Filazana manjo

1. Ralay ( 29/08/2005 10:38)
Amin'ny alahelo lehibe no ilazana amintsika namana rehetra eto amin'ny #serasera fa ny namantsika "fanja" dia namoy ny reniny omaly 28/08/05. Koa dia miombona alahelo aminy sy ny fianakaviany isika namana rehetra ary miombona vavaka aminy koa.Atao ahoana moa fa izao no fandaharin'ny ao ambony ka dia mahaiza mionona ianao fanja dia aza misosoka alahelo intsony.
novalian'i fijo ny 07/09/2005 22:01
2. akamatiana ( 29/08/2005 11:26)
Miara-ory aminjy zahay fanja zoky malala, mahereza d mivavaha foana fa io ihany no hery lehibe ho antsika :(
3. chipie1 ( 29/08/2005 11:54)
mamangy ny fahoriana dia mirary fiononana feno ho any i fanja , mahereza
4. nevo ( 29/08/2005 12:20)
Mamamangy fahoriana ho anao ny tenako ary tena malahelo tokoa @ zany fahoriana mahazo izany, mahaiza mionona fa zay no anjara dia mahereza an !!!
5. rurik ( 29/08/2005 12:29)
Mamangy ny fahoriana aky an dia mahereza ,mahaiza mionona fa izay no andrasatsika eto ,varavarana nivoahana ny an' ny fianakavianao fa ny alahelo dia iarahatsika mizaka mahaiza mionona
6. bichette ( 29/08/2005 12:30)
Fanja a ! dia mamangy ny fahoriana aky a !
7. ravakamalala ( 29/08/2005 12:43)
Mitondra anao sy ny fianakavianao ambavaka amin izao fahoriana izao. Dia mahereza foana.
8. Riffeur ( 29/08/2005 12:43)
Mamangy fahoriana tompoko oh!
y.Asio famangiana aza ny namana sy OP e. Tonga dia tonga any antrano mihitsy sady tsy dia alavitra moa. Mpinamana eto dia asiana famangiana mihitsy.
9. ftma ( 29/08/2005 12:59)
Mirary fihononana hoan'i Fanja sy ny fianakaviana manontolo. Mitondra ambavaka anareo mianakavy ary mahereza fa izay no lahatr'Andriamanitra.
10. sanana ( 29/08/2005 13:03)
miara-ory sy mihezaka mampionona fanja, banjino ny ho avy
11. jaya ( 29/08/2005 15:06)
fanja ma meilleure amie ici, mahereza
12. mpakafy ( 29/08/2005 15:07)
:evil:
13. mpakafy ( 29/08/2005 15:08)
miara ory am se za d aza misosoka alahelo
14. Chuan ( 29/08/2005 15:18)
Amin`ny finoana sy ny fanantenàna Kristiana ny amin`ny fitsanganan`ny tena amin`ny maty , no hanehoako fiaraha-miory sy fampaherezana ho an`i Fanja amin`izao fahoriana lehibe midona izao . Andriamanitry ny fiadànana izay mahay ny zavatra rehetra anie hitondra fampiononana ho anao sy ny fianakavianao manontolo . Mahereza !
15. fisher ( 29/08/2005 15:24)
Mahereza Fanja fa tombon-dalana ny azy, fa isika rehetra dia samy handalo @ io daholo a!
16. fisher ( 29/08/2005 16:00)
Mahereza Fanja fa tombon-dalana ny azy, fa isika rehetra dia samy handalo @ io daholo a!
17. Veloo ( 29/08/2005 16:55)
Mamangy amin'ny fahoriana aky fanja aza misosoka alahelo intsony a... Isika Kristiana dia manana fanantenana fa mbola ho itan-tsika ireny hava-malala isika ireny rehefa tonga ny fihavian'i Jesosy Kristy. Ka dia mahereza retsy a:-*
18. klemntina ( 29/08/2005 19:00)
Fanja je t'adresse ainsi qu'à toute ta famille mes sincères condoléances que dieu vous garde et vous aide à traverser cette douloureuse epreuve
19. kinaoly ( 29/08/2005 19:10)
mirary fihonana feno
20. sipagasy ( 29/08/2005 20:01)
Dia miaraka ory amindry, sy ny fianakaviandry manontolo akia izany izahay mianaka ann, dia ny varavarana nivoahana akia no anareo fa ny fahoriana dia iarahantsika mizaka ann, mahaiza mionona retsy ann, dia mahereza ihany koa e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8038