Mandeha rà refa manao rapport

21. pitchou ( 23/09/2005 17:53)
ary aza laozan-dry mijery ny adalan'i degany eto fa ndana indry mande any @ gyneco wa!
22. Herimiafina ( 23/09/2005 18:33)
Misy troubla hormonale izany fa tsy mbola fantatsa na ovariene na hypophysaire. Tonga de mandé le comandy avy any amin'ny hypothyse de mandefa koe le overa de misy contraction uterine kely de mandeha rà.:-D:-D:-D:-D

23. Herimiafina ( 23/09/2005 18:34)
diso le smiley fa tsy hoe mananihany an.
24. fijo ( 23/09/2005 20:01)
spasfon izany hoanina e.dia mijanona le contraction.
fa ilay izy ve,vao izao,sa efa toa izay foana?
raha sambany mantsy dia mety voadona,nefa aloha manantona ihany mpitsabo e
25. zakilinina ( 23/09/2005 20:54)
Tsy misy resaka halavàn'ny filahiana io ry xxx satria sady mahazo tsirony ianao mandritry ny rapport no tsy maharary fivaviana.
Kanefa Radoko ihany no mahita ny fanafodin'io ry xxx.
26. Herimiafina ( 23/09/2005 22:43)
Sao de tsy miasa aza le glandy de bartholin anareo ry xxx de tairinareo maina be le izy de mandé rà?

Ampy tsara ve alou le prelida de lubrifié tsara le izy vao atsofoka?
27. ttittie ( 25/09/2005 16:24)
betsaka ny olana mety hahazo anao fa ny tsara indrindra dia mandehana mpitsabo raha mbola mieritreritra ny hiteraka za manana gynecologue mahay be raha tia ndry izay fa valio raha ilainao io e! tena milay io fa tsy dokambarotra akory
28. xxx ( 26/09/2005 10:07)
Misaotra betska aky ttittie fa za aty Dago, sady niantso ny dokoterako koa za teo d we manao echo alo za vao mijery gyneco â! d zay zany! :) misaotra betsaka daolo na reo nanoro hevitra na reo nananihany ê! :) namako fôna nareo. :)
29. Herimiafina ( 26/09/2005 12:22)
Enao kou namany foana. biz biz.:*
30. mignone ( 26/09/2005 16:33)
xxx > mila manao frottie koa ianao dia sitrana soamantsara e !:-*
31. Veloo ( 26/09/2005 18:35)
misy antony betska no mahatonga an'io:
mety vizana be enao
mety misy fibroides
mandana mijery radoko aky a

bonne chance an
32. Herimiafina ( 26/09/2005 18:56)
Fibrome ve zany fibroida ry Veloo?
33. Veloo ( 26/09/2005 19:00)
ie oay kle tena adiniko ay mo tsy mitovy :-D:-D:-D:-D
fibromes mamorona zavatra betsaka mihitsy.
34. Herimiafina ( 26/09/2005 19:05)
Fa inn le fibroida raha izany, sa noforonin'i Veloo. Omena prix Nobela mantsy raha nahaforona zavatra manja be?
35. xxx ( 27/09/2005 08:51)
mignone:

xxx > mila manao frottie koa ianao dia sitrana soamantsara e !:-*



in le frottie kay azafady? misaotra betsaka @ firarian-toa ê! :)
36. booboo ( 27/09/2005 09:05)
ôtra somary kikisan'i gygy-nao ny ao @ vagin dé iny no alefa any @ labo d'analyses avy teo (tsy marary sady tsy mampitahotra no tsy ela beeeee).
37. deghany ( 27/09/2005 15:17)
pitchou:

ary aza laozan-dry mijery ny adalan'i degany eto fa ndana indry mande any @ gyneco wa!



zay kou 'lah zay!!!! tslèèèèèè heheheh
38. mignone ( 27/09/2005 15:44)
xxx io lazainy booboo io ,otrany coton tige be zay no angalana (zvt) moramora ao @ vagin nao ao de atao analyse dia hitanao eo ny resultat oe misy inn ao na tsia , tsy marary fa mangitikitika mahasosotra ka !

sitrana soa e!:-*
39. deghany ( 28/09/2005 14:32)
mahafaty kou zany théorie ato zany le!!! heheheh
40. Veloo ( 28/09/2005 16:16)
o ry kala hery a,
fibroide (anglisy)= fibrome (frantsay)
xxx a serieux e jereo izay nolazaiko waaaaaaaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3301