Aza mba manambady bandy gasy ry reto aa.

61. sweetia ( 08/09/2005 13:49)
zay vô hitako ty resaka ty fa ts namaky ny ambiny za fa de miala tsiny am dakoma za fa izy zany no ratsy fianjera fa ny vadinay de gasy tsara mitsy ary de tena mahafinaritra tokoa... sady tsarafanahy, be fitiavana... :)
62. Veloo ( 08/09/2005 18:54)
=D=D=D
63. ndelaka ( 08/09/2005 19:15)
dakoma:

Fa sady kizitina,mikasitanana,mapirafy,ge revy tsy tamana an-trano,kamo miasa,kely bôbôsy tsy mahay manao akory.Ny ray sy reniny sarotra rafozanina
Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vozongo mahafinaritra mo kah......
Tena tsy misy avenir ny miaraka aminy bandy tsika.


nareo izany koa moa to manao resak'i leva :lol:
64. Veloo ( 08/09/2005 19:26)
ndelaka a ilay nanoratra efa tsy eo intsony :wink:
65. isrine ( 11/09/2005 14:13)
Mrina mihitsy zany ry dakoma, tsy mamely ny bandy gasy ankehitriny.
ny fahitako azy indray de izy no mitady ho velomina satria mitady sipa manambola.
66. akamatiana ( 12/09/2005 05:08)
isrine> aizaaaaaaaaaaa , toi no senja ny rezatra kou , gasy ka manja waaaaaa , tsisy otsan'ny gasy e=))=))=))
67. deghany ( 12/09/2005 10:49)
isrine:

Mrina mihitsy zany ry dakoma, tsy mamely ny bandy gasy ankehitriny.
ny fahitako azy indray de izy no mitady ho velomina satria mitady sipa manambola.


aizaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa

68. mamzelkely ( 13/09/2005 09:41)
ny anay alo ny vadinay de gasy dôly izy rht e!!!!!:lol:8) ra ts milay ve izy ho atao bobaka beuhhhhhhh:°)8)
69. mandrindra ( 13/09/2005 10:10)
hoy i isrine :"Mrina mihitsy zany ry dakoma, tsy mamely ny bandy gasy ankehitriny."
Avia ary ianao ho asiako dia hitanao fa mamely ny bandy gasy, hahahaha
70. chipie1 ( 13/09/2005 10:58)
hihihi
71. deghany ( 14/09/2005 09:57)
de lasa resaka ankanisy ndray le izy ato le!!! fa iza ndray no azo asiana ato le? heheheheheheh
72. sweetia ( 14/09/2005 12:57)
ary mety zay marina angamba le blem fa ts tsara le azony... hihihihi:°):-D
73. isrine ( 14/09/2005 18:47)
mandrindra: aho miandry fa aia anao ...
efa niova mihitsy ny toetsainareo lehilahy ankehitriny. tsy lavina fa manja ny gasy fa rehefa hanambady ihany tsy aleo ve maka hafa, safidy io e, tsy hoe izay mikitika akory de arahana fa izay hita fa afaka ny hiara-monina @ tena no idirana.
74. Veloo ( 14/09/2005 19:00)
isrine a manambady ivelany ahita eeeeeeeee rehefa antitra voa hatsiaro an'ilay gasy kely8O8O8O
Tena nahazo kil be ilay dakoma kle mila tapahina mihitsy ny voplosin'iny bandy iny kle.:twisted:
75. Herimiafina ( 14/09/2005 21:31)
Veloo:

isrine a manambady ivelany ahita eeeeeeeee rehefa antitra voa hatsiaro an'ilay gasy kely8O8O8O
Tena nahazo kil be ilay dakoma kle mila tapahina mihitsy ny voplosin'iny bandy iny kle.:twisted:



Tapahina dia alefa any amin'ny Musée d'archéologie miaraka amin'ny taolana dinôzôro.:-D:-D:-D:-D
76. pony ( 15/09/2005 14:55)
sali! ahitana zavatra mitsy ato an !! hihihi
77. vale ( 15/09/2005 16:05)
Nefa ny gasy ihany no afaka hi-comprendre anao fa ny vazaha raha vao resaka couple dé sexe izay ,ny sisa mandefitra!!!Dinidiniho ihany rahavaviko ô!Nefa moa raha mitovy filana 'nareo??? lé resaka rafozana indray aloha dé miombon-kevitra aminao aho é!
78. Veloo ( 15/09/2005 17:25)
Tapahina dia alefa any amin'ny Musée d'archéologie miaraka amin'ny taolana dinôzôro.

=))=))=))=))=))ie zany mihitsy ka =))=))=))
vale a=D=D=D zany mihitsy retsy a
79. deghany ( 16/09/2005 11:05)
Veloo:

isrine a manambady ivelany ahita eeeeeeeee rehefa antitra voa hatsiaro an'ilay gasy kely8O8O8O
Tena nahazo kil be ilay dakoma kle mila tapahina mihitsy ny voplosin'iny bandy iny kle.:twisted:


raha misy voplosy izy!! heheheheh

80. akamatiana ( 18/09/2005 02:56)
:-D:-D:-D :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5912