Samy hafa ny manager sy ny leader.
1. Herimiafina
(
29/09/2005 06:53)
Ny manager dia ilay olona eo ambony seza anaty birao milalao taratasy marobe, miandraikitra fandrosona na orin'asa izany na firenena. Ilay tsy manaiky diso mihintsy ary mpanaraka lalàna be mihintsy ara-bakiteny na momba ny loi financiere zany na ny loi du personnel, procedures, sns. Manao tsianjery karazana fomba fitenenana, ary matahotra fadiranovana ny manao erreur na fahadisoana. tsy miraharaha afa-tsy ny asany sy izay andraikitra nomena azy, en somme sonegaly nahazo baiko, robot dénué de toute conscience, d'imagination, etc. Miheritreritra fa tampipahaizana, specialista, Fomba filazan'izy ireny matetika ny hoe "l'erreur est humaine" na koa ilay mitady justification isankarazany amin'ny zavatra tsy nety, na manipy ny fahadisoana any amin'ny hafa. Miheritreritra fa indépendant, tsy mila an'iza n,iza fa mahay be dia mahavita tena.
Ny leader indray dia mpitondra ihany koa fa saingy mahay manontany rehefa misy zavatra tsy hainy, miezaka ny mi-remettre en question ny lalàna rehetra misy, ary miezaka ny hampifanaraka izany amin'ny zava-misy sy ny terrain. Mahalala fahadisoana, miaiky fahadisoana, ary mianatra amin'ny alalan'ny fahadisoana. Manova ny lalàna mba hifanaraka amin'ny zavatra ilaina sy ny fiovana. Manana initiative, mi-discuter ordre raha toa ka tsy convaincu amin'ny maha-pertinent (mampitombona) izany, mamimbahoaka satri mitsinjo ny ambany fa tsy mi-plane any ambony any toy ny manager. Mahatsapa fa betsaka ny zavatra tsy mbola hainy ary mangataka ny collaboration ny olondrehetra.
Iza amin'ireo ary hoy ianao no tokony hitanatana ny atao hoe Fandrosoana any amintsika any.

novalian'i Herimiafina ny 15/10/2005 00:40
3. zakony
(
29/09/2005 09:31)
herimiafina> ianareo izany ilay atao hoe ny tandra vadinkoditra fa tsy ny ravoravo natentina...
5. Herimiafina
(
29/09/2005 16:46)
Ny followers dia endrika iray isehoan'ny leadership.
Izay no mahatsara ny leadership, satri à tous les niveaux ilay izy fa tsy mijanona any amin,ireo olona mitondra fotsiny ihany.
Ny mpitondra politika any Madagascar ny fahitako azy dia manager tsotra daholo, tsy misy manana ny antsoina hoe leadership, ny hahafantarana azy dia ny fikatsoan,izy ireo eo anatrehan'ny olana isankarazany, ny fahataran'ny procedures administratives, sns.
Ny ahahafantaranao hoe leader ny olona iray dia mahay mi-surprendre, mahafaly ny miresaka aminy ary positif fioana fa tsy pessimiste tsy mampandroso.

6. LazaRandri
(
30/09/2005 00:54)
Fa angaha tsy ilaina daholo ireo ry namana? Miara-miasa fa tsy misy afaka mandeha samy irery.
- Ny leader no loha
- Ny manager no tanana
- Ny follower indray no tanjaka
- Ny leader no loha
- Ny manager no tanana
- Ny follower indray no tanjaka
"Leadership is not better than management; it has a different function that management. As a matter of fact, great leaders need great managers to maximise their potential. Leaders and managers make great team mates. They need each other. Leaders without managers cannot keep what they grow, and managers without leaders cannot grow what they keep."
7. LazaRandri
(
30/09/2005 01:01)
Famintinana sy dika teny malalaka:
Ny leader tsy misy manager tsy mahay mitantana ny zavatra ampitomboany. Ny manager tsy misy leader tsy mahay mampitombo ny zavatra tantanany.

8. Herimiafina
(
30/09/2005 02:50)
Samihafa ny antsoina hoe :
- leadership transformationnel sy ny
- leadership managerial.
Tsy any ilay olna fa ilay fandraisan'ny olona azy hoe ny manager ihany no leader, sns.
Ny leadership (endrika voalohany) dia tsy olona fa toetrana olona anakiray, mety manager izy mety tsia.
Ao amin'ny orinasa iray dia mety manana leadership transformationnel daholo hatramin'ny saofera na hatramin'ny direktera.
Ny ilaina dia olona manana io leadership transformationnel io mba hitondra ny firenena fa manager daholo no eo amin,izao fotoana izao.

