Mijoroa vavolomebelona amin'ny finoanao.

1. Herimiafina ( 07/09/2005 19:34)
Sahia mijoro mba ho fitaratra. Tsy ny fitoriana Teny eran'ny lalàna ihany no atao hoe fijoroana vavolombelona fa eo ihany koa ny fitondrantena.

Rehefa mijoro amin'ny finoanao ianao dia tsy mila miteny dia efa misy mahita sy mahatsikaritra.

Ary ny fijoroana vavolomeblona dia tsy atao any ambany farafara satria ny jiro tsy atao amabany latabatra fa eo amboniny.

Lasa fitaratra ianao amin'ny fitondrantenanao ary tsy mila mitarika ianao fa dia avy ny olona haniry ny ho toa anao.
novalian'i namanao ny 15/11/2005 14:57
2. ravakamalala ( 07/09/2005 21:16)
Hoy i Herimiafina :

Lasa fitaratra ianao amin'ny fitondrantenanao ary tsy mila mitarika ianao fa dia avy ny olona haniry ny ho toa anao.

Indrisy anefa fa indraindray ianao tsy fitaratra fa lasa ihomehezan ny olona, ka raha tsy matanjaka ny personnalité-nao dia eo ianao no raisina. Indrindra moa fa ireto frantsay mahery fiteny ireto, raha misy fihetsika na fomba fiteninao tsy mifanaraka aminy sy ny fomba fisainany , moa tsy mailaka ery ny vavany manbatibaty anao! Dia raha vao miseho malemy eo anatrehany ianao dia lasa akôlitany am zay.

Fa izaho manaiky ny tenin i Herimiafina hoe mijoroa ho vavolombelona amin ny finoanao, fa teneniko fotsiny hoe sarotsarotra ny lalana fa mila matanjaka.

3. doum ( 08/09/2005 11:36)
marina ny teneninao nefa ho antsika aty @ tanin'ny vahiny aty tena hitako sarotra be ee
tena sarotra
ny mijoro @finona afaka vita fa le mieritreritra hoe hitarika azy tena mission sarotra izan
ny zava-dehibe aloha hoe mijoro @finona ny sisa manaraka
mahereza daholo
4. Veloo ( 08/09/2005 16:31)
doum a marina mihitsy io lazainao io nefa kosa rehefa mampiseho an'ireo olona etrangers ireo ny fomba fiainan'ny gasy (tsotra, tsara fanahy, honnete etc... ) dia ea mijoro vavolombelona fa zanak'Andriamanitra ianao...:wink: Mazoto doum a
5. Herimiafina ( 08/09/2005 21:34)
Izany mihintsy.:lol::lol::lol::lol:
6. cristal ( 14/09/2005 12:42)
(l)Ny fijoroana ho vavolombelona anie de ny mizaka izay fijaliana niainan'ny jesosy e!Fa marina ny anao satria betsaka ireo mitory teny etsy sy eroa nefa tsy mino an'ilay nohombohona teo @ hazo fijaliana ankory!Ny fanekena azy sy ny fandehanana @ fahamarinana no tena ilaina fa tsy ny fisehosehoana hoe za mpivavaka be ka fady manao mini- jupe,fa na tsy hiankanjo aza ianao ka mahay manaja tena dia zaym!
7. boubounezy ( 18/10/2005 21:41)
TSY NY FRANTSAY IANY FA NA NY GASY AZA TENA BETSAKA MITSY NO MANAO IO TOETRA IO lé atao hoe: "HYPOCRITE" zany hoe malala fomba ny tena dikany fa ny oula mivatambatana dé atao ny hypocrite hoe: "TSY MALALA FOMBA NA SAUVAGEONE" nefa ireo lazaina sauvage reo no tena cincère @ko manokana. zany hoe: kou "LA VERITE FAIT DU MAL" dé ra milaza ny marina zany enao dé imehezany oula sy lazainy fa manala baraka ra mamonjy mariazy na fanasana oatra satry misy tratra ny marina tao ka inn iany no atao???


ravakamalala:

Hoy i Herimiafina :

Lasa fitaratra ianao amin'ny fitondrantenanao ary tsy mila mitarika ianao fa dia avy ny olona haniry ny ho toa anao.

Indrisy anefa fa indraindray ianao tsy fitaratra fa lasa ihomehezan ny olona, ka raha tsy matanjaka ny personnalité-nao dia eo ianao no raisina. Indrindra moa fa ireto frantsay mahery fiteny ireto, raha misy fihetsika na fomba fiteninao tsy mifanaraka aminy sy ny fomba fisainany , moa tsy mailaka ery ny vavany manbatibaty anao! Dia raha vao miseho malemy eo anatrehany ianao dia lasa akôlitany am zay.

Fa izaho manaiky ny tenin i Herimiafina hoe mijoroa ho vavolombelona amin ny finoanao, fa teneniko fotsiny hoe sarotsarotra ny lalana fa mila matanjaka.





8. namanao ( 15/11/2005 14:57)
Ny fomba fianana tokoa dia toriteny vita hoazy ho an\'ny manodidina. Misy anefa ny olona ao anatin\'ny finoana mifanipaka amin\'ny kristianina kanefa manana toetra tsotra, malefaka, malalatanana,sns. Ampy ve ary zany ny fitoriana amin\'ny alalana ny fomba fiainana fotsiny? tsy tokony hasiana ihany ve ny fampahafantarana sy fampielezana ny finoana anan\'ny tena.Raha hitanao kosa ve mahavonjy ny finoanao nahoana ianao no ho tia tena ka tsy hampahalala ny sasany ny marina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.049