Fiaraha-monina aty andafy: resaka fitondrantenan'ny mainty.
24. Veloo
(
22/09/2005 19:36)
enao ty manondrana mihitsy , enao no manontany ahy oe no comment zany de valiko tsisy ko inn ndray?:evil::^):/
27. Herimiafina
(
26/09/2005 16:57)
Elaela njay ra Veloo tsy hita tao k'lé? Aiza lty elah zao an sa voan'ny ouragan tany?:-D:-D:-D:-D
28. Veloo
(
26/09/2005 18:47)
tsssssss ty hery ty adala2 mihitsy za ato ka, ato am-piasana...:-D:-D:-D rivotra sy orana kely fotsiny no nandalo retsy a
29. Herimiafina
(
26/09/2005 18:54)
Za kou nefa ato ampianarana. Makamaka bas-fond amizay tsisy mahita le zavatra soratana. Resaketotra be mantsy le resahana ao aloha ao sady le olona aty koa expert amin'ny firesahana zavatra tsisy fotony zay.
Zavatra tsotra be rehetra zao kômplikéna be tsisy ôtrizany.
Vita sahady ngah ny congé de matermité an'i Veloo?
Zavatra tsotra be rehetra zao kômplikéna be tsisy ôtrizany.
Vita sahady ngah ny congé de matermité an'i Veloo?
30. Veloo
(
26/09/2005 18:58)
ie marina mihitsy zany be resaka mihitsy ry zareo reo nefa tsisy fahaizana firy...
za mbola tsy nahazo conge de maternite mbola roa volana ny kibo :-D:-D:-D:-D
za mbola tsy nahazo conge de maternite mbola roa volana ny kibo :-D:-D:-D:-D
31. Herimiafina
(
26/09/2005 19:13)
Eo amlé stady maloiloy tsy haihay zay. Ary hitako no somary kizitina enao.
Tsy efa bebe torimaso zay zao, efa manao retention d'eau, de mararirary lamosina. Rôvina ny DPA-njy?:-D
Tsy efa bebe torimaso zay zao, efa manao retention d'eau, de mararirary lamosina. Rôvina ny DPA-njy?:-D
34. Herimiafina
(
26/09/2005 20:07)
Tô tezitsa be njy? Ndao ary fa tsy hananihany tsony za e. Zafady injinja ary e.