Filazana manjo

21. betty ( 29/08/2005 22:03)
Mahereza fanja ahh
22. cutie ( 29/08/2005 23:03)
mahaiza mionona akia fanja a :-*
23. HeryLo ( 30/08/2005 04:29)
Tsy mahita teny ho lazaina moa fa mahereza hatrany letsy ary akino hatrany amin'Andriamanitra ny fiainana.
24. Herimiafina ( 30/08/2005 06:34)
Miara-mionona tanteraka aminao sy ny fianankaviana rehetra. Mivavaka koa ho amin'ny fialan-tsasatry ny fanahin'ny maty.
25. LouAnne ( 30/08/2005 06:55)
kikou fanja zokimalalako , mivavaka anao kô zâ de mahereza zokimalala an!:-*
26. mihanta ( 30/08/2005 11:13)
mamangy amin'ny fahoriana d aza misosoka alahelo.
27. yonikafopl ( 30/08/2005 20:17)
:( Fanja
Mirary fiononana feno ho anjy aky ry zandrimalalako tsy foiko, sy ho an'ny fianakaviana manontolo, mahereza.
28. majesty ( 31/08/2005 04:02)
Mirary fiononana feno ho an'i fanja sy ny fianakaviana manontolo.:(
29. Liltax ( 31/08/2005 04:11)
Mirary fiononana ho anao ry fanja.
De araho am-bavaka foana ny fiainana.
30. naritsimba ( 31/08/2005 05:49)
Mirary fiononana fe no ho anao ny tenako
Naritsimba
31. Fanja1 ( 31/08/2005 06:02)
i fanja sy ny fianakaviana dia maneho ny fisaorana an'ireo rehetra mampionona sy manka-hery.

manana namana tokoa manana anareo.

i fanja dia mapilaza fa tsy hoeo mandritra ny fotoana vitsivitsy.

misaotra anareo.

bainah
32. vegas ( 31/08/2005 18:53)
Mankahery anao za fanja. Mizara alaelo aminao zahay, mety ahamaivana eny fa na dia kely iany aza.
The_bomb

33. Samoana ( 05/09/2005 13:37)
Tsy sanatria mamoa fota-mandry fa izao ny tena vao tafiditra ato indray ka aza tsiny indrindra. Mahereza hatrany retsy a !
34. Fanja1 ( 05/09/2005 14:03)
merci akia samoana a!
35. fijo ( 07/09/2005 22:01)
mialatsiny lehibe fa izao vao mba niditra tao,ka tara vao nahita ity,ka dia mamangy amin'ny fahoriana,ary aza manahy,fa hiarahantsika mizaka ny fahoriana mihantra amin'ny namana rehetra eto.
koa dia mahaiza mihonona,fa lalana tsimaintsy hodiavintsika iny,fa nialoha lalana izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1963