Aza mba manambady bandy gasy ry reto aa.
41. angelastela
(
31/08/2005 11:29)
Manao ahoana daholo,
Amiko manokana aloha dia aleoko manambady GASY,zaho zao efa roa taona no manambady vazaha, maro zavatra hazoko sy vitany tamiko tsy vitany bandy niarahako tany DAGO, saingy hafa mihitsy reve miaraka @ samy gasy,@ gasy tsy misy fanavakavahana na fanambaniana.Zahomanokana aloha dia tena afampo t@ bande niarahako tany DAGO saingy noho voyage nataoko aty andafy dia tsy nahataty izy dia nahabevoka kanak olona.pour moi vraiment c est dommage mais je n ai pas le choix,misy indraiky fitiavako ity vadiko ity saingy jamais jamais hitovy @ ilay GASY,ary vitako 100/100 nihisaraka @io saingy @ ilay GASY raha mba fatany mantsy tato ampoko dia mety mba niandry kely izy, marihiko tsara fa 6 ans no niarahanay,izy no 1niarahako,nefa zay moa no niseho ka dia raisiko ho anjara sy lahatra.
VELOMA SY BIJOUS DAHOLO RY NAMANA GASY KA MANJA!

42. xxx
(
31/08/2005 13:42)
za kosa miala tsiny fa misy marina ny tenin'i dakoma fa fitaizana ny gasy dia saika tsy manao na in na in ny bandy gasy fa dia hoe anjaran'ny sipa ny tokatrano, ny mikarakara ny ankizy sns aty pandafy mipetraka aho ka hitako ny difference fa raha hisafidy dia aleo gasy ihany klou fa raha resaka horokoroka sy ny attention dia ny vazaha fotsy no tsara
44. Veloo
(
31/08/2005 19:00)
angelastela a gasy ka manja retsy a.... na inn na inn lazain'ny hafa ny vazaha tsy mahatoraka ny bandy gasy, satria nahona? satria hafa ihany izany samy mitovy CULTURE...
46. Veloo
(
01/09/2005 17:33)
bichette a, ka marina anie retsy io e....Mbola ahita ny manambady vazaha ka.
48. ralaisa
(
02/09/2005 13:28)
Sarotra kosa aloha ny hi-généraliser fa ny bandy gasy dia ratsy avokoa.Misy ihany kosa ireo sérieux,kristianina,sns...Na izany aza anefa dia tsy azo disoina tanteraka koa i Dakoma.Mba mila torohevitra koa ireny tanora ireny.HAka permis aza ny ankizy manao auto-école,maika moa fa ny hanangana tokan-trano izany.
Ny bandy gasy kosa aloha dia sariaka,mafàna,mahay mi-animer fety sy koràna sns....Tsy maintsy ahitana côté negatif sy positif rehefa olombelona.

49. Veloo
(
02/09/2005 17:46)
bichette a ie maninn moa? tsy izao anie aky no ahitana ny olana e raha oe vo nivady 5 na 7 taona fa rehea antitra e :-:-D:-D
ralaisa a marina retsy zany a... fa tsy tonga dia generalisena be otran'ny ataon'ny sasany kle...:wink:

50. lema
(
03/09/2005 07:44)
ary ny sipa gasy ndray ary alou asiana resaka ,ahoana ny fahitan'ny dakoma ny sipa gasy tsy ny lafy tsara no angatahiko?
51. fijo
(
03/09/2005 19:41)
salit ralema an;elah ela tsy hita an.
io dakoma io anie ralema ka vavilahy e,sady ny azy tsy dia ny loha loatra no misaina fa ny fikany.ka aza gaga raha toa izany ny heviny.

54. avana
(
05/09/2005 07:19)
fijo:
io dakoma io anie ralema ka vavilahy e,sady ny azy tsy dia ny loha loatra no misaina fa ny fikany.ka aza gaga raha toa izany ny heviny.
=)) marina mintsy ny anao.....
55. long
(
05/09/2005 12:38)
F'angaha ianao io nadonan'ny olona tamin'ny poteau tany ka mirediredy ohatran'io. Ny gasy anie ka milay e!
57. Rambofrau
(
06/09/2005 12:54)
Samy manana ny tiany kosa io eh.Ny ahy dia vazaha no tiako (ilay vadiko io an) tena misy différence be @ gasy.Tsy haiko ny manazava azy, nahazo ny milay koa angamba ho dia izay.
Ny momba ny culture tsy mitovy indray dia tsy misy blème mihintsy, samy manaja ny azy dia izay.

58. ralaisa
(
06/09/2005 13:50)
Ny malagasy dia hitako mora mi-s'adapte @ culture europeanina. Ka ataoko fa ireo malagasy manambady vazaha dia tsy manana problème @ io.
Ny tian'i Dakoma hotenenina angamba dia ny hoe ny mahasoa izay vao ny mahafinaritra. Izany hoe ny fiadanana ara-tsaina sy ara-pivelomana izay vao ny revy mahafinaritra @ fitoviana culture.
Tsy mety kosa anefa ny an'i Dakoma raha dia ho-généraliser ny izahy tovolahy malagasy.

59. Veloo
(
06/09/2005 15:21)
ralaisa a raha lahy enao dia enao ko no tian'i dakoma lazaina ao ka mieritrereta ihany :-D:-D:-D:-D
60. deghany
(
07/09/2005 10:00)
avana:
fijo:
io dakoma io anie ralema ka vavilahy e,sady ny azy tsy dia ny loha loatra no misaina fa ny fikany.ka aza gaga raha toa izany ny heviny.
=)) marina mintsy ny anao.....
ny fikan'iza zany misaina zany?
sady inn alou le fika e?!! hehehe