Aza mba manambady bandy gasy ry reto aa.

21. bimanoa ( 29/08/2005 04:43)
Misy hosaintsainina ihany ny tenin' i Dakoma, misy olona niresaka tamiko ohatr' izany koh, izany hoe tsy tokony atao ao daholo ny lehilahy gasy rehetra, na izany aza ny lehilahy gasy tokony handini-tena amin' izany !
22. Liltax ( 29/08/2005 04:45)
io ndray amiko de samy manana ny reveny io ! na haka bandy gasy na vaza na sinoa na kômôriana refa io no reven'la tsisy blem .Tsisy teritery io malaka be ny safidy .
Fa le hoe tsy ampy niveau kosa lou pas d'acc @io za .
Fa i Herimiafina zany ampy niveau tsara mato hampianatra "milay be zany " fa sao de mampianatra diso koa nefa .:idea:
Fa zao nefa " NY GASY MIJAJIKA FOANA " na tiana izy na tsy tiana na mitady paps na tsy miatady :wink::wink:
23. belletoujours ( 29/08/2005 06:40)
Na de be aza no hitanao toy izany ,tsy manda aho de aza generaliser na lay izy e!Gasy foana ane sika e! NA gasy io na inona de mitovy daholo ihany fa misy mahasamy hafa kely azy fotsiny ny fisehony. Miankina @fahazakanaoazy koa ane e. Ny zakanao mety tsy zakako fa ny zakako mety tsy zakanao.Misy ol zao any mety bandy ohatrizany koa no tiany ka.
24. majakely ( 29/08/2005 06:41)
Ok ary e!!andeh hitady vazah zany zahay e!!!:-)loll
25. Chuan ( 29/08/2005 08:27)
Marina aloha fa zava-misy ireo tenenin`i Dakoma ireo kanefa tsy ny gasy irery fa ny olombelona amin`ny ankapobeny . Saonjo iray lohasaha tsy ilaozan`izay hamarara hoy ny fiteny na gasy io na vazaha . Fa na izany na tsy izany , mandritry ny fotoana hisipàna dia tokony efa ho hita ny ankamaroan`ny lafiny ratsy amin`ny toetran`olona iray..sns , ny mety azo hahitsy na tsia ..sns sy ny lafy tsarany ka anjaranao no mandanjalanja . Ny olona mitady namana tonga lafatra 100% aloha ry Dakoma , dia mitovy amin`ny hoe tsy hahita namana mihitsy satria tsy misy izàny fa io miankina amin`ny hoe zakanao sa tsia ilay lafiny ratsy ao amin`ilay olona , noho izany tsy misy formule io fa miankina amin`ny critere hitiavana olona iray ary ny tsirairay dia samy manana ny azy ka sarotra ny hiteny hoe vazaha ve sa gasy no tsara .
26. fanaina ( 29/08/2005 08:31)
majakely:

Ok ary e!!andeh hitady vazah zany zahay e!!!:-)loll



lol toi de tandremo ary saode diso lalana any ko zay indray vao hiverin-dlana :lol:
27. fanaina ( 29/08/2005 08:39)
marina aloha izany voalazany Dakoma izany eh, nefa tsy ny rehetra fa ny sasany ihany.
ary raha ny momba any ilay hoe hanambady vazaha indray mety tsy ho lasa satsia iza no mahalala ny izay tohetrany miafina any ko,saleo ihany ny any tena na ahoana io na ahoana,matoa niditra dia anisany natanty izany ko, de tsy misy mifampitaraina eo, ka ka misy koa aza izany rehefa manao de mba hatao koa ko,rehefa manaborina de mba borinina koa na tsy havoa azy ary hianao mety ho tratranao akendry tohana eny koa izy,ny raha fozana indray rehefa manadala de aleo izy sy ny fombany any fa aza mivakilo, fa nny tsara de aza manary ny gasy eeeeeh hitovy eny ihany faona eh, misy @ hireny vaza hireny koa anie mba misy ovy be fotsony eh ke loakovy ty hoy ailay fitenenana
28. booboo ( 29/08/2005 09:33)
ka dakoma matahotra ny hanambady dé ny hafa no asainy tsy manambady sao manambady azy angambany dé zany no nitanisainy ireo toetrany ireo !
29. avana ( 29/08/2005 12:12)
:-D
Marina zany!
30. deghany ( 29/08/2005 14:10)
dakoma:

Fa sady kizitina,mikasitanana,mapirafy,ge revy tsy tamana an-trano,kamo miasa,kely bôbôsy tsy mahay manao akory.Ny ray sy reniny sarotra rafozanina
Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vozongo mahafinaritra mo kah......
Tena tsy misy avenir ny miaraka aminy bandy tsika.



