ny fianarana sy ny asa

1. jon ( 24/09/2005 15:01)
azo atao ve ny miasa no sady mianatra!
mety ho tafa ve!
novalian'i jon ny 06/10/2005 15:13
2. sipagasy ( 24/09/2005 16:24)
tena mety tokoa @ izay ianao tsy miankina @ olona fa noho,'ny herinao ny nahatafita anao, Mazotoa e!

Alamino fotsiny ny fandaharam-potoananao
3. maditra ( 24/09/2005 18:07)
Mety izany fa tadiavo fotsiny ny tsy hampifanohitra an'ireo. Ny resaka emplois du temps izany sy ny sisa.
4. Jemes ( 24/09/2005 18:14)
Ny zavatra rehetra dia mety avokoa raha ainao ny mandamina azy, miakina am oul ts11 io ee
5. jajaf401 ( 25/09/2005 03:19)
Mety fa eto enao no vao mianatra mampifangaro ny lohan'omby roa ao anaty vilany 1 , de ezaho fotsiny tsy ho echoué karaha mitondra sambo roa!!! :-D:-D:-D
6. fasaly ( 25/09/2005 08:39)
mety miaraka raha ohatra ka tsy manao ora be tafahoatra ianao amy asa, manjary vizana be ny ihany de tsa mazoto mi bosse tsony de tsy miditra ny feeling amlay hianatra e!
7. Herimiafina ( 04/10/2005 04:59)
Izany aza no tena izy. Ny asa mantsy mahadonto ka mila mandranitra saina ianao indraindray ka tsara raha sady miasa no miantra.

Ny mahatonga an'ilay hoe tsy mahazaka ny sady mianatra no sady maisa anefa dia resaka fotoana mifanindry fa tsy de le hery loatra tsy akory no tsy ampy.

Ny zaza aty ivelany 14 ans de efa miasa daholo nefa mbola mianatra koa.
8. jon ( 05/10/2005 11:55)
misaotra betsaka hanareo @ny torohevitra !
fa ny mbola manahirana ahy de izao : zaho de classe de 1er niala nianatra ka @ izao za miasa zao no mba haniriko ny hanohozako azy ka tsy aiko ny fomba hanohizako azy !
hanao cour du soir tsy mety satria ny cour manomboka18h à 20h!
kanefa za miditra 14h à 20h!
fa ny maraina hiany za libre isan'androis'anandro!
de haona no tokony ho ataoko !
mila hevitra aminareo mba efa tafavoaka !
9. pika ( 06/10/2005 05:23)
nahatody h@farany ny classe de 1ère ve ianao sa nijanona teny an-tenantenany?
mitaky hezaka betsaka izany
raha misy ankizy efa terminale eo akaikinareo na havanaeo dia miaraha mianatra aminy any an-trano, mamonje bibliothèque koa,
ny tsara koa dia raha misy ankizy vao afaka bac vao haingana dia asivo ampianariny koa
10. estine ( 06/10/2005 08:17)
edrey ka @zao generatiô anareo zao anie anaka be fianarana itan-droky reny le fomatiô prôfesionaly reny misy karazany,misy cours di matin ,ny soira ,eie! fangah moa le bodo kely tsy azo atao @atondro ty cours di soira haha:lol::lol::lol: dadabe ko efa we cour du soir de @ ariva 'izany, haive za vô nanala,ka manôva 'zany ndroky le matin, eny @iestim,iscae, isskam....;:idea: sns.....e! esty ary tsofindrano @ rora paraky zatsy hotafitasoa hotahian'Atr sy ny razana leroa!!
11. jon ( 06/10/2005 15:13)
misaotra betsaka anareo jiaby nanoro hevitra fa tena voaray !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1252