Fiaraha-monina aty andafy: resaka fitondrantenan'ny mainty.

1. Herimiafina ( 16/09/2005 04:27)
Zavatra mahavariana ahy aty an-dafy. Nitady trano aho hofaina indray andro izay dia be taraina be foana izay tompontrano notsidihiko satria hono nanana expérience ratsy tamin'ireo olona nanofa ny tranony taloha daholo. tompona trano efatra no notsidihako ka ny mahagaga dia mainty daholo ny mpanofa taloha. Dia somary lasa matahotra parano be ireo tompontrano.

Izao no zavatra hita: rehefa maintsy dia ampifandraisina amin'ny korontana, ny hakamoana, ny fahavoretrana ary ny herisetra sy ny asa maizina rehetra. Hany ka ratsy be mihintsy ny attitude-ny olona fotsy amin'ny mainty hoditra. Tsy raciste izy fa lasa mi-généraliser hoe ''samy hafa ny culture''.

Ahoana ny hevitrao, fa raha izaho manokana dia misy tokoa ireo olona voretra, maherisetra, be kotaba, sns fa tsy voatery ny mainty rehetra aty an-dafy.
novalian'i bozimanga ny 19/10/2005 13:21
2. dily ( 16/09/2005 06:49)
Io indray tia tena gravy be: izaho aloha mahita fa toa mirongatra be mihitsy ity fankahalana mainty ity tato ho ato. Ekena fa misy tokoa ny mainty ratsy toetra fa tsy ny mainty rehetra akory.
3. Kotity ( 16/09/2005 10:20)
Marina daholo ny voalazanareo, fa izao koa no tena hitako, mivadika ny rasa @ zao , ny mainty indray no manjaka, raha taloha izy natao tsinontsinona. Dia misy ireo fotsy hoditra tsy mahazaka izany fa zatra ny taloha.
Na @ film ary anie dia hita izany e, marina ny film fa tantara noforonina saingy ny zava miseho andavan'andro ihany no amboamboarina ao. Taloha raha misy mainty ao anatina film iray , dia na izy zay solafa na gardien, fa zao efa rôle e!!!
4. Jemes ( 16/09/2005 18:58)
slt,mba bonne chance za zany fa ny intestin grele- ako ihany no mainty kle.
5. fijo ( 16/09/2005 19:13)
misy fahamarinanay izany ry herimiafina .indrisy
6. adidy ( 17/09/2005 20:13)
Marina izany teninao zany hoe matetika nanana expérience ratsy t@ vahiny ry zareo(maizina, tavaratra, gitans), dia lasa ny vahiny rehetra no tsy azoazony. Fa ny gasy sy ny kely maso mahafinaritra an-dry zareo fa hoe"discret" hono !
Dia somary manahirana azy koa raha misy vahiny manana statut social tsaratsara noho izy fa efa zatra ry zaro hoe ny fotsy tokony ho ambony foana.
Fa rehefa miresaka dia mahavariana azy ny fomba fiainanao tany @ taninao. Indraindray ary ry zareo complexé hoe tsy mahay afa-tsy ny teniny, nefa ianao mahay au moins ny teninao sy ny teniny, sinon plus. Fa izaho ary indraindray mhita hoe mandreraka be ny miara-miaina @ tavaratra sy ny gitans fa ry zareo indraindray mahery setra de nature, ohatra rehefa any @ piscine tsy maintsy be kotaba, mifandakadaka etc... Izany akory tsy midika hoe tsy manana namana tavaratra ny tena( fa gitans kosa aloha mbola tsy nanana e!)
7. Herimiafina ( 18/09/2005 17:40)
Nandeha metro tokoa aho vao omaly ary dia nisy nahataitra be ny olona rehetra teo akaikiko fa nisy nikiakiaka niantsoantso be dia nidobodoboka ny foko. Inona hoy nareo: ''Nisy maizina roalahy niantso ny akamany nivoaka teo amin'ilay station, dia nitabataba be sayd otran'ny manompa be izany''.

