LEHILAHY HONO NY ZANAHARY

1. jajaf401 ( 16/09/2005 18:29)
Amin'izao fotoana de matanjaka be ny fandinihana ataon'ny zanak'olombelona ka zao tonga hatrany amin'ny famantarana hoe : lehilahy ve sa vehivavy ny zanahary??; Tamin'ny namoronany Adama hono nisy mors nomeny mba hafantarana azy fa lehilahy izy, fa tsy haiko ilay mors ka zay no angatahako sopapa eto amintsika, koa miandry eh!

Marihiko fa tsy natao any @ fivavahana izy ty mba tsy hanafintohina ny sasany!
novalian'i jajaf401 ny 24/09/2005 18:10
2. Jemes ( 16/09/2005 18:51)
Hoy izy alohany namoronany any Adama woe:andeha amorina lah tahaka ahy aho?:-D

3. fijo ( 16/09/2005 19:47)
izay mihintsy la tahaka andrainy ihany e,sady ralavavolo koa nilaza fa hoany amin'ny rainy hono.ngamba kosa tsy hisy ray vavy an
4. maditra ( 16/09/2005 20:20)
Misy blague otraotran'izay fataon'ny olona fotsy aty fa saingy amin'ny teny baiko ilay izy ka tsy mety atao amin'ny teny Gasy. Jeux de mots izany ilay izy e, ahafantarana fa fotsy hono Atra. :-D . Juste mba blague fotsiny io an, zah ary mba tsy tia izay blague izay.
5. toby ( 16/09/2005 20:23)
anontanio an'i EJEMA fa EJEMA mahafantatra ny cousin janahary haino i jarina e anontanio jarina fa jarina cousin-janahary e hiran'i ejema zany
6. jajaf401 ( 17/09/2005 03:59)
De tohizana amin'ity blague ty indray ilay izy eh:
zanahary hono nanao antsika olombelona taloha tany nanjaitra izany hoe ny ila gauche hatambatra amin'ny ila droite zay vao manome olo complet; ka eva nataony voalohany fa TSY AMPY ILAY TARETRA; de nanao an'i Adama tafara izy de NISY AMBINY INDRAY ILAY TARETRA; fa ino ny loza kamo izy hanohy ilay taretra tsy ampy teny amin'i Eva fa isika ihany no niteneniny hoe : MANDANA ANAREO MIFANJAIJAITRA ANY hoy izy; ka hatramizao raha io mbola tsy vita!
hoatry ny marina ilay izy.(hitohy @ afara):-D:-D
7. pika ( 17/09/2005 05:21)
tsy natao @ finoana fa natao t@ antson'ny fo :roll:???
tsy raha lehilahy izy izany dia ny fanahy masina vehivavy :)
8. jajaf401 ( 18/09/2005 11:59)
Tsy akory hatao fa melée be ny eritreritra!:-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 18/09/2005 17:32)
:roll::roll::roll::roll:
10. deghany ( 20/09/2005 15:49)
lahy Izy e!!
11. juluka ( 21/09/2005 11:28)
Rediredy zany, iza ko no mahalala an'i Zanahary. Tsy misy mahita sy mahalala azy zany na 1 aza .
12. deghany ( 21/09/2005 11:45)
zany v?!! heheheheheheh
13. zakony ( 22/09/2005 09:32)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
toby:

anontanio an'i EJEMA fa EJEMA mahafantatra ny cousin janahary haino i jarina e anontanio jarina fa jarina cousin-janahary e hiran'i ejema zany



14. jajaf401 ( 22/09/2005 18:03)
juluka:

Rediredy zany, iza ko no mahalala an'i Zanahary. Tsy misy mahita sy mahalala azy zany na 1 aza .

Tsa fantatro mitsy ilay izy na marina na tsia fa mety tsy nahita maso koa anie ilay olo fa nikaroka eh! :-D:-D:-D
Raha omena sopapa kely @ antropologie enao de azo atao tsara ny mamantatra ny lehilahy sy ny vehivavy nadia efa taolana sisa no hita. Misy famantarana hono ilay izy! :-D:-D
Ka mety t@ indice hafa indray no namantaran'ny sasany azy klou!

15. Herimiafina ( 22/09/2005 18:58)
Favy amin'ny anthropologie koa i Jajaf an, peho ny dimy aloha ary e.

Za kou mahafantatsa fomba famantarana ny lahy sy vavy.

Rehefa misy olona maty andrano ka efa simbabe de tsy hay tsony hoe vavy sa lahy dia:

Jerena ny rein-ny (valahana lamosina): de raha misy trace de vavy.
Jerena raha misy trace ny kiho sy ny lohalika de lehilahy zay le razana.
16. jajaf401 ( 22/09/2005 20:24)
sur zany ry herimiafina ah! :-D
au niveau du bassin no jerena voa-1 de fantatra io eh!
Ary na mbola velona aza ny vehvv dia refa zahay lehilahy no mijery azy dia eo ihany mba tsy ho voafitaka @ mety ho sarim-bavy! :-D:-D
17. Herimiafina ( 22/09/2005 20:25)
Tena zay mintsy, efa hita eny fôna le diferansa e.:-D:-D:-D:-D
18. juluka ( 23/09/2005 06:47)
jajaf401 sy Herimiafina >>
Fa nareo ve mihevitra fa ohatry ny olona ilay hoe Zanahary e? io wa tsy misy nahita ary tsy nisy nahalala izany na iray aza . Rediredy daholo zany.
19. deghany ( 23/09/2005 14:00)
juluka:

jajaf401 sy Herimiafina >>
Fa nareo ve mihevitra fa ohatry ny olona ilay hoe Zanahary e? io wa tsy misy nahita ary tsy nisy nahalala izany na iray aza . Rediredy daholo zany.


zany v? heheheh

20. jajaf401 ( 23/09/2005 20:24)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1477