mpankafy COUNTRY malagasy.......

1. dokotera ( 29/08/2005 15:25)
Mpankafy gadon-kira COUNTRY ny tenako ,ka dé mahafinaritra ahy tokoa ny mihaino azy ireny.mba afaka misy milaza vaovao amiko vé ianareo momban'izy ireo azafady (vaovao farany...sns),dé mba afaka mifanakalo hevitra ny mitovy fitiavana éé ,ireto avy ireo tarika malagasy mbô hitako metimety ireo ka asa 'zay hevitrareo ???: tarika TSIAKORAKA ,tarika NJILA ,tarika NY AINGA, tarika MIARA , tarika ZOUPANAGé , .. sns dé iza kou ny sasany ??? raha mba afaka hilazàna vaovao ôô?? misaotra mialoha!!
novalian'i aly ny 08/11/2005 19:09
2. cowboy ( 29/08/2005 16:44)
hummm !!!

ny tenako koa dia mpankafy,
tsy dia tena miondana loatra an'ilay country malagasy aho fa kosa tiako ny sasantsasany amin'ny hiran-dry Tsiakoraka, Ny ainga, Tahiana(www.tahiana.com) ...

Fantatro fa tsy nahavaly tanteraka ny fanontanianao saingy izay no azoko nambara
:?
3. akamatiana ( 29/08/2005 17:59)
:)efa koboko mitsy fa ho ato lah cowboy :wink:
4. fijo ( 31/08/2005 20:13)
ny ahy ry tsiakoraka no tiako,fa le ainga tsy voako loatra
5. avana ( 01/09/2005 11:39)
Za tsy dia tia loatra country..... indrindra fa country malagasy :(
6. fijo ( 01/09/2005 19:29)
ka ndry kay mbola zazakely ko
7. avana ( 02/09/2005 06:31)
Zany an! ts ny maha zaza ahy kosa zany e! misy ankizy mitovy taona amiko tia an'zany , fa rehefa tsy tsy ao anatinao ilay fitiavana lay hira dia tsy ao fotsiny....:wink:
8. sonwin ( 02/09/2005 15:53)
Za mpakafy Dorf malagasy
9. cutie ( 02/09/2005 21:58)
in zany Dorf malagasy ?
10. fijo ( 04/09/2005 19:43)
avana,izany an.hummmmmmmmm
11. avana ( 05/09/2005 07:06)
fijo> zany mintsy koa! gaga enao raha teneniko hoe za tia rolling stones,deep purple, elton john :-D...
12. fijo ( 06/09/2005 21:26)
kay,ary ny mpihira tiako daholo izany le.dia ao koa i clapton,beatles,sy ny sasany.hummmmmmm
13. avana ( 07/09/2005 07:56)
hihihi zany an!
14. fijo ( 07/09/2005 19:19)
mba gaga aho hoe misy tanora tia an'ireny ko.ireny no mba fankafizinay fahiny.
15. avana ( 08/09/2005 09:00)
Ka tsara le izy de zay fotsiny!
fahiny oviana zany?
16. fijo ( 08/09/2005 19:40)
fahiny ,fony izahay mbola tanora e.ndry ko tssssss
17. avana ( 09/09/2005 07:29)
fahiny zany amiko tamin'ny fahagola koa....1500 avant JC:-D
18. fijo ( 09/09/2005 19:13)
aiza kosa e,fony izahay mbola tanora wa
19. avana ( 12/09/2005 06:24)
Aaaaah ok!:wink:
20. fijo ( 13/09/2005 22:36)
izay ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.084