PAZZAPA
1. titinne
(
09/09/2005 10:10)
miarahaba antsika rehetra e!
Mba te hiresaka kely momba ny pazzapa aho fa toa zary resaka mampifanolana ny maro izy ity tato ato.
Ekena fa fa fitandrahana mpanakanto ilay lalao fa raha amiko manokana dia aleo izy hajanona lalao @ izay maha_lalao azy izay ihany.
Ny fialan'ny ankizy ao @ villa no matetika lazaina fa itoeran'ny fanavakavahana.
Esory ao an-tsaina izany fa raiso amin'ny maha-endri-dalao azy ilay zavatra.
Marihiko aloha fa za dia mpijery tsotra ihany .
Fifaninanana io ry havana tsy maintsy misy resy misy maharesy

novalian'i RADOUXE ny 29/09/2005 14:51
2. jentilisa
(
09/09/2005 14:59)
Ny mahavariana kosa dia ilay hoe efa-dahy indray voatondro. Ny eritreritra avy hatrany dia hoe tiana ampitoviana indray ny isan'ny lahy sy ny vavy. Tahaka ny hoe ankizy ny mpitsara na izay nibaiko ny mpitsara hoe ataovy samy efatra sisa na ny lahy na ny vavy. Maro izay niresaka talohan'ny fitsarana no efa nanombana hoe lahy daholo no ho voatondro tao. Kanjo inona tokoa...
4. pika
(
10/09/2005 04:30)
ho anay kosa aloha normaly ny naha voatondro azy ireo
tsy hoe tsy mahay fa misy indro kely ihany
tsy hoe tsy mahay fa misy indro kely ihany
6. xxx
(
10/09/2005 13:04)
Ianareo vé tsy nahita fa spectacle hitadiavam-bola anie sisa ny tanjon'io sady manome vola ny orange é
7. jentilisa
(
12/09/2005 06:40)
tena mihinana tokoa ny credit amin'ilay izy aloha e!
Fa hono tokoa ho'aho, tafajanona villa ihany moa i stephane sy i tahiry. tena tonga ve ianareo dia nahatonga fa ireo no tafajanona?
Tsy nisy isa niady toy ny tamin'iny sabotsy farany iny kosa an!
Fa hono tokoa ho'aho, tafajanona villa ihany moa i stephane sy i tahiry. tena tonga ve ianareo dia nahatonga fa ireo no tafajanona?
Tsy nisy isa niady toy ny tamin'iny sabotsy farany iny kosa an!
8. Aroniaina
(
12/09/2005 13:57)
Ny ahy aloha ry zareo dia tena hitako ho fanavakavahana ilay lalao an! maninona izao i Nanah no tsy nominé nefa toy ireny barika mandihy ireny tsy mahay e! fa ny tena hitako hoe mangalatra ireo mpitsara dia ny tamin'ny Samedi heriny sy ny Samedi teo aiza ve ka lazaina fa i Stan indray no voalohany fa faharoa i omega dia t@ teo indray dia lasa i Bob indray hono no voalohany nefa i Omega no nitarika isika moa tsy mahita izay any @ ordinateur any fa dia izay mipoitra eo lazaina fa marina avokoa ny an'i Nampoina indray dia efa hita fa noho izy hoe tsara tarehy sady tian'ny ao @ Rta e! toa an'i Tossy ihany io dia tsy azo atao nominé intsony fa sao dia voatsoaka ao daholo ny ao @ villa e! fa dia zaay ary e! makaleo be fa lasa fangalarana no be dia be ao !
9. sasa
(
13/09/2005 04:36)
samy manana ny tiany aloha fa raha ny tiako izao d i Stephane e, hi hi hi hi hi izay foana wa le mahavoa antsika e, faly manakiana foana, fa tsy mba mitondra solution mintsy e, tsy aleo ve mankafy fotsiny e, izay vitan'ny mpifidy sy ny mpitsara eo d ekena, kilalao anie io e, d isika specta indray no tonga fofona mialoha kou
:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D
10. xxx
(
13/09/2005 06:47)
Ny tian'ny mpitsara sy ny tsy tiany eo ihany ry zalahy, fa ny malaza dia we fitadiavam-bola sy ny fijern-tavan'olona no betsaka ao a!