Dia izay le korontana, tsy ampy discretion mihintsy fa mitovy daholo ny any ampiangonana sy ny any amin'ny kermesy aminy.
8. Veloo ( 19/09/2005 17:40)
heri a ireo mainty ireo anie lety tena misy complexe be mihitsy a, no sady mi gafy ny rehetra ny olana isika avy no lasa tafiditra ao @ categorie ndry zalahy na dia tsy manao an'izany ary...Tena
mahasosotra mihitsy. Tsy omena'-tsiny ny tompo-trano fa lazao izy lety oe za anie tsy otran'ireny e... asaivo ataon'ny test enao dia ho hitany oe ny defference. Za ko aloha aty dia mi-eviter mipetraka @ akaikin'ny mainty mihitsy e mampalahelo fa tsy hita izay hatao tsy manana safidy isika .:(
9. Herimiafina ( 19/09/2005 21:05)
Ireo tompontrano ireo anie ry Veloo tsy manao allusion amin'ny resaka couleur de peua mihintsy e. Saingy tonga dia takatro ihany hoe aiza no tiany hiaviana satria ireo mauvais exemple rehetra raisiny dia mainty avokoa no manao azy.

Izay ramatoa izay izao tena mahafinaritra be mihintsy fa nalainy tamin,ny automobile mihintsy aza aho tamin'ny nanao visite, dia nasehony ahy ny album photo misy ny sarin-janany telodahy. Favy an: zaza natsangana avokoa ireo ary Karana vavy mitovy be amin'ny sipa gasy ilay voalohany, ilay faharoa latina, ary ilay fahatelo haitien lehilahy.

Ny tiako tenenina dia tsy raciste mihintsy au sens pure ilay olona fa ireo ratsy fomba nanofa ny tranony no mainty aby. Ireo tsara fomba anefa dia fotsy aby.
10. Veloo ( 19/09/2005 21:20)
eny manana mefiance be ry zareo nefa kosa arakan'ny lazainao tsy ny fotsy doly akory no tsara fomba ka an'azy sisa no mi-ventiller oe iza no tsara iza no ratsy.. ny racisme dia misy fona sous differentes sortes de formes:P
11. Herimiafina ( 19/09/2005 21:35)
Okay.:-P8)
12. Veloo ( 21/09/2005 17:03)
:roll:
13. Herimiafina ( 21/09/2005 17:21)
Antsay indray ry reto o, balibaly maso tifatifa be mahintsiny, ra mba ôtran'io moa enao ry Veloo tonga dia nataoko indray manjapaka an.:-D:-D:-D:-D
14. Veloo ( 21/09/2005 17:25)
:roll::roll::roll:
15. Herimiafina ( 21/09/2005 17:32)
3 fois (Antsay indray ry reto o, balibaly maso tifatifa be mahintsiny, ra mba ôtran'io moa enao ry Veloo tonga dia nataoko indray manjapaka an.)

Sediktrisy be mahintsiny njy an sady tonga de rafale de balibaly maso. Ankafiziko na de mbola tsy fantatro tarehy aza e.:-D:-D:-D:-D
16. Veloo ( 21/09/2005 17:35)
:-D:-D:-D:-D
:roll::roll:
to zay mandalo ato to sedisenao doly knou :-D:-D
17. Herimiafina ( 21/09/2005 17:38)
De mbola siana balibaly maso ihany hono. Asio fanainga lavitsa kely aloha handehanako makany fa tsss.:-D:-D
18. Veloo ( 21/09/2005 17:42)
=))=))=))=))=))
adaladala....matin'ny fimehezana ao ato
19. Herimiafina ( 21/09/2005 17:54)
De aôna njay ty mandrimandry amin'ny tany ty e. Mitsilany be toa miantso ny tenanay....:-D:-D:-D:-D
20. Veloo ( 21/09/2005 18:12)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3685