Manjakandriana
55. ninou
(
19/10/2005 19:02)
tena marina ve ? izahay koa nianatra tao Manjakandriana tao amin' ny Rasalama fa izahay avy any Mantasoa tamin' ny taona firy ianao no nianatra tany
izahay izao efa eo andalampikarakarana association terak' i Vakiniadiana raha ho namanay ianao valio raha mazoto
izahay izao efa eo andalampikarakarana association terak' i Vakiniadiana raha ho namanay ianao valio raha mazoto
56. dadabe
(
22/10/2005 08:09)
Mpandefa : akamatiana [ Valio ] 29-08-2005 06:08:41
Lohateny : Manjakandriana
Te hifandray amin'ireo namako tam fahazazana tao Manjakandriana zah ra misy ato o? ,ry Ravo ,Rivo ,Njaka ,Bouda sy ny sisa tsy tsaroako nefa mahatadidy anah an .....
haiko i rivo(frerako io)
zah zany no rahalahiny dia ahoana ???njiko angaha ilay akamako fahiny?? ilay cheriekeliko hatramin'izao??(l)(l)(l)(l)(l)(l)aza adino ilay fiarahatsika taloha tany ambatolaona sady nihinana grefy tany mantasoa:wink::wink::^)