Mba mitsidiha kely angeh ao @ forum pazzapa rta, dia ho hitanareo ao daholo ny tena marina @ tantaran'ny pazzapa3 h@ voalohany dia ho hita ao koa ny fiantrikan'io @ pazzapa 4 ( raha mbola hisy )!
http://www.rta.mg/forum/index.php

11. ravatorano
(
13/09/2005 10:17)
ze lani eo lany eh
za tsy marary fo amin io sady za delestazy foana d tsy mahita an io sady tsy d miraika firy amin io eh fa ny reko fotsiny dia izany nanah izany no mahay mihitsy sy efa zatra angaha
za tsy marary fo amin io sady za delestazy foana d tsy mahita an io sady tsy d miraika firy amin io eh fa ny reko fotsiny dia izany nanah izany no mahay mihitsy sy efa zatra angaha
12. sasa
(
14/09/2005 05:27)
he he he he za aloha rehefa raraka i Stephane d tsy hifidy intsony za, fa manaraka sisa no ataoko e, sady tsy hanakiana kou no tsy hilaza abobo ato klé
13. zama
(
14/09/2005 07:37)
Ny mba tiako ho tenenina kely dia izao. Mahagaga hoe i Robbi sy Oméga efa niala dia tazomina indray just hanao an'ilay hira tsikitsiky lava fotsiny, satria ny feon'izy roalohany ireo na dia niala aza izy ireo dia tsy hisy hahasolo azy mihintsy, surtout Oméga sy ilay feon'iny gara sady tsara iny. Tokony nijery ihany ry zareo hoe iza no mety ahavita na tsy aleo ihany notazomina i Oméga, dia mitoraka voninkazo anao izahay ra-Oméga ah Ok
14. fijo
(
14/09/2005 20:28)
eshe le paza e,miakapofona ny mpijery dia miakatra koa ny credit,dia miakatra koa kotin'ny RTA,dia ny kaly no mihena.:oops:
16. pika
(
15/09/2005 13:58)
logique be ny hoe fitadiavambola normalina izany tsy noterena koa anefa ireo ankizy ireo ny ho any fa sitrapo
ary raha kajikajio kely fotsiny raha handoha écolage dia lany ohatrinona?????? tsy voavidimbola ny format° azo ao, manginy fotsiny ny vacances .....
ary farany aza raisina sentiment ilay zavatra e
ary raha kajikajio kely fotsiny raha handoha écolage dia lany ohatrinona?????? tsy voavidimbola ny format° azo ao, manginy fotsiny ny vacances .....
ary farany aza raisina sentiment ilay zavatra e
18. ari.malala
(
16/09/2005 12:20)
:):)nenà zao omega no tiko nefa iomega efa nahintsan'ny ol ko :( d aôna zany? :)
20. nalo
(
17/09/2005 07:48)
manao ahoana daholo o!
ny ahy indray dia izao ny fahitako azy.
1/ ireo nitsoaka andaharana.
tsy nampiomanina mihintsy rizareo na mba nisy préparation psychologique satria izay ny zavatra hiseho ka dia ireny ny vokany entin'ny fo fotsiny. mila jerena io @manaraka famety hisy fiantraikany any aoriana.
2/ity fifidianana ity.
mamitaka azy ireo kosa aloha isika mpifidy raha efa hita izao fa tsy dia mahavoa nefa fidina foana. io anie refa hanao spectacle sy album ary contrat any vao hita hoe tian'ny olona marina ianao hoe.il faut front.
dia fidio moa ry nampoina ireny fa ny spect ary ihany no mitondra na'io sa ahoana na tsara tarhy izy na inona izy .bref kilalao tena izy koa moa le izy ka mirary fialamboly hoan'ny rehetra