Mandeha rà refa manao rapport

41. xxx ( 29/09/2005 06:25)
efa nahazo ttsy t@ dr d @ herinandro ny echo ê! :) milaza valiny eto ihany. Mbola mamerina ny fisaorana bdb ho anareo rehetra. :-*:-*:-*
42. Veloo ( 29/09/2005 14:51)
xxx ka valiny tsara va no azon-njy? karakarao tsara ny fahasalamana an :-*:-*
43. xxx ( 30/09/2005 06:52)
mbola @ larobia ka, fa raha ny fanazavana nataon'le dre d we mety efa akaiky ony ny règle ko d zay no nahatonga anle rà, nefa efa ny ampitson'le nande rà vô tonga ny règle ko, d tsy haiko... le rà alo zany tsy we bdb anie fa hita nanasy drap d zay no nampatahotra ana sy ny fiance ako ê! :)
44. fijo ( 30/09/2005 20:21)
mbola mandeha ra ihany ve????
45. xxx ( 03/10/2005 07:16)
:) tsy nisy intsony :) mety marina ny filazan'ny dr fa hatao ihany ny echo @ alarobia d tenenina eto ny valiny ê! :)
46. Herimiafina ( 04/10/2005 00:13)
Sao de mba misy herpes ry tonaka e? Efa elabe ve sa efa taty aoriana vao nandeha rà? Aleo jeren'i Dokotera fa sao de herpes e. :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
47. ari.malala ( 04/10/2005 08:54)
in ty herpes ry herimiafina?
48. menakely ( 04/10/2005 11:08)
salut aky ttittie an!
za aky tena mila gynecologue fa mety manana olona mihitsy,raha eto paris na banlieu dia tena mba tahin'Atra enao eh fa miady irery aty an-tany lavitra,misaotra mialoha.menakely!








ttittie:

betsaka ny olana mety hahazo anao fa ny tsara indrindra dia mandehana mpitsabo raha mbola mieritreritra ny hiteraka za manana gynecologue mahay be raha tia ndry izay fa valio raha ilainao io e! tena milay io fa tsy dokambarotra akory



49. Veloo ( 04/10/2005 17:39)
ari.malala a otran'ny gonoccoque aky a, aretina azo @ fanaovana....:°)
50. Herimiafina ( 04/10/2005 22:31)
Virus be manadala ny sipa mihintsy le herpes e. Mifindra be mahintsiny na any amin'ny gabone aza.

Mety mifindra koa, eny amin'ny molotra, ny tanana, ny nofo malemu rehetra e. Mitovy amin'ireny ataontsika hoe mivoaka fanaviana ireny eny amin'ny molotra. hehehehe:-D
51. xxx ( 06/10/2005 05:45)
avy nanao echo zany omaly dpoly micro kystique no resultat, tsy haik ona grave na tsay fa ny tenin'le dr d we vokatry ny tsy fanaovana rapport ela b ony? tsy azoako tsara...
52. Achia ( 30/11/2005 16:21)
Veloo:

o ry kala hery a,
fibroide (anglisy)= fibrome (frantsay)
xxx a serieux e jereo izay nolazaiko waaaaaaaa


Ny ahy zao ny feverako anzany de we zazakely brone be kay za venjana
53. Beinjy ( 30/11/2005 17:12)
deghany:

fa jereo matetika iany ny braguette'n'le gyneco sao mivou tampoka eo an!! heheheheheheh

Tena midegany marina Hihihi

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0866