9. LazaRandri
(
30/09/2005 05:34)
Herimihafina,
azo eritreretina ho misy olona afaka hitaiza ilay toe-tsaintsika ho amin'izany tokoa ve?
Matetika mantsy isika rehefa miasa dia ataontsika toy ny baiko ilay izy, fa tsy mahatsapa tena ho isan'ny tompon'ilay orinasa mihitsy (na dia tompony tsy mivantana aza).

10. Herimiafina
(
30/09/2005 16:44)
Ny fahitako azy dia ny maha tsy ampy ilay leadership transformationnel dia mitompo teny fatratra ny olona manao ny tenany ho Andriamanitra amin'ny zavatra hataony dia tsy miezaka intsony mianatra sy mihaino ny hafa.
Jereo tsara anie e, fa arakaraky ny maha nahita fianarana be ny olona iray no maha sarotra be ny fitaizana azy.
Ny vaha-olana mba hananan'ny olona tsirairay surtout ireo nahita fianarana, dia amboarina mihintsy ny système fanabeazana mba hampivoitra kokoa ny recherche personnelle, autodidacte, échanges d'expériences, concertation. Fa tsy atao ilay dictée be sy tsianjery maimbo ireny intsony fa tsy mi-favoriser ny fanitarantsaina ireny méthode ireny.
Hany ka nanamboatra jamba be dia be.

11. LazaRandri
(
30/09/2005 23:34)
ka io mihitsy no mampieritreritra ahy hoe misy mpanabe azo ianteherana momba izany ve? Raha ny mpanabe mantsy no tsy mahefa (na toetra na fahalalana) dia mazava ho azy fa toy izany koa ny fanabeazana atolony.
12. Herimiafina
(
06/10/2005 04:56)
Betsaka ireo azo atao mpanabe manana traikefa, saingy mbola tsy mahatoky tena izy ireny, miheritreritra fa tsy anjaran-dry zareo ny manantanteraka izany iraka izany, nefa ny tsy fantany dia efa ao anatiny ao ilay antso maniraka azy hanao ny adidiny.
13. estine
(
13/10/2005 06:47)
misaotranareo ry herimiafina sy laza ary ny mpandray anjara rht @ty dinika,1 ity za zao tena tsy mahay an'io resahanareo io ampifangaroko.
Eo @ le mpanabe anga no asiako teny eo no ilana ny filozofa angamba, izy ireny angaha no manana fahatokiantene ary afaka miditra eo sehatra rehetra mitondra ny fahendrena @ fampandihantena ,ny moraly ,fara mpandala ny maha olona tokoa izy ireny ary manana maromaro vitsivisty ihany isika eto dago.

14. kitjo
(
13/10/2005 11:06)
herimiafina: interessant ilay sujet
Amiko dia tokony miainga hatrany @ tsirairay sy ny fotopisainanan ny fiovana fa lasa managers dol ny ao dago ny ankamaroany...leadership vahiny ka toa mpanatanreka fts sisa tsika
Raha ao antrano angaha dia azo raisina tsotsotra hoe ny raim-pianakaviana no Leader (loha) ary ny Reny no Manager?
Matetika ny leader sarotra ho azy ny manatanteraka nefa manana ideee maro....misy indray managers miandry baiko fts dia tena azo ianteherana @ izay adidy apetraka aminy fa le mieritreritra idees no tsy voany loatra
Miverina @ tenin' i Laza angamba hoe Tokon ytsy maintsy mifameno...na dia afka mandeha ila iany aza.

15. Herimiafina
(
13/10/2005 11:43)
eeeeh, malahelo zah ry kamarady milaza aminao fa ny dahalo no manana leadership kokoa noho ny fanjakana any amintsika any. hehehehe
16. LazaRandri
(
14/10/2005 04:27)
Herimiafina:hahaha! raha azoko tsara zany ny teninao kamarady dia tsy dahalo ny fanjakana? hahaha!
eeeeh, malahelo zah ry kamarady milaza aminao fa ny dahalo no manana leadership kokoa noho ny fanjakana any amintsika any. hehehehe
17. Herimiafina
(
15/10/2005 00:40)
Tsy ny fanjakana no dahalo fa misy dahalo miasa ao amin'ny fanjakana, izay mahay tokoa ka tsy hananan porofo.