fampiasana zaza tsy ampy taona.Ahoana ny @ io?

1. estine ( 23/09/2005 12:57)
Vao tsy ela izay no nankalazaina ny andro iraisam-pirenena @ady atao @ fmpasana zaza tsy ampy taona ( fmpasn zaza tsy ampy taona carte rouge);ny mahagaga anefa dia ny fampiasana zaza @asa azona vola kely toa izay hita aty afrika,oh: eto @tsika: mamaky vato,mivarotra gazety/vonjo...sns...sy ny fivarotana drogue any eropa sy amerika,ireny ihany no toa enjehan'ny làlana sy iharan'ny fanakianana iraisampirenena,fa ny fanaovana film na serie na cinema,publicité,...indridra ity pazzapa raha tsy hijery aftsy izay eto antoerana isika dia toa jerena fotsy ohatra ny tany nahalavoana,na ny marimarina kokoa mody atao toy ny ambanimaso tsy hita satria mampidibola be hoa an'ny mpandrahara,ny fanjakana ny ray aman-dreny azoana laza, voninahitra angaha! satria miseho TELE,fantatr'olona malaza,STAR-KO!nefa......!
novalian'i andryfaly ny 10/10/2005 08:01
2. moi ( 23/09/2005 13:56)
Raha misy accord parental ve mbola misy olana ?
Ary raha tranga pazzapa : azo lazaina ho mampiasa ve ? Sa mampilalao ?
3. ari.malala ( 23/09/2005 14:48)
mampiasa v ny pazzapa?:roll::roll:tsia kos ngamba hoy aho! fialam-boly le izy amiko
4. booboo ( 23/09/2005 15:43)
fanambaka oul klou amiko vô misy lé vote par tél ireny, dé ôtra oe lé ankizy no lasa "fitaovana".
5. HeryLo ( 24/09/2005 08:43)
Lé pazzapa aloha fijeriko azy aty ivelany aloha dia woé fitadivana dokambarotra na ho an'i sposnor na ho an'i Ankizy manao anlé izy.
Aty ivelany zay fa ny ao anatiny mbola :?: amiko aloha.
6. xxx ( 24/09/2005 18:14)
tsy hainao akory ny manavaka ny fampiasana zany hoe fanandevozana sy ny miasa fialamboly. Mba falifaly ery zao ianao raha ny zanakao na namanao le tao @ pazzapa, fa ny tena mpiasa mafy dia ireo mpiasa trano ohatra, na mivarotra antsisindalana, any afrique mo dia ireo alefa miady. Ka na izany na tsy izany dia tsy rariny ny fampiasana ny ankizy kely ireo nefa asa mbola ho ela vao ho voavaha ny olana.
7. moi ( 26/09/2005 06:00)
Raha tena hitarina ity resaka ity dia lasa hoe aleo hajanona hatreo aloha ity pazzapa3 ity fa efa miditra ny mpianatra. Zon'ny ankizy mantsy ny alefa mianatra, (fa tsy gadrana ao amin'ny fonja villa:^))ka amin'ny vakansy noel indray zany no tokony hatao ny tohiny e !
Sa moa tsara be ny valisoa karama homena ny ankizy ?
8. kavaly ( 26/09/2005 20:16)
marina izany rehetra voalazanareo izany
9. estine ( 04/10/2005 12:00)
miarahaba e! matoa anie ny ankizy tsy feno taona manao anio pazzapa io efa neken\'ny R.A.D e ,maritokoa ny hoe fialamboly kanefa \'zay no anarotsaronan\'ny sasany tsy mety ataony \"phénomène national\"\'zao ny pazzapa manaiky aho fa io erantany oh:harry poter mbola zaza anie iny mpilalao azy iny dia efa nanao io film io ry soeur wilsons ,kanefa ny firenena mikambana,sy ireo ONG ,na ny american malaza fa ambony indrdindra @fitandroana ny maha olona aza mijery fotsiny .ka le izy wa de izao e!rehefa azoana vola tsy toko tsy forohana dia tsy maninona na eo @firennena na eo @ R.A.D Sa ve efa niova an\'izay ny lojikam-pianana.dia zanaky tsy manankatao ,izay mba mitsinjo ny fahavaelomany @fitaomambiriky izany mba ohoana:?: mangataka izy anefa jerentsika fotsy ra tahiny manome aza 100ar ny ambony indindra @kapobeny no omentsika ,misaotranizay manome:!:raha mangalatra izy ,mahazo ozona,vonoana,gadraina.....anefa raha mba misasatra izy lazaina fa manary ny zony....hafahafa:!:
.
10. xxx ( 10/10/2005 00:57)
amiko aloha dia azo ampiasaina mihitsy ny zaza raha misy accord avy @ RReniny. Io nefa tsy hoe asa fitadiavam-bola sahady, fa asa fanazarana sady fampianarana nefa tsy gratuit. Ohatra izao ireny mpanao film ireny, dia sady ampianarina anie ireny ankizy ireny no milalao e, dia nefa payes. Fa ilay mivarotra gazety eny @ arabe kosa dia tsy misy education mihitsy fa tonga dia fitadiavam-bola tsotra izao, ka tsy ara-dalana loatra amiko. Ny ankizy manao film ireny anie tena manana ecole mitokana mihitsy e, dia mivoatra @ iny ilay ankizy. Koa tsy azo generaliser-na ilay izy fa misy mety nefa kosa misy tonga dia hita hoe mampiasa kely izany!
11. andryfaly ( 10/10/2005 08:01)
ny ahy indray fanamarihana fotsiny
angamba tsika rehetra tsy misy tsy milaza sy mitaraina fa sarotra ny fiainana!
remarque hitako fotsiny nandrindra iny vac ny ankizy iny !maro ny ankizy "vavy" indrindra indrindra no nitady travail de vacance !ary rehefa nanotaniana izy ireo ny antony hitadiavany asa , dia saika mitovitovy daholo ny valiteny " =>besoin pers/l" vitsy zany mba nisy nilaza hoe hanampiana ny RAD sy ny fianarana zany!
fa io dia arakaraky ny fomba nanabezan ny Fiarahamonina an ilay ankizy ihany !no mahatsara na maharatsy ilay fampiasana azy

fa ny resaka mpampiasa ! impiry moa no tsy misy izany tsindry azo lena ,fampijaliana ...mianjady any izany ?eny na @ olona efa ampitaona aza!
tsika eto madagascar zao efa miaina ao @ systeme economique Capitaliste! ka rithme sy concurence foana ny fiainana ao anatin izany!
ka zay fetsifetsy sy tiakarokaroka ihany no matetika tafavoaka !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1623