Aza mba manambady bandy gasy ry reto aa.

81. mandrindra ( 19/09/2005 13:53)
isrine, hitanao fa vao niteny aho dia nanaiky ianao !! maika izany fa rehefa tena izy. Dia tongava amin'izay fa ho resy lahatra tanteraka ianao fa gasy ka manja.
82. Veloo ( 19/09/2005 19:18)
mandrindra :-D:-D:-D
83. Herimiafina ( 19/09/2005 22:54)
Tsy misy misakana an'iza n'iza tsy hanambady bandy vazaha any anie eto e. Raha mahazaka ny antsoina hoe ''choc culturel'' ve moa ianao, inona no olana.
84. xxx ( 20/09/2005 13:22)
tiavo ny maha gasy anao fa aza ambaniana:*
85. mamzelkely ( 20/09/2005 13:49)
tsara re ny gasy a... za alo ts mampaninona ana ny olona manambad vazaha e... fa ra autant que possible de aleo aalo gasy ihany satria hafa ihany zany olona mitovy culture zany...:wink:
86. deghany ( 20/09/2005 15:57)
mamzelkely:

tsara re ny gasy a... za alo ts mampaninona ana ny olona manambad vazaha e... fa ra autant que possible de aleo aalo gasy ihany satria hafa ihany zany olona mitovy culture zany...:wink:


f'ita wa akia!! tsétsééééééé!!

87. fasaly ( 20/09/2005 17:53)
:roll::roll:
88. Veloo ( 20/09/2005 21:17)
fasaly ndray tsy dakioro. Kita fa marina nolazain'i mamzelkely knou :roll::roll:
89. Herimiafina ( 21/09/2005 01:07)
xxx:

tiavo ny maha gasy anao fa aza ambaniana:*


Za kalongany de tsy mety tia afa-tsy sipa gasy e. Tsy haiko hoe inona no antony fa vô mahita sipa vazaha za na mifanerasera be dia toy ny mifanerasera amina robot foana, fa tsy mety attiré aminy mihintsy. :-D:-D:-D:-D
90. deghany ( 21/09/2005 10:39)
robot blonde??? heheheheheh
91. fasaly ( 21/09/2005 14:59)
tena marina ve zany sa mody tsy tia fotsiny e!
na zareo lahy fotsy kou aza toa efa tsa te ilay vavy fotsy kou! ko raha tsy izany ve betsaka ny manmabady gasy ry zareo vazaha fotsy
92. Herimiafina ( 21/09/2005 15:15)
Tena kozy vré e! Tena vao manantona akaiky be le tarehy dia horera be ko. Masokoditra any izany, volovolo be, pentipentina maromaro.:-D:-D:-D:-D:-D:-D gay gay gay gay.
Le tapany ambony zay an, le tapany ambany ndray mety azo ihafiana ihany, fa tsy misy mba manintona maso toa ny fe sy ranjona sipagasy aloha e.
93. Nananie ( 21/09/2005 16:36)
Mba misy kosa sipa vazaha tsara e! Ny brune oh.
Dakoma, tsy dia d'accord @ lé lazainao za.Tsy ny lehilahy rehetra no oh 'zany lazainao 'zany.Ny dadanareo ve 'zao masika @ mamanareo? Sa ny dadanao vazah?
94. Veloo ( 21/09/2005 17:40)
oy i hery oe:
Tena kozy vré e! Tena vao manantona akaiky be le tarehy dia horera be ko. Masokoditra any izany, volovolo be, pentipentina maromaro. gay gay gay gay.
Le tapany ambony zay an, le tapany ambany ndray mety azo ihafiana ihany, fa tsy misy mba manintona maso toa ny fe sy ranjona sipagasy aloha e.

=))=))=))=))
no sady malany en plus=))=))
95. Herimiafina ( 21/09/2005 19:32)
Maimbomaimbo tavikena tsy hayhay izay. :-D:-D:-D:-D
96. Veloo ( 21/09/2005 20:01)
=))=))=))=)) ie
97. Herimiafina ( 21/09/2005 20:09)
Ary ianao angaha efa nanoroka no toa mahafantatra tsara le fofona. :-D:-D:-D:-D késtion pezy.
98. mamzelkely ( 22/09/2005 08:18)
:-D:-D
99. Veloo ( 22/09/2005 17:16)
o ry hery a rehefa miasa miaraka amin-ndry zareo ve enao tsy maheno an'ilay fofona? tsssss:roll::roll:
ary enao angaha efa nanoroka no nahafatatra oe maimbo tavikena :-D:-D:-D:-D:-D
100. Herimiafina ( 22/09/2005 17:50)
Fa inona zany asanao zany tô mifampikasokasoka be mifampaheno fofona (zivaziva io an).

Zareo midofaka ranomanitsa be any ampianarana de tsy de henoko, fa na de zany aza refa any antrano ry zareo de maimbo from, maimbo vava, maimbo helika, maimbo isankarazany.

Fa tian-jy zareo le fofona olona mainty an, misy pasi zay tena tiatia manoronoroka ny tendan'ilay akaman'i Herimiafina izay fa reveny be hono le fofona.:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7045