D
29. jentilisa ( 30/08/2005 15:01)
xxx:

pika >>>
tsy hoe faly ny hikritika akory sanatria (tsy misy tombiny ny fitiavana ny kritika), fa mba manontany tena fotsiny hoe mitombina ara-tsoratra masina ve izany zavatra atao izany?
ny tsara mantsy de manao ny toy ny kristiana tany Beria izay nanao verification ny zavatra nambara taminy.
asan'ny postoly 17:11Ary ny teo-panahin'ireo dia tsara noho ny tao Tesalonika; satria nandray ny teny tamin'ny zotom-po indrindra ireo ka nandinika ny Soratra Masina isan-andro, na marina izany, na tsia


Ny dikan'io teny io rahalahy dia hoe nazoto nandinika ny Soratra Masina izy na diso (io Soratra Masina io) na marina ( io Soratra masina io).

Mahaiza mamaky fa izay no nambarany.
30. jentilisa ( 30/08/2005 15:05)
Ny baiboly protestanta dia misy boky 66 ao anatiny. Ny baiboly katolika miampy fito izany hoe 73. Izany ve dia azo lazaina fa mitovy ny baiboly?
31. jentilisa ( 30/08/2005 15:19)
NY atao hoe masina dia:
_araka ny tsiro: masira, izay manome tsiro ny sakafo mba hatsiro
_araka ny fivavahana: voatokana, atokana ny olona hitory ny tenin'Andriamanitra fa tsy izay te-hitory dia mitory. Tsy miteny aho eto hoe iza no manokana na iza no manokana eto.

raha ireo hevitra roa ireo no raisina dia azo faritana be izay tianao lazaina.
32. deghany ( 30/08/2005 16:36)
jentilisa:

Ny baiboly protestanta dia misy boky 66 ao anatiny. Ny baiboly katolika miampy fito izany hoe 73. Izany ve dia azo lazaina fa mitovy ny baiboly?


ay marina mou !!! de aona ary ny baiboly katolika rery no miampy e!!


33. deghany ( 30/08/2005 16:37)
Fa le resaka mi-confessy @ pretra tsisy mamaly ô!!!!!!!
inn no tena heviny!
34. deghany ( 30/08/2005 16:39)
Fa le resaka mi-confessy @ pretra tsisy mamaly ô!!!!!!!
inn no tena heviny!
35. deghany ( 30/08/2005 16:45)
Fa le resaka mi-confessy @ pretra tsisy mamaly ô!!!!!!!
inn no tena heviny!
36. deghany ( 30/08/2005 16:47)
Fa le resaka mi-confessy @ pretra tsisy mamaly ô!!!!!!!
inn no tena heviny!
37. deghany ( 30/08/2005 16:47)
Fa le resaka mi-confessy @ pretra tsisy mamaly ô!!!!!!!
inn no tena heviny!
38. sonwin ( 30/08/2005 17:36)
Andraso fa omeko test elah rehefa hitako dia hain'ialahy ho azy ny heviny
39. ravakamalala ( 30/08/2005 17:48)
Te hi confessy anga enao?
Tsy i da mopr anie no manala ny fahotanao fa izy no anisan ireo voafidin Andriamanitra hanana izany fahefana izany e! Tsy haiko na dia mety loatra ilay hoe fahefana fa izy no afaka manao izany e!Mpanelanelana foana rizareo.
Aza anontaniana aho hoe aiza ho aiza ao amin ny soratra masina fa tsy fantako fa ny katolika no mahalala azy.
Fa ny fantako dia izay aloha ny fombany.
40. deghany ( 31/08/2005 08:05)
sonwin:

Andraso fa omeko test elah rehefa hitako dia hain'ialahy ho azy ny heviny


elà nga efa sitrana le?? ndraso fa testeko elà!!:@

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5206