fanotaniana momban'ny fanafody

1. rurik ( 22/09/2005 16:48)
Nihaino radio aho t@ alahady dia naheno ilay resaka fitsaboana toin'ny hoe tongolo sy lesoa rouge toa hoe fanafody kohaka raha tsy diso aho .Nisy tsy henoko avy eo ilay zavatra hampiasaina omena ny ankizy @izao hidirana @hatsiaka izao, mba mangataka valiny aho raha mba nisy nahaheno azafady.
misaotra mialoha.
novalian'i vivi ny 10/10/2005 22:20
2. pika ( 10/10/2005 08:18)
za aloha tsy naheno izany
fa ny fantatro fotsiny dia fanafody zavatra betsaka ny tongolo
ohatra hiharovana @ grippe,mirégulier ny tension, mampisy mémoire,.... ilaina koa @ fampiasana azy resaka beauté
3. vivi ( 10/10/2005 22:20)
tongolo gasy v io sa rehefa tongolo d mety daholo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1711