Google talk indray hono

1. hery ( 28/08/2005 21:49)
Namoaka ny IM (Instant Messenger) azy manokana ihany koa ny Google.com amin'izao fotoana izao. Google Talk no ataony anarany. Tahaka ny Yahoo Messenger sy ny MSN Messenger dia ahafahana miresaka mivantana sy mifanoratra mivantana ny Google Talk.
Amin'izy itony tokoa tsy azo atao hoe aleo samy manana yahoo na google talk na msn fa dia voatery manao téléchargement an'izy rehetra raha te hifandray amin'ny namana rehetra. Mitovy amin'ny telephone portable ihany e... voatery manana tel maromaro raha te hifandray moramora kokoa amin'ny namana rehetra.

Mazotoa ary amin'ny Google Talk http://www.google.com/talk/

novalian'i McFy ny 17/09/2005 14:03
2. dd ( 11/09/2005 00:20)
ary ity ngah mbola tsy nisy niresaka ry hery ??
vaovao fa mbola "beta" test zareo, kanefa mandeh tsara :
http://www.voipbuster.com/en/index.html

dia mazotoa miresaka daolo fa sady maimaipoana ho an'ny firenena maromaro aty eoropa sy etazonia an!

:^)
3. dd ( 11/09/2005 00:24)
ampiako fanazavana kely:
avy eo @ ordi nao ianao no miantso avy hatrany ny olona tianao resahina any @ telefona antranony, ... tsy lay portable aloha fa mba lay niomerao fixe e!!

andramo ee!
http://www.voipbuster.com/en/index.html
4. fraz ( 11/09/2005 05:47)
Toa sady io voipbuster io hono izao no interessant indrindra amin'ny prix.

>> ps: hery misy warning kely lery rehefa diso ny mot de passe

Warning: main(conf/key_generator.php): failed to open stream: No such file or directory in /home/serasera/www/namana/inc/signup.php on line 11

Warning: main(): Failed opening 'conf/key_generator.php' for inclusion (include_path='.:/opt/lampp/lib/php') in /home/serasera/www/namana/inc/signup.php on line 11
5. McFy ( 17/09/2005 14:03)
Hery, misy Messenger iray mampiasa ny rehetr mihtisy k, efa nandramako le izy. d chargé-ny ao daholo ny contact nao na yahoo, na MSN, na AIM, na ICQ fa ny google talk aloh no ts haiko :lol: tsy tadidiko le izy fa efa nofafaiko tato fa jerevako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8749