Manjakandriana
21. sasa
(
30/08/2005 12:26)
sonwin he he he he tsy tara mintsy frera d ahoana le rivo mbola manohy bosy io, io angamba no tena bogosy klé :-D:-D:-D:-D
22. Veloo
(
30/08/2005 13:32)
sonwin, sasa inn reto zany bosy? bossy? sonwin njy ve santionany? :-D:-D:-D:-D:-D
24. Veloo
(
30/08/2005 19:52)
ay ve mibosy e nataoko mibousy ka zay no tsy nahafantarako azy :-D:-D:-D
25. Herimiafina
(
30/08/2005 21:22)
akamatiana:
Te hifandray amin'ireo namako tam fahazazana tao Manjakandriana zah ra misy ato o?:) ,ry Ravo ,Rivo ,Njaka ,Bouda sy ny sisa tsy tsaroako nefa mahatadidy anah an :wink:.....:-w
Za kalongany tsy dia mahafantatra anareo ireo fa tany amabnivohitr'i Manjakandriana fotsiny izahay ary mbola manadalondalo any hatramin'izao.
27. Herimiafina
(
31/08/2005 16:48)
Ka nareo tsinona alina foana vao mba mifanoratra ato nefa zay mainty be dia tsy hita tsony à partir ny amin'ny dimy hariva ko.:-D:-D
28. Veloo
(
31/08/2005 16:54)
herimiafina a,
zany izany ilay atao oe amin'ny telo de tsy hita? =))=))=))=))
zany izany ilay atao oe amin'ny telo de tsy hita? =))=))=))=))
29. fijo
(
31/08/2005 20:18)
za koa nisy olona haiko tany ,fa somary ary anaty tanana be ary no misy azy.
34. akamatiana
(
04/09/2005 17:58)
Herimiafina> so d ao samia ny ambanivohitsareo zany??? sa aiza???
sonwin marina doly ve reo???
sonwin marina doly ve reo???
35. fijo
(
04/09/2005 19:41)
veloo,za koa nahay andri vero,le hoatry ny sinoa kely iny.manitrany anadahiny.fa efa manambady izy izao