Mandeha rà refa manao rapport

1. xxx ( 23/09/2005 06:46)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra, miala tsiny fa mba hanao anonyme kely ny tenanay androany, fa aza anihaniana na zany aza fa tena resaka serieux ty an! :)

Refa manao rapport za d mandeha rà, inona kay no antonymahatonga izany? sao d mba misy gyneco afaka mamaly re azafady â! nisy fotoana aza tena hemorragie b mintsy,, d nila nitsindrona dicynone 2 ampoules vao nijanona le rà. Misaotra mialoha ê! :)
novalian'i Beinjy ny 30/11/2005 17:12
2. Chuan ( 23/09/2005 07:29)
Tena tsara angamba ny dokotera mivantana no anontanian-dry an`izay !
3. fasaly ( 23/09/2005 07:59)
mbola tsy grave angamba matoa indriko tsy mandeha haingana any amy gyneco! inona no hiandrasana kay???
aza atao somonga ny fahasalamàna e!
4. sherillalove ( 23/09/2005 08:13)
Nef ve ny rapport ndry ts marary?mba manantona gynéco f ts fantatra ny antony zany?
5. xxx ( 23/09/2005 08:17)
tsy marary le rapport ka! eny fa hanatona gyneco ê! misaotra betsaka!
6. nikopol ( 23/09/2005 08:35)
za aloha tsy zyneko fa sao de mbola vierge njy io?
ny any aroriana sa ny any aloha aloha ?
mety mahafaty io an fa mandana dokotera :lol:
7. ratole ( 23/09/2005 08:50)
Ary raha miova partenaire ve dia mbola mandeha ra ihany ? Tongava aty hoe mba andramako fa mety tsy mandeha intsony izy avy eo
8. mamzelkely ( 23/09/2005 09:06)
k'efa we aza hananina alo izy fa mba danz ihany anie zany e...
manatona ky dokotera fa tena sarotra be zany probleme njy zany fa mety possible conséquence le hémoragie nahazo anjy le izy an...:)
9. ari.malala ( 23/09/2005 09:08)
ratole, tsy manjary enao!! le olona mba efa hoe aza anihaniana mbola manao hadalana ihany!!
10. vaovao ( 23/09/2005 09:47)
miaraka mankany @ dokotera mitsy nareo roa fa tsy hay ko nge ra tsy mety aminao le an'leiry e!misy mihitsy ol tsy maitsy ferana ny azy ny miditra fa mankarary ny sipa, d sao mba sendra an'zany ko enao, efa nahita aho manko fa le sipa ndray ts nety niteraka mihitsy raha tsy noferana hoe hatreto ihany no mankany ny an'lery!!andramo aloha fa mino aho fa io ko no mahazo anareo!!
11. rurik ( 23/09/2005 09:59)
ratole mba misy resaka afaka hatao vazivazy fa mba mieritrereta aloha vao manoratra. manatena izy fa manana namana izay no nahatonga azy nanotany nefa ny teninao toa tssss mieritrereta re an
12. ratole ( 23/09/2005 10:04)
ari.malala - mamzelkely > Fa maninona aho no lazainao fa tsy manjary. Resaka tena serieux anie io resako io e! Sao dia avy any @ partenaira-ny no mahatonga izany. Matoa izy nitsindrona dia efa mba nanantona dokotera ihany. Tsy fanttrareo ny momba ahy sy ny talenta ananako dia avy hatrany ianareo dia mitsara fotsiny. Aleo aho tsy hiteny fa vao maika lasa probleme indray.
xxx > arhaho izay torohevitry ny olona e! aza raisina intsony ny ahy fa hevitr'adala. Mirary fahasalamana ho anao
13. Arimanana ( 23/09/2005 11:27)
mba tsy mitovy fotsiny ny hevitra ratole a.fa izao e: misy facteur be dia be mety mahatonga izany:mety ho incompatibilité-nareo roa, mety ho aretina, mety firafitry ny ao anatinao ao mihitsy, mety koa hoe mbola tsy vonona tsara ianao de efa tamy lery, mahita fahafinaretana amin'ny rapport ve nefa ianao?
Manatona dokotera no tsara e Mirary soa
14. adidy ( 23/09/2005 11:37)
Tsy maintsy manatna gynéco hianao dia jerena ny col, dia manao frottis vaginal.
15. cristal ( 23/09/2005 11:53)
(l)Ny hany kely fantatro aloha de zao no mety mahatonga izany e!Possibilite reto an:Mety misy fery ao anatinao ao(tranonjaza)na koa mety ho nisy voadoana mafy t@ nareo nanao rapport,de refa manao nareo de miala lay izy de mandeha ny rà,zay no nahatonga anao hijindrona anti-biotique mba ho maina lay fery,de tokony hitsabo tena aingana sao lasa kansera io anie e!2/Na ny miaraka @nao nisy maladie sexuelle,na ny tsotra drindra de mety ho lava loatra ny an'lery(tsy vazivazy zany an!)de manindrona ny any anaty any mafy loatra!
3/Azafady raha mieritreritra ratsy fa tena fitiavana no itenenako izao,mety nisy fanalan-jaza ve nataonao,raha nisy de aza afenina ny Dokotera mintsy refa makany!Farany de aza manao firaisana intsony aloha e!Fa tena mety misy risque @ tsy ampiteraka zany any aoriana raha tsy tsaboinao haingana.Mirary soa ho anao e!
16. vegas ( 23/09/2005 12:12)
toc toc toc!! bonjour dokotera! ......
zay sisa
17. xxx ( 23/09/2005 12:31)
Arimanana:

mba tsy mitovy fotsiny ny hevitra ratole a.fa izao e: misy facteur be dia be mety mahatonga izany:mety ho incompatibilité-nareo roa, mety ho aretina, mety firafitry ny ao anatinao ao mihitsy, mety koa hoe mbola tsy vonona tsara ianao de efa tamy lery, mahita fahafinaretana amin'ny rapport ve nefa ianao?
Manatona dokotera no tsara e Mirary soa



ie, mahita ka!:oops:
18. nivoha ( 23/09/2005 12:38)
zà nisy moment efa nanao toy izany dé namonjy gynéco aingana.kyste tao @ ovaire no anton'ny ahy t@ zay.Nanao eco vao hita zany a.Tsotra fotsiny ny torohevitra mamonje aingana gyneco.Ny ahy nolevonina fotsiny dé afak fa tsy nodidina akory
19. deghany ( 23/09/2005 13:41)
ratole:

Ary raha miova partenaire ve dia mbola mandeha ra ihany ? Tongava aty hoe mba andramako fa mety tsy mandeha intsony izy avy eo


andramana!! hehehehehehehe

20. deghany ( 23/09/2005 13:42)
fa jereo matetika iany ny braguette'n'le gyneco sao mivou tampoka eo an!! heheheheheheh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6426