Vokadratsin'ny Fanjanahana ny fitiavana manindry
1. Herimiafina
(
07/09/2005 19:11)
Maro ny milaza fa ny gasy dia ory hava-manana. Rehafa misy tafita dia ato izay hitotonganany mba hitovy amin'ny rehetra rehetra. Halatsika foana koa ireo bandy mba tafita milay fa lazaintsika manindry.
Tsy misy ifanomezantsiny satria dia misy tokoa ny fanindriana tsotra izao tsy amin'antony sy ny antsoina hoe "Faly havana ory".
Raha tsy nisy ny mpanindry dia tsy nisy ny ory hava-manana, sa tsy izany ry zareo?
Avy aiza daholo anefa ireo rehetra ireo? Toetsaina vokatry ny fanjanahana (fahantrana) izy ireo. Iza no tsy miheritreritra ny hampandroso ny fiainanany, mikasaka harena sns. Iza no tsy mba nampidera ilay BMW vaovao vao novidiany, sns.
Saingy tsy tantin'ny saintsika ilay DIFFERENCE dia manjary miteraka resa-be sy probleme social ny fahasamihafana.
Te-hi-domine daholo, te-ho prezida, te hanana mihoatra noho ny sasany, hany ka manambany, sy mialona sns, toetra ratsy izay nolovaina noho ny herin'ny mpanjanaka.
Tsy aleo ve miova?

novalian'i Herimiafina ny 22/09/2005 18:12
3. cocorie
(
08/09/2005 07:59)
Zava-misy eo @ fiaraha monina daholo zany ary tsy azo lavina fa zavatra otran'ny natoraly tonga toetra tena mila fiovana amin'ny tsirairay.
4. palince
(
08/09/2005 08:30)
Raha ny zava-misy ihainantsika kosa aloha dia marina ary miombon-kevitra aminao aho ry "" ory havamanana isika . Fangolika izay tsy afaka ato amin'ny saintsika Malagasy io: miseo milay , miseho manindry koa ry lerony izany andao karakiaraina sns.....Mampalahelo ooo...
fa raha ny momba ny raharaham-pirenena kosa dia aza atao hoe vokatry ny fanjanahantany fa toetsaina tian-tena no betsaka ao ; ny ho ahy ihany, ny havako sy ny namako ihany. ka aza mandainga raha ohatra ka izay tonga eo dia manao be ambosoka daholo.:evil::evil::evil:

5. Veloo
(
08/09/2005 18:42)
palince a tsy ao dago irery aky no manao a ilay oe
fa raha ny momba ny raharaham-pirenena kosa dia aza atao hoe vokatry ny fanjanahantany fa toetsaina tian-tena no betsaka ao ; ny ho ahy ihany, ny havako sy ny namako ihany. ka aza mandainga raha ohatra ka izay tonga eo dia manao be ambosoka daholon'aiza n'aiza alehan-njy dia mitovy doly retsy a
6. Herimiafina
(
08/09/2005 20:46)
Ny hitako aty ivelany anefa dia, misy ny fifaninanana, saingy tsy basée amin'izay hoe te-hizesta sy hanindry ary hi-domine ny sasany izay, ankoatr'ireo cas isolés sasantsasany.
Io ilay antsoina hoe NEVROSÉ, nijaly taloha, voafehy taloha, dia lasa mampiatra ny fijaliany amin'ny hafa, mampiatra ny fanjanahany amin'ny hafa dia miteraka olona tia tena be dia be, tsy manaja ny fananana iombonana, tsy mandefa lavitra ny saina fa dia manao izay sitrampo rehetra.
Mitady "satisfaction personnelle" be ny olona névrosé, ary tiany ny mampiseho ny rehetra fa tena prôma izy.
Inona ary ny olana ô,
Rehafa mitady hisy hi-depasse izy dia misakana.
Dia lasa tsy tian'ny olona dia lasa ory hava-manana daholo ny olona satria izany no tôtrany.

8. Herimiafina
(
08/09/2005 21:31)
Ny tena izy dia manana ny maha-izy azy ny olona tsirairay avy ary fidèle amin'ny satisfaction personnelle-ny. Mahafantatra ny zavatra tokony ho zakany sy ny tsy zakany, ka tokony tsy hifampialona, tsy hifanindry, etc. Samy integré eo amin'ilay société misy azy daholo.
Fa ny mahatonga ny toetra ratsy toa ny fialonana, ny fanindriana, sns, dia satria nahatsiaro tena tsy integré ny olona manana ireo toetra ireo. Nisy EXCLUSION SOCIALE tao, fanavakavahana, fanambaniana, fitsarana mivilana, sns, dia lasa miady ilay olona mba hanana ny place-ny eo amin'ny société iray:
Eo ohatra ny manabokon'ozatra satria miheritreritra izy fa ny hozatra no manjaka, eo ny mitady harena be fatratra satria miheritreritra izy fa an'ny mpanankarena ny tany, eo ny mianatra mafy satria miheritreritra izy fa izany no hahafahany manana ny toetrany eo amin'ny fiaraha-monina any aoriana any.
Tsy tokony ho izay anefa no fototra hanaovana ireo zavatra rehetra ireo fa tokony hisy fitiavana an'ilay zavatra sy fitiavana hampandroso ny fiarah-monina misy ny tena.
Veloo> Aty aminay aty izao na dia ny voisins aza tsy mifankafantatra, samy manana ny harenanay samy manana izay ataony any.

9. Veloo
(
14/09/2005 18:54)
oy i heri oe:
Aty aminay aty izao na dia ny voisins aza tsy mifankafantatra, samy manana ny harenanay samy manana izay ataony any.na ny aty aza za efa ho roa taona eto mbola tsy fantatro akory ny voisin-ko otran'ny miafina ry zareo tsy te hiresaka.. sa ny tena mainty ka tsy tiany???
10. Herimiafina
(
14/09/2005 19:59)
Tsy de resaka maintsy loatra angambany fa nisy boky izay no novakiako momba ny population nord-zamerika, milaza hoe: ny olona aty hono efa naturellement froid ary tsy tia an'izany plaisir relationnel izany noho ny ady mafy taty taloha.
Tamin'ny la ruée vers l'or dia nahantra be matin'aretina niady sns dia lalanan,Ny be sandry be dia nifehy tena be ny olona ary tsy nanao plaisir charnelle mihintsy dia tsy tia miteraka satri amafy ny fiainana.
Fa rehefa tafatafa ry zareo taty afara vao mba nifampiresaka kely fa ao ihany ilay distance. Io ny nahatonga ny THANKSGIVING DAY, fisaorana an'i Zanahary tsy maty fo aman'aina.
Efa toetra netin-drazana zany le izy e, miaraka amin'ilay tsy fitiavana miteraka.

11. Veloo
(
14/09/2005 20:46)
ry zareo ko manana fitiavana artificiel mihitsy eo am-bava eo doly tsy tys misy tena ao am-po...
12. Herimiafina
(
14/09/2005 21:11)
Ka io ndray le Néo-liberalisma e.
Tamin'ny zavatra nianarako izay (études feministes) dia nolazaina ankarihary mihintsy fa ny FIDELITE dia sakana ho amin'ny fahafahana sy ny safidy malalaka, ary ny ''fitiavana'' am-po be loatra no lazaina fa antony mahatonga izay.
Dia tamin'izay nisy rasipa milay be feminista be izay nikaoty bandy akaman'i Herimiafina, nefa ileiry efa manana jôba kely dia sosotra be tamin'ileiry le sipa dia niteny hoe: ''t'as bien le droit de sortir avec plusieurs personnes à la fois non?''.
De gaga be zahay mitsam fa henjana be le genre de fitiavana hiainana aty e. Vidiana toy ny mividy labiera any amin'ny pub.

13. Veloo
(
15/09/2005 17:16)
hery a so dia njy ary io :-D:-D:-D:-D
ie marina izany , ny aty ny fitiavana mande "by the book" no sady amin'izay tena tsy misy mihitsy mihitsy ny oe vraie fitiavana.

14. Herimiafina
(
16/09/2005 00:23)
Ary any aminareo ve misy an'ilay hoe tonga de sexe be tsy misy fitiavana ireny?
Ny aty mantsy courant be mahintsiny sady amin,izay ny sipa no mikaoty voalohany fa raha vao ny bandy tonga dia raisin'ny polisy fa manao harcelement hono.

15. Veloo
(
21/09/2005 19:01)
an3 tsisy an'izany ndray aty ka, ny hitako aloha an... ry zareo kala fotsy reo anie tena dondrona be aty e any ka lasa vieille demoiselles doly ny hafarany mitomany ho favy ry kala nefa rehefa avy eo tsipahin'ny bandy rehefa azony indray mande... anika maka etranger doly ny bandy aty... ilay harassement aloha mbola tsy naheno aho e
16. Herimiafina
(
21/09/2005 19:56)
Tandremo fa mijerijery plus de 10mn na manara-maso elaela sipa iray defa sexual harassement an.:-D:-D Ny fikako de mody mijery le fitaratra tandrifin'ilay siap de mody kaody be de tsy hitany e.
17. Veloo
(
22/09/2005 17:11)
ie malaza be an'izany mihitsy any aminareo any.. No sady ilay kala mihitsy no tena mitady bandy ho azony dia toriny dia hakany vola - nidi-kizo njy ry hery nande tany :-D:-D:-D