LEHILAHY HONO NY ZANAHARY

21. vale ( 24/09/2005 11:21)
Lehilahy izy d ny vadiny Marie! (laingako 'zany an!)hihihi...
22. jajaf401 ( 24/09/2005 18:10)
juluka:

jajaf401 sy Herimiafina >>
Fa nareo ve mihevitra fa ohatry ny olona ilay hoe Zanahary e? io wa tsy misy nahita ary tsy nisy nahalala izany na iray aza . Rediredy daholo zany.


De ahoana ilay hoe hanamboatra ny olona tahaka ny endriny ????? :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1203