Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsangana, milahatra araka ny daty
tsangana
(
24/11/2006 19:23)
zavatra misongadina
Inona ilay zavatra misongadina amin'ny fiainanao ka nahatonga anao ho IANAO io ankehitriny: diploma ve, asa aman-draharaha ve , vola azo tamin'ny loto ve, fianarana sy ny ezaka mba ho tafita ve , sa n...
tohiny
novalian'i andry08 ny 29/11/2006 17:29
tsangana
(
01/12/2005 18:38)
Iza avy ireo malagasy malaza :sport,haisoratra,sciences.....
afaka mirehareha ve isika fa manana olo-manga?
Toa an-dRakoto Ratsimamanga ohatra....
tohiny
novalian'i sipagasy ny 28/01/2006 12:39
tsangana
(
04/11/2005 16:06)
hira gasy opera
Manan-kevitra hanao comedie musicale aho ka ny HIRA GASY no mba tiako atao fototra sy alaina tahaka.Mba misy mazoto ve isika hanome sosok'evitra sy toro-hevitra....
tohiny
novalian'i sonwin ny 07/11/2005 20:12
tsangana
(
08/10/2005 21:11)
Inona loatra no manintona any an-dafy ka hamonoana tena
Hita ny sarin'ireo afrikanina izay mikasa ny hiditra antsokosoko any Espagne.Nisy ny namoy ny ainy nitsambikina nananika fefy avo be.Inona loatra no mba antony?...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/10/2005 02:37
tsangana
(
18/09/2005 19:11)
ny harenan'nyM/scar ho an'ny vahoaka?
Mahagaga fa i M/scar dia manana harena ambanin'ny tany; manana tany lonaka sy mamokatra ary midadasika,harena an-dranomasina, manam-pahaizana........kanefa dia mahantra ny vahoaka!!!...
tohiny
novalian'i tsangana ny 11/11/2005 08:15
tsangana
(
16/09/2005 12:12)
rafi-mpampianarana inona no mitondra soa ho an'ny malagasy?
During the colonial period, the French established a system of public schools that was divided into two parts: elite schools, modeled after those of France and reserved for the children of French citi...
tohiny
novalian'i tsangana ny 17/11/2005 19:35
tsangana
(
10/09/2005 19:12)
serasera in english
Koa satria efa miparitaka ny malagasy ary efa maro no monina any amin'ny tany mampiasa teny anglisy,dia tsara raha mba misy toerana eto ammin'ity fihaonana ity.
Misaotra e...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 02:17
