Voulez-vous

1. DotMG ( 23/09/2005 07:15)
Hainao ilay hiran' i All Saints (Sa Red hot chili peppers) hoe Lady Marmelade?
Voulez-vous coucher avec moi, ce soir?

Misy hira amin' ny teny Malagasy ary hirain' ny Malagasy koa andrenesana hoe "voulez-vous". Misy telo aloha no hitako. Iza avy ary izy ireo? Na hirana dokambarotra aza tsy maninona. (Ny hoe @ teny malagasy dia ny teny malagasy izany no betsaka kokoa @ tonony).

Sopapa : BK, FG.
Valiny @ herinandro.
novalian'i Veloo ny 24/10/2005 13:43
2. sasa ( 23/09/2005 11:50)
ssssssssssssssssssssssshhhhhhhhhhhhhhhhhhhh am herinandro izany kou
3. pika ( 23/09/2005 13:09)
voulez vous danser avec moi THB?
4. DotMG ( 26/09/2005 13:27)
pika>Ie, voulez-vous *** avec moi angamba ilay tena tonony (natao *** fa efa tsy azo atao intsony izao ny dokambarotra momba ny labiera).

Ilay sopapa hoe BK dia hiran' i Bery Kely hoe Mahavamba : He mahavamba, voulez-vous lé mahavamba, ...
Samy maka @ tsy havany, ...


Ilay hoe FG dia hiran' i Feo Gasy :
Voleo voninkazo eo an-dohan' ny fasako,
Fotsy sy Mavo ary manga sy mena...
5. Veloo ( 26/09/2005 18:53)
:roll::roll::roll:
6. mamzelkely ( 27/09/2005 07:39)
:roll:
7. sasa ( 27/09/2005 10:41)
DotMG otran'ny tsy Feo Gasy no mihira an'io Voleo voninkazo io kan, toa Mahaleo no nanao an'azy izany hoe Dama Sy Fafa, fa tononkalon'ny mpanoratra 1 malaza be izay io, d avy eo nataon'ny Ricky sy Dama indray, d nisy Rakoto Franc kou fa tsy Feo Gasy kou
8. Nananie ( 27/09/2005 10:47)
Tara be njay za.
9. ari.malala ( 27/09/2005 14:05)
:roll::roll:voleo vonikazo v d lasa voulez vous? :-D:-D:-D hafa kely njay zany!:roll::roll:
10. sasa ( 28/09/2005 06:02)
ari.malala k'hita wa kou hafahafa le izy e:-D:-D
11. RADOUXE ( 28/09/2005 15:41)
:-$Za mbola maita voulez-vous ray mlay be voulez-vouslez danser levoulevous le maria voulevoulez danser levoulez vous le maria rozy roza jestème jestème rozi roza jestème voila=D
12. sonwin ( 28/09/2005 15:51)
=Do^o=D
13. Veloo ( 28/09/2005 17:04)
:roll::roll::roll:
14. mamzelkely ( 29/09/2005 07:47)
=)) =)) zestème zestème inn njay no ts hitako... =))
15. ari.malala ( 29/09/2005 10:56)
RADOUXE:

:-$Za mbola maita voulez-vous ray mlay be voulez-vouslez danser levoulevous le maria voulevoulez danser levoulez vous le maria rozy roza jestème jestème rozi roza jestème voila=D




:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=D=D=D=Dnahay enao Radouxe!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. mamzelkely ( 29/09/2005 13:13)
=))
17. Veloo ( 29/09/2005 16:19)
mbola tsy mampime :roll:
18. sasa ( 30/09/2005 04:25)
=))=))=)) otran'ny mbola misy voulez-vous an'i ABBA kou fa tsy tadidiko le tonony klé
19. sonwin ( 30/09/2005 06:31)
Veloo kibikibiho ny kibo de mimémé toi e
20. mamzelkely ( 30/09/2005 12:39)
=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4101