Aza mirediredy eo ry zama a!!!=))=))=))=))
31. Veloo ( 29/08/2005 16:25)
ie wa ry deghany tena tssssss:twisted::twisted:
32. majesty ( 30/08/2005 03:58)
dakoma:fa @nao ve ny rehefa vazaha de tsy kizitina,tsy mikasi-tanana,tsy mampirafy,tsy be revy,tamana an-trano,tsy kamo miasa,tsy kely bôbôsy(satria mampiasa produit chimique toy ny vimax...),mahay manao(satria afaka manao izay tiny atao tsy mieritreritra ny fahasalamanao akory);izany hoe ny vazaha izany dia tena fanaperana mintsy fa ny gasy toa anao tsy alehany,dia izao no hafatra atoroko anao asaivo misaraka i dadanareo sy mamanareo,de ny frere-nao ampanaovy cour'na pornographie de @ zay mahay tsara.
Fa za aloha fiére hoe gasy e!sady GASY KOA KA MILAY e.Fa maninona raha tsorina hoe "par intérêt" no itiavanao manambady vazaha fa tsy ny gasy no haratsiana :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
33. akamatiana ( 30/08/2005 04:54)
Fa sady kizitina,mikasitanana,mapirafy,ge revy tsy tamana an-trano,kamo miasa,kely bôbôsy tsy mahay manao akory.Ny ray sy reniny sarotra rafozanina
Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vozongo mahafinaritra mo kah......
Tena tsy misy avenir ny miaraka aminy bandy tsika
na gasy na v'zoungo misy otsan'io doly , sady toi kou zany no diso fiantoraka , d nihatsampy tany am'ny bandy ratsy d zay vo miwaouwaou eo :roll::-D:-D
Fa raha zah klou no misafidy an , d aleoko ny gasy otsanah no manao anah reo toetra reo toy zay v'zoungo e, nefa gasy klou milay sy manja dolyyyyy e, gasy ihany gasy hatrany waaaaa
34. Kotity ( 30/08/2005 11:46)
Dakoma, sagnagna kou zany mamanao nanambady an'ny dadanao.
35. deghany ( 30/08/2005 12:35)

Fa sady kizitina,mikasitanana,mapirafy,ge revy tsy tamana an-trano,kamo miasa,kely bôbôsy tsy mahay manao akory.Ny ray sy reniny sarotra rafozanina
Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vozongo mahafinaritra mo kah......
Tena tsy misy avenir ny miaraka aminy bandy tsika.
[/quote]

za nefa zao hiaraka @ maman'lisany!!=))=))=))=))=))


36. Veloo ( 30/08/2005 15:21)
dia mba hafa mihtsy izany fisainana lery zany kle:roll::roll:
37. ravakamalala ( 30/08/2005 16:43)
Raangitin i dakoma daholo anie nareo d jereo anefa oe aiza izy zao , tsy mamaly akory fa efa lasa nandrangitra olona afa any ambadika any ndray.
:-:lol:
38. babalahy ( 30/08/2005 17:32)
Anga tsy Malagasy ny DADANAO azafady raha tsy mahadiso tompoko.:cry::cry::cry:
39. Veloo ( 30/08/2005 20:18)
ravaka a tsy nipoiotra izy zay efa ho roa andro knou, amiko io zavatra nolazainy io tena avy any an-tsainy mihitsy hita fa tsy tia olona izy ko
40. majakely ( 31/08/2005 06:26)
aza taitra i fanaina fa na ho diso lalana aza zah ,tsy andeh ho any amin'i fanaina hanelingelina an'i fanaina tsy akory!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5281