rapaoly cowboy

1. fasaly ( 20/09/2005 18:16)
hihihihi!
2. cutie ( 21/09/2005 03:17)
saika hanontany za we,in io
Hay mou :-D
3. Liltax ( 21/09/2005 03:58)
annjjjjjaaaaaaaaaaaaaayy
nijery an! hi hi h i
4. fasaly ( 21/09/2005 05:39)
hihihihi!
tena nijery tokoa mou zany an! ary toi???
5. cowboy ( 21/09/2005 14:37)
tsisy ifandraisiny amiko mintsy aloha le izy eee !!

shhhhh !!!!!
:(:(:(:x:x:x
6. fasaly ( 21/09/2005 15:26)
salut cowboy!
lay in no tsy misy ifandraisany!
lay mijery film mpitantara film ve sa???
7. cutie ( 21/09/2005 18:39)
za tsy nijery , fa naheno :-D
8. fasaly ( 21/09/2005 18:59)
zà lou nijery sady zay indray nifanena tamy villa pazzapa ndray de vao maika doubla be zao no hitako tao.
9. fijo ( 21/09/2005 22:43)
mba tantarao aloha hoe inona izany fa tena tsy arakay e.
10. cutie ( 21/09/2005 23:16)
fasaly tantarao hono :-D
11. fasaly ( 22/09/2005 11:57)
film gasy re zany a!
rapaoly cowboy! mpijery film mpitantara film lay izy e! io cowboy efa eo io kou!
12. gasitiako ( 29/09/2005 04:45)
de inn ary no mba tsikeranareo, za mantsy efa tafiditra @ sarimihetsika malagasy io, mba ento re ho fanarenana sy fanatsarana e, @ 30 oktobra izao mantsy hisy halefanay indray ao @ Ritz
13. gasitiako ( 29/09/2005 04:51)
de inn ary no mba tsikeranareo, za mantsy efa tafiditra @ sarimihetsika malagasy io, mba ento re ho fanarenana sy fanatsarana e, @ 30 oktobra izao mantsy hisy halefanay indray ao @ Ritz
14. gasitiako ( 29/09/2005 04:57)
de inn ary no mba tsikeranareo, za mantsy efa tafiditra @ sarimihetsika malagasy io, mba ento re ho fanarenana sy fanatsarana e, @ 30 oktobra izao mantsy hisy halefanay indray ao @ Ritz
15. fasaly ( 29/09/2005 19:04)
ny tsikerako ve! ho antsika gasy aloha de mety misy mahaliana ihany ao anatiny syny votoanton'ilay film,mazava ho azy amy teny gasy, fa raha vahiny zao no mijery ireny de tena hi abandone izy satria tsisy zavatra azony tao na kely aza satria amy teny gas, de le film kou tsisy action tsisy inona fa mila mahazo lay fiteny malagasy vao mahazo lay film e!
16. Herimiafina ( 15/10/2005 02:34)
Rapaoly cowboy zany ve le asaina andrasantsika foana, hay ve ileiry cowboy e? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6527