Aza mba manambady bandy gasy ry reto aa.
101. Veloo
(
22/09/2005 19:58)
dain ko ty hery mody oe ny namanao nefa enao mihitsy inn nefa ny maha ratsy ny oe enao no nataon'ilay kala an'izany e?:roll:
102. xxx
(
22/09/2005 20:24)
Ratsy vintana be ianao fa ndana manao masera na mopera . Za manambady gasy fa dia sambatra aho @ tokantranoko ary mifanohitra beuu @ ireo toetra voalazanao ireo mihintsy ny an`ny vadiko .Gasy ka manja eee.
104. Herimiafina
(
22/09/2005 21:05)
Ka le an'ilay akamako izany fa le ana aty ne ry Veloo sady tsy maimbo from no tsy maimbo vava no tsy maimbo isankarazany e. Favy zay sipa zay an. mexikana metisy jiosy sy allemand ary misy ra breziliana kely kou ao anatiny, favy an, mampi-te hikôty isan'andro mihintsy.
Ny ahy zô raha ampirafy aho tsy de le tsara intsony no mahasarika ahy fa ireny ratsy ireny. Efa leo sipa tsara za de aleoko ndray ratsy no tadiavina e. (zivaziva io an, sao de tsy mataty eo njay).:-D:-D:-D:-D

108. Herimiafina
(
22/09/2005 21:33)
Tena ôtran'ny ratsy be enao zany. Sao de tokony asiana makiazy kely, sady otran'ny misy tandroka zany, menamaso be.:-D:-D:-D:-D
109. valie
(
23/09/2005 10:48)
dakoma:
Fa sady kizitina,mikasitanana,mapirafy,ge revy tsy tamana an-trano,kamo miasa,kely bôbôsy tsy mahay manao akory.Ny ray sy reniny sarotra rafozanina
Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vozongo mahafinaritra mo kah......
Tena tsy misy avenir ny miaraka aminy bandy tsika.
Aona koa ar nareo zan?
Za ar saika hiteny hoe aza manambady zan raha tsy gasy. Mamely tena tsss!!!!:evil:
Hafa ihany ny gasy toa an'ny tena e!
111. Herimiafina
(
23/09/2005 20:15)
Za zany te hahita sipa gasy favy be ôtsan'ireny any amin'ny tanan reny fa aty tena tsy misy mahintsiny.
Misy ihany kambony fa tô lasa ôtran'ny pôzina kofboay zany daôly kou. de mety lasa ôtsan'ny pédé za raha miaraka amizareo.ehehheheheheheh:-D
Misy ihany kambony fa tô lasa ôtran'ny pôzina kofboay zany daôly kou. de mety lasa ôtsan'ny pédé za raha miaraka amizareo.ehehheheheheheh:-D
114. RADOUXE
(
05/10/2005 14:49)
[quote=dakoma]
Enao rnga tsy norm sady aza apirisiana ny sipa tsy anambady gasy fa ela no miaraka am kofa vzongo any ko ny gasy no tsy iaraka mba miertrertra ny tanla sy ny maha malagasy anla v ela amzany:evil:
Enao rnga tsy norm sady aza apirisiana ny sipa tsy anambady gasy fa ela no miaraka am kofa vzongo any ko ny gasy no tsy iaraka mba miertrertra ny tanla sy ny maha malagasy anla v ela amzany:evil:
115. Herimiafina
(
06/10/2005 03:19)
Tezitsa be am-Dakoma mahintsiny ary i Radouxe an. Asa ileiry zay rha mbola mamaky serasera ihany any amin'izay misy azy any. :-w
116. xxx
(
06/10/2005 08:32)
ity ve tsy resaka noforon'i Dakoma fotsiny hamaly ilay sujet hoe "aza mba manambady Dakoma" e ? Ampiresahan'i Dakoma fotsiny eto nareo
117. menakely
(
07/10/2005 11:37)
salut!
hita fa zany no la plus part ny ato @ serasera ka de matantesa.
hita fa zany no la plus part ny ato @ serasera ka de matantesa.