Aza mba manambady bandy gasy ry reto aa.
1. dakoma
(
28/08/2005 10:26)
Fa sady kizitina,mikasitanana,mapirafy,ge revy tsy tamana an-trano,kamo miasa,kely bôbôsy tsy mahay manao akory.Ny ray sy reniny sarotra rafozanina
Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vozongo mahafinaritra mo kah......
Tena tsy misy avenir ny miaraka aminy bandy tsika.
Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vozongo mahafinaritra mo kah......
Tena tsy misy avenir ny miaraka aminy bandy tsika.
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 10:10
2. lidy
(
28/08/2005 11:37)
dakoma:
Fa sady kizitina,mikasitanana,mapirafy,ge revy tsy tamana an-trano,kamo miasa,kely bôbôsy tsy mahay manao akory.Ny ray sy reniny sarotra rafozanina
Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vozongo mahafinaritra mo kah......
Tena tsy misy avenir ny miaraka aminy bandy tsika.
tena ny vintanao mihitsy zany no tsy nety hatramin'ny naterahanao e!Ny vazà ange ka mitsofoka @ izay lavaka rehetra hitany ka sao 50 taona dé hanao couche é!
4. Fanja1
(
28/08/2005 14:34)
dakoma inn aza ty????? tssssssssssssss sa tratra tao enao io? de ampitovizinao daholo ny lehilahy gasy rehetra? ary ny vaza lahy angaha hono tsy mba manao an'izany?pffffffffff
6. dakoma
(
28/08/2005 14:56)
Fantatro fa matahotra ny vadinareo ianareo deh tsy sa manao resaka mitsotra.Fiainana iharahana mahita maso io tanisako io,fa aza mody fanina.Mato ny firenena tsy mandroso dia satria ny bandy mipetraka ao tsy alehany ny ankamaroany.Ny bandy gasy any ivelany rah hoarina aminy vahiny hafa de vendrana.Itako izany t@ zah naka rivotra taty.Na saofera livrera,na.....Aty nefa milaza fa taleny air france,na elf sns.....
7. Fanja1
(
28/08/2005 15:04)
dakoma mandehana enao manambady bandy vaza raha zay foana no manahirana ny sainao io e!!! samy olona @ safidiny ... ary @ izao andro efa 2005 zao ve de mbola misy ihany zany mataotra ny vadiny zany e?????efa misy droit miteny daholo na ny lahy na ny vavy
8. SNAR
(
28/08/2005 16:20)
Mampalahelo tokoa ny hevitrao fa saingy droit nao moa izany, ny tiako ho ambara fotsiny dia ny hoe: mitovy io na gasy na vazaha izay mahafaty anao, fa ny fitondranao sy ny fanajanao ny tenanao no zava-dehibe ary ny fahaizanao mitondra ny toka-tranonao, matoa ilay gasy niarahanao ratsy dia ianao koa anisany nanao toetra nitovy taminy.
11. maditra
(
28/08/2005 18:43)
Ity dakoma ity mihitsy no efa tsy alehany. Toa ratsy be izany toetranao izany fa atao ahoana. Zah angamba mino fa raha toa ka mitovy oetra aminao daholo ny vehivavy Gasy rehetra dia dia sahiko koa ny nanao vava hoe tsy hanambady vehivavy Gasy izany mihitsy, fa saingy heureusement singany enao ary vitsy tena vitsy ny olona manana toetra to anao.
14. zakilinina
(
28/08/2005 20:25)
Aza manao ratsy tôtra toy izao énao anaka.
Aza mba kivikivy koa amin'ny tanora malagasy.
Indray mandeha ve no manta vary dé handevin-tsotrobe ?
Aza mba kivikivy koa amin'ny tanora malagasy.
Indray mandeha ve no manta vary dé handevin-tsotrobe ?
15. xxx
(
28/08/2005 21:19)
Sao dia izany kosa no nataon'ny dadan'i Dakoma :-) Mbola afaka miova lasy i Mama raha mety e.
16. mishou
(
28/08/2005 21:45)
ka ny azy kosa tsoriny fa taratasy no tadiaviny e
fa misy fahamarinana ihany aloha ilay toetra tantarainy fa izany hoe tsy ny gasy rehetra no ohatran'izay fa farafabetsany 1/2 ny bandy gasy
le rafozana moa de mety ho ny 4/5 mihitsy no ohatran'io:-D:-D:-D:-P

18. Herimiafina
(
28/08/2005 22:00)
akamatiana:
gasy ka milay:)
Miombokevitra, gasy ka milay fa misy sasatsasany fotsiny mbola tsy dia ampy niveau amin
20. pika
(
29/08/2005 04:34)
rehefa nidona t@ poteau dia mipetraha tsara fa aza manaratsy ny hafa tsy toa anao daholo ny olona ok