Manjakandriana

1. akamatiana ( 29/08/2005 04:08)
Te hifandray amin'ireo namako tam fahazazana tao Manjakandriana zah ra misy ato o?:) ,ry Ravo ,Rivo ,Njaka ,Bouda sy ny sisa tsy tsaroako nefa mahatadidy anah an :wink:.....:-w
novalian'i dadabe ny 22/10/2005 08:09
2. sasa ( 29/08/2005 04:17)
za tsy avy any Manjakandriana
Sasa no anarako tsy tadidinjy angaha za:cry::cry::cry::cry::cry:
3. akamatiana ( 29/08/2005 04:47)
njy tadidiko k ,d eo mangina zany namako zany an :wink:
4. ravatorano ( 29/08/2005 05:50)
:-D:-D:-D:-D:-D
:-P
:D
5. akamatiana ( 29/08/2005 09:27)
ravatorano:( memezanareo ve zah refa mbo mitady namana :(
6. sonwin ( 29/08/2005 11:19)
za ny iray amin'ireo voasoratra anarana ireo, ito aza za de ahona :), ny inona amiko aza no tian-dry hifandraisana:wink:
7. akamatiana ( 29/08/2005 11:31)
mety mitovy anarana aminlah fa mety tsy lah k:wink: ra elah d iza amin'ireo aza ny rahalahin'lah d sur zah fa lah l izy:-D tena seriezy zah io an
8. sonwin ( 29/08/2005 16:12)
Aleo ts kozina ny rahalahiko manjary kobon mpokona za:wink:
9. chipie1 ( 29/08/2005 16:14)
le manjakandriana nge ka ngeza ry akamatiana e? tany akaikiny gara sa teny aminy fiangonana sa ?:wink:
10. akamatiana ( 29/08/2005 16:16)
:-D:-D:-D mampiesona njay lah an
11. sonwin ( 29/08/2005 16:20)
Raha tany Manjakandriana kosa aloha tokony mahalala an-dRazanajatovo daholo e, na akaiky gara io na akaiky fiangonana
12. Veloo ( 29/08/2005 16:28)
akamatiana mila omeo njy detail kokoa retsy a... io ary sonwin fa nanomboka otran'io no tokony ataon-njy...:wink:
13. akamatiana ( 29/08/2005 16:37)
sonwin tsy fantako zany , fiangonana aiza , ziona sa katolika??
14. chipie1 ( 29/08/2005 16:54)
ziona no anontaniako io ry akamatiana an ?
15. akamatiana ( 29/08/2005 17:56)
i ravo an teny am rasalama , Rivo sy Njaka any am lalana manakasinkely fa tsy tadidiko tsony , efa antitra kle , d zahay teo akaikin'ny terrain no nipetsaka d aona kou reeeee eee:roll:
16. chipie1 ( 29/08/2005 18:39)
tsy arako daolo zany nefa hitako le terrain:lol: za nandalo matetika teny fahiny eeee:lol:
17. vambili ( 29/08/2005 19:22)
azafady oe za serieux an, fatako reo kofa roa reo e ravo sy rivo any manjakandrina bandy kambana zay reo an, bogosy ry zala sa?? za manan ny tel n'i rivo ka raha ilainjy fa le marcello no any faratsiho klé fa rivo miasa ao tana sa???
18. Veloo ( 29/08/2005 19:51)
be bogossy be angaha any Manjakadriana ry vambili :-D:-D:-D
19. akamatiana ( 29/08/2005 20:38)
vambili tsy izy zany ravo sipa fa tsy kofa f tsy misy kamban kou reo , fa misotsa iany klou:)
20. sonwin ( 30/08/2005 09:20)
ravo efa niteraka roa.rivo mbola nanohy bossy,i njaka lasa chanteur ao amin'i TovoJ
Veloo> be bogossy be any:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1582