PAZZAPA

21. bozimanga ( 17/09/2005 11:34)
ka ilay pazzapa anie raha tsaraina tsara araky ny tokony ho izy dia tsy maninona eh!! fa ilay izy dia lasa fitadiavam mbolan ' ny rta sy efa plannifier ka izay manam- bola ihany no lany natsy dia mahafeno ny fepetra takiana @ hoe MPANAKANTO akory aza
22. Sanda ( 17/09/2005 17:25)
Ny ahy aloha dia i Dinah mihitsy maha variana ahoana izy ttsy nominé tamin'ny farany teo nefa ratsy be ny hirany fa ireny ankizy tafanjanona ao tsy manana feo ohatran'ny Robby sy Omega.Ka manjary mantsatso ny hira dia nampidiriny tao eh.Mety efa nanandrana nanao enregistrement ka ratsy.
23. palince ( 20/09/2005 06:58)
tsy milay intsony eeee NOMINE daholo oooo:-D:-P
24. Aroniaina ( 21/09/2005 09:29)
Ny ahy efa nihitsana i Omega io no tiako e! dia tsy mifidy intsony izaho fa mijery fotsiny sisa fa ry Nampoina miscroule mana rrrrrrrrrrrrrrrrr ve no henoina aleo mijery film toy izay hijery rrrrrrrrrrrr ny ahy izao rehefa mivoaka ny tsiky tsiky dia iny no tiako sa misy tonon'iny any aminareo dia mba te hahazo ny mail an'i Omega koa izaho e!
25. andmia ( 21/09/2005 10:01)
nareo rehetra ko nomineee daoloooooooooooooooo:-D:-D:-D:-D:-D
26. fijo ( 21/09/2005 20:15)
aza sosotra e
27. lilbon ( 22/09/2005 05:31)
izaho alou de mandray an'io sentiment e!:)
lavitry ny afo ny kitay!
fa izao no hitako !
step 1 sy step2 : de nojerena ny tavan'oul
amy maha fitadiavam-bolan'ny rta azy de nojereny ze olona tsara tarehy sy bika afaka mba hampisy pub an le izy!
rehefa hi vote nareo de andraso ny farany fa aza tonga de mivoter zany
satria raha vao numero 1 no mivoter in 2 de le faha2 no ok fa le 1er voafafa :)
28. fudji ( 22/09/2005 09:21)
i nampoina h re ry olona maninobna no tsy misy mpitia mihintsy e!!!!!!! nefa mba milay ihany i kala
29. fudji ( 22/09/2005 09:22)
i nampoina h re ry olona maninobna no tsy misy mpitia mihintsy e!!!!!!! nefa mba milay ihany i kala
30. fudji ( 22/09/2005 09:23)
i nampoina h re ry olona maninobna no tsy misy mpitia mihintsy e!!!!!!! nefa mba milay ihany i kala
31. ari.malala ( 22/09/2005 10:48)
ssatria tsisy feo sady tsy mahatakatra feo ambony akory
32. RADOUXE ( 22/09/2005 12:54)
Zay ndray arimalala za lo mrevy ani nampoina e oadray bobonezy keliko ne iny e za lo fan fa samy manana ny tiny ny oul ko aza malaelo ani omega tsony an,zao ry zareo a ny rta sy orange sy ny sisa tsy andany vola @io fa mato izy manao anio de aka tombony tsefa banky ve ra tsy zany @ ofatrano sy ny sakafo atrizay e ka maereza daoly e tsisy azo atao @zany
33. minouss ( 22/09/2005 13:51)
:}:?::roll::wink:Bold textItalic textUnderlined texthttp://
message
[center]Centered text[/center][size=13px]Size 13px[/size]Red color

  1. Item 1
  2. Item 2

Red colormonospace codeza akoa aloha mihevitra hoe tsy rariny le pazzapa,i nampoina ndray ve no tafajanona vehivavy tsy mamely iny,sady mola be no zaza saina,zany ve no entina hihira any aoriana any,tsy milay,nampoina oa tokony miala @ zay ,sady zany hono fa hoe toa havany lily na christian i nampoina,dia izay no antony mahalany azy e,:evil::^):/
34. fijo ( 22/09/2005 20:00)
ka nareo mbola mijery sy mandray anjara ko.
35. ari.malala ( 23/09/2005 07:17)
zay le tsy mety! ra vô tsy tina le ol nefa tafajan d we havan'i lili na christian na rija!! ôtr'zany tsisy hafa anie ry jenny sy santy tany bira ê nahely ny tsaho fa havan'i rija moa izy izay raha tsy diso ah! nefa avy eo d tsy havany tsony nday satria nihintsna ihany! refa tsy tina fts wa d tsy tina d tsy fidina fa tys manely tsaho!
36. minouss ( 23/09/2005 10:18)
tena marina zay fa havany lily nampoina,ny anareo ange sipa manja fotsiny dia efa vidina e,fa tsy mba ny talentany nojerena,dia inona koa no dikany zany,za alo tsy marary fo @ le izy e,fa lay toetrany rta mintsy no tsy mety
37. ari.malala ( 23/09/2005 12:50)
non, za tsy we mifidy an'i nampoina ka! za aza tsy tia an'iny fa ol ratsy feo sady tsy mahatakatra iny akory! ko ra ts we rea mahay mizest d we tia rnb na tia jazz ko! ef ahatra,y @ step 2 iny no efa tsy tokony tafiditra ra za no mitsara, fa io mo ny jury no masimandidy t@ reny, d ny @ zao koa an, norm b ra miova b ny fandehan'ny voting refa prile satria, ny any @ province anie tsy mahita mivantana ny pozin'ny ankizy ê! d ny antony mahalany an'i nampoina ndray d satria tsin reo zaza bodo mitovy @nazy no omen'ny rad ny tel sy credit ifidianana anazy d mifidy na manahoana na manahoana izy... jereo t@ cas n'i aina fts ê! d hohitantsika eo moa ny tohiny ê!
38. bozimanga ( 26/09/2005 13:14)
^^MARINA DAHOLO IZAY LAZAAINAREO I NAMPOINA TSARA TAREHY FA AMBANY FEO DIA TOKONY MANAO MISS IZY FA TSY MANAO MPIHIRA
SADY MIANAVONA NA FOMBA FITENY JEREO RAHA TSY MODY MIKENTRONA REHEFA ANONTANIANA SY ILAY HOE "AHOANA TSARA?" TSISY MARINA IZAY ANONTANIAN' NY OLONA^^^^^^
39. Aroniaina ( 26/09/2005 14:34)
Marina dia marina ny voalazanao ry bozimanga sipa miavona i nampoina aiza ka rehefa anontaniana dia manao hoe ( iza izany an! an! an! tsy fantako sady ilay tarehiny amin'izany dia miketrona be ery ) sipa tsy milay ireny e! na miss aza tsy ho lany raha ametrahana qst ve ireny tsy hianjona koa .Ny sahaza azy dia ny milalao miaraka amin'ny ankizy mitovy taona amin'ny no mety fa soa ihany fa tsy nanao final fa aza angamba ny zestany raha nanao teo iny .angamba misy rambony ny totozy e! sady lasa rrrrrrrrrrrrr be indray avy eo tokony ho sitonina ny lelany satria mpihira mi-rrrrrrrrrrrrrrrrrrrizany fopla be e
40. ari.malala ( 26/09/2005 14:49)
:):):) ko nahoana iBodo mi rouler r fa tsara!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.146