tsy maintsy hodorana foana ve ny entana aondrana rehefa...

1. Herimiafina ( 28/08/2005 23:55)
rehefa tsy maniky ny prix tenenin'ireo mpanondrana any andafy any. Lafo ny mandefa entana any ivelany mbola miampy ireo karazana redevance koa. Rehefa tonga any anefa dia fetsen'ireo vazaha mpanafatra ary lazainy fa ambany qualité foana na dia lafatra aza ary ataony ambany be noho izay ny vidiny. Raha tezitra ianao dia managataka autorisation d'incinérer any amin'ny mairie an-dry zareo, raha menatra kosa dia mody mivarotra amin'ny vidiny mora satria lafo be ny mitondra ny entana miverina fotsiny avy eo. mampalahelo raha mbola fitahana toy izany ihany. inona ny solution raha mahita ianao fa olana io, raha mahita fa tsy olana io dia ahoana ny hevitrao.
2. vancleef ( 29/08/2005 19:33)
Ny hevitro dia tsy misy izany hoe ...fetsen\'ireo vazaha... na ...fitahana toy izany ihany.... Hekeko faha misy importateur vereux faha tsy ireo noho ankamarony. Ny zavatra tokony fantatra voalohany ho an\'ireo mi-exporter any hivelanin\'i Dago dia
- misy norme aty Europe na any USA (UE, NF, ISO, ANSI sy ny directives européennes sns). Atramin\'ny courbure ny akondro sy ny isan\'ny taim-parasy na ny palette hazo misy ny letchi dia règlémenté daholo. Ka ny entana rehetra tonga aty ka tsy manaraka ireo norme ireo dia potehany @ bulldozer na halefany any @ décharge no dorany. Ny service de répression des fraudes noho manao azy faha tsy ilay importateur.
- misy contrat nihekenin\'ny roa tonta ary tsy maintsy arahan\'ny roa tonta ary raha misy olana dia ny tribonaly noho mitsara azy. Dia izany noho hilaina mahay teny vahiny satria misy dikany daholo ireo soratra kely ao @ ilay contrat. Ny sasany mantsy mihevitra hoe teniny ny mpanandevo dia tsy mety mianatra dia avy eo voa migonongonona.
- matetika koa ange ny gasy dia manao tandran\'metaka sy kitoatoa dia faly fotsiny hoe arts malagasy sy gasy ka manja. Rehefa mijery ny meuble en teck indonezianina na birman aho sy ny meuble vita gasy dia ny finition tsy mitovy mihintsy. Intsinka indraindray aohatran\'ny tsy mahay mampiasa équerre sy compas
3. Herimiafina ( 30/08/2005 01:24)
Misaotra amin'ny fanazavana.
4. Herimiafina ( 30/08/2005 01:31)
Fanampipahazavana, momba ny normes, taloha no tandrametaka ny gasy sasany fa izao efa mba misy pôle position ihany.

Fa ilay olana dia ilay sabotage, ny entana premiere qualité conservé sous pression vanille ohatra misy mi-substituer tampoka izany koa dia iny no sendra voatsatoka rehefa mandeha ny échantillonage ny contrôle de fraude dia vita matavy koa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1961