Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Herimiafina
(
30/09/2005 03:58)
Ny fitondrana ny fandrosoana dia toy ny fambolena voninkazo.
Inona no mahatonga ny voninkazo haniry.
Tsy nobaikoinao haniry izy sanatriavina, na no-forcer-nao haniry.
Mitombo ho azy izy, mitombo halava, manome rantsana isankarazany, mamelana ary mamoa.
Tsy i...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 30/09/2005 12:14
Herimiafina
(
30/09/2005 03:44)
Ny teny vary amin'anana.
Henjehina ankehitriny ireo mpiteny vary amin'anana. Tsy mety nefa izany satria mibahana ny maha-olona azy.
Nisy ny fanagasiana, ny fampianarana ankehitriny koa anefa dia teny frantsay avokoa. Victi...
tohiny
novalian'i pitchou ny 25/10/2005 20:31
jos13
(
29/09/2005 21:27)
fitia mandeha ila
misy vhv 1 tara @ lhl iray nefa ranamana io d tsy miraika @ ilay vhv, inona no tokony atao mba hampitovy tatana anilay fitiavana sy ampikambana azy 2, nefa marihana fa ilay lehilahy tsy d tsara loatra...
tohiny
novalian'i kiali ny 07/10/2005 18:01
ramhors
(
29/09/2005 20:50)
Hasoavan-jaza(didipaotra), famadihana, vody ondry, vody akoh
Mba eritreritra mandalo ny ahy ity hoe mbola misy mampihatra ve ireo fomba malagasy ireo any an-dafy any? Hoatra hoe hasoavan-jaza! tsy hoe vao teraka dia tapahana a! fa rehefa afaka roa taona iny, iz...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 14/10/2005 01:00
hery
(
29/09/2005 20:37)
Fitsangatsanganana sy Cabaret-Dancing
Ho an'ny namana ao Dago.
Misy hetsika fitsangatsanganana sy Cabaret-Dancing karakarain'ny Namana serasera Dago ka manomboka ny Asabotsy 19 novambra 2005 amin'ny 9 ora maraina ka hatramin'ny alahady ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2005 21:46
jos13
(
29/09/2005 18:41)
fitia mandeha ila
misy vhv 1 tia lehl iray nefa io lhl io tsy tara @ d inona notokony atao mba ahatonga ilay fitiavana reciproque?, ny mahagaga anefa io lhl io tsy dia mankaiza loatra fa ilay sipa manja b nefa tsy maha...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/10/2005 15:32
Moussa
(
29/09/2005 14:42)
Mitady jo aty @ tanana
Sainga mitady jo aty Finda aho ho an ' izay gasy interesser de ity ny e-mail aroniainaangelin@voila.fr...
tohiny
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 05:00
booboo
(
29/09/2005 13:37)
" développement personnel "
Ho an'zay tia resaka coaching sy développement personnel ity site ity. Mbola tsy vita hatr@ farany, hoe, fa efa misy azo vakiana sy saintsainina na izany aza !
www.re-bonds.net...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 07/11/2005 15:07
ponita
(
29/09/2005 13:22)
gasy sy vazaha= prostitution foana ve?
azo lazaina fa endrika iray @ prostitution ve ny fiarahan'ny gasy lahy na vavy amin'ny vazaha? na dia tsy mitononona fa ho mpivaron-tena aza izy!
ahoana ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i diloo ny 26/10/2005 23:35
aliotsy
(
29/09/2005 13:11)
Tondrom-peo ny "Andriamanitra inoako" an'i Bessa
mba misy afaka manome ve azafady tompoko ? misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i RADOUXE ny 25/10/2005 16:20
xxx
(
29/09/2005 12:10)
Iza ilay hoe fitovizan-jo eo @ lahy sy ny vavy?
Mbola misy ihany ny lehilahy mpanao didy jadona, manao ny vehivavy ho "ambany"zo noho ny lehilahy!Aminao rariny ve izany sa tsy maintsy izay tian'ny ralehilahy foana no arahina na mety na tsia , satri...
tohiny
novalian'i lilbon ny 04/10/2005 05:18
jos13
(
29/09/2005 10:12)
didipotra
fomba malagasy ny mamora zaza lahy na ny lehilahy gasy, fa ny tena tiako fantatra we inona ny antony tsy maintsy hamorana ny zazalahy sy ny fihatraikany eo @ fahasalamana ,zany we , ny lafy tsara sy n...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/10/2005 16:16
Jemes
(
29/09/2005 08:23)
Anana tsy fihinana
Inona ary ny anana tsy fihinan`ny lehilahy?
Andao njay ary ô?
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 25/10/2005 20:45
hery
(
29/09/2005 07:20)
Filazana manjo (USA)
Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa :
Rtoa BAKOLY ANDRIANANTOANDRO
dia nodimandry ny Alarobia 28 Septembra 2005 tao amin'ny Mon...
tohiny
novalian'i estine ny 10/10/2005 08:34
Herimiafina
(
29/09/2005 06:53)
Samy hafa ny manager sy ny leader.
Ny manager dia ilay olona eo ambony seza anaty birao milalao taratasy marobe, miandraikitra fandrosona na orin'asa izany na firenena. Ilay tsy manaiky diso mihintsy ary mpanaraka lalàna be mihintsy a...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 15/10/2005 00:40
nikopol
(
29/09/2005 06:52)
Sipa minono akibeantongotra
Fantasma an'ilay sipa izay hatramizay hono ny minono akibehantongotry ny olontiany. Taminy voalohany sadaikatra ihany aho saingy refa nataony ilay izy dia hitako nilay be mintsy (ouuuhay ! mamamia). T...
tohiny
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 04:53
LazaRandri
(
29/09/2005 06:46)
Vaovaom-piangonana
Tetsy sy teroa any am-piangonana:
- Antsan-tononkira amin'ny Alahady hariva eto am-piangonana, [b]ilay vavahady lehibe idirana[/b]
- Tongava manampy ireo tafika [b]masina[/b], ento ny kilalao sy h...
tohiny
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 17:24
Herimiafina
(
29/09/2005 06:22)
Ny zavatra rehetra dia miova avokoa.
Ny zavatra rehetra dia miova avokoa. Tsy mitovy ny zavatra hitanao izao sy tamin'ny adiny iray lasa teo ary tsy mitovy ny zavatra ho hitanao afaka adiny iray ho avy sy ny zavatra hitanao izao.
Ny ran...
tohiny
novalian'i lilbon ny 08/10/2005 04:48
boubounezy
(
28/09/2005 23:29)
inn lé fatasme ny lélah???
za tsy miteny oe orgasme fa fantasme ny lélah no tiko ho fantatr'é!
aiz nareo ry zalah ah!...
tohiny
novalian'i rafely1 ny 21/11/2005 07:33
boubounezy
(
28/09/2005 20:14)
inn ny fantasme nareo lélah reto e!
@ maha vehivavy ny tenako dé mba tiko ra misy oul afaka manazava @ko ra mety...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 13/01/2006 13